fanalanjaza

1. emonate ( 03/09/2010 09:38)
mba ameo hevitra aho f tena very hevitr mihints bevoka mantsi ni sipako
de mbola tsi te hitaiza zay . ahona no ataoko .iza no hanatonako f ho asaronay leizy
d oatrina kay ni manala zaza .@ zao de aiza no ale mila valiny maika azafady o bavy e! ahona ranga ni ataoko
valio @ allianceizaac@yahoo.fr
misorta
novalian'i bonne ny 27/10/2010 16:36
2. ssendra ( 03/09/2010 16:35)

emonate:

mba ameo hevitra aho f tena very hevitr mihints bevoka mantsi ni sipako
de mbola tsi te hitaiza zay . ahona no ataoko .iza no hanatonako f ho asaronay leizy
d oatrina kay ni manala zaza .@ zao de aiza no ale mila valiny maika azafady o bavy e! ahona ranga ni ataoko
valio @ allianceizaac@yahoo.fr
misorta

entina any am gyneco kou netina aiza ndray ary!
tsy haiko ny any madà na efa misy fanafody hanina dia manapotika avy hatrany ilay
zaza mbola miforona iny, izany hoe potika dia mivoaka rà avy ety ivelany
raha efa olona kely kousa tsy tsara ny manala zaza fa mampalahelo ...
3. rafahafahana ( 04/09/2010 16:52)
Aza vonoina ny zanaka; maro ny mitady fa tsy mahazo.
4. ssendra ( 06/09/2010 18:06)
ka raha tena tsy azo hialàna tsy maintsy mandalo amin'io ihany kosa
fa izy vao mitsiry iny fa tsy izy efa olona no hande esorina
5. vale ( 07/09/2010 17:07)
marina alou io voalazan'i ssendra io, ary raha aty ivelny i Emonat dia manantona mihintsy gynéco, raha any dago kosa ataovy ohatr'izay ihany, tandremo fa misy fetra ny aty ivelany ka sao tara maka RDV tsy ataony intsony raha vao mihoatra ny 12 semaines, ny maka RDV anefa tsy mora, efa tsy afenina sy zavatra mahamenatra moa io zavatra io amin'izao fotoana, ka aza matahoatahoatra manantona gynéco haingana, maka RDV, pour IVG hoe (interrumption volontaire de grossesse), conseil kely ihany anefa, raha mbola misy ny solution hipetrahany maninona raha ajanona io IVG io? sao mantsy anie ka iny iray mitoraka iny ihany ny compagne -nao no mety mmanan-janaka (ça existe an) ka mila fieritreretana tsara alou, d'ailleurs enao tsy maints mbola mandalo test psychologique mialohan'ny handraisanao fanampahan-kevitra miaraka @ Gynéco, mais réfléchis bien quand méme, sodé hanenenana ...bon courage! -_^
6. maeva74 ( 07/09/2010 18:37)
Raha sahala amiko manokana aloha dia sarotra amiko ny hanoro hevitra anao hoe mandehana arokatra sy arokatra. Raha olona mbola tsy reny aho na mbola tsy nahatsapa ny hamamin'ny zanaka dia mety ho nanoro anao, saingy hitako fa lova tsara indrindra ny taranaka ary rehefa natao dia vonona hatrany ny hizaka ny vohoka sy hitsena azy amin'ny fomba rehetra. Maro dia maro tokoa ny maniry nefa tsy mahazo, ao ireo tanora te haka mamy hatrany fahatanorana ka mihevitra ho sakana eo aminy ny fiainany ny zanaka, amin'izao fotoana izao dia efa maro ny reny mbola afaka manohy ny fianarany sy miasa, raha tsy hoe angaha ka asa hafa mihitsy. Tadidio anefa fa aina toa anao izy ary mendrika ny hahazo ny anjara masoandrony satria efa nisy, efa nitsaika. tsy misy hoe: tsy azo hialana izany ny zaza mitsomoka fa ho anao samy irery ny safidy. Mankahery hatrany ary mirary soa ho anareo roa.
7. belakely ( 17/09/2010 16:22)
tsy azo terena io fa ny impact any @ zaza tsy nirina koa no vao mainka loza be manaraka ny arabe.
Izaho manana neveu, tena tsy mbola vonona mihitsy RàR-ny t@ ny niteraka azy(20 ans ramatoa);rangahy mbola tsy niasa, dia noteren-dreniny(renin-dramatoa io an!) hateraka ilay zaza: vokany @ izao fotoana izao samy mitapy na ny reniny na ny zanany (izany hoe ilay zaza noterena hateraka sy ny reniny) satria ilay rangahy lasa nanambady hafa.
Koa raha mbola tsy vonona dia aoka aloha, fa loza mitatao.
8. fijo ( 17/09/2010 19:25)
aza asiana intsony izy amin'ny manaraka,di atsy hobevohoka e
9. vale ( 23/09/2010 15:48)
Fijo< Loooooooool!!!!!!
10. bonne ( 27/10/2010 16:36)
Fa maninona ianareo no mampiasa preservatif raha tsy te-hiteraka fa mampijaly tena ohatr'zany ?ny amour nge mamy ka tsy ahatsiarovantena tsony na de efa ao anatin'ny ovulation aza e, fa tsy tsara ny manao avortement fa tandremo ihany @ manaraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.261