Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
AndriambyII ( 07/09/2010 22:39)
Baiboly nodorana nefa tsy levona t@ andron'dRasalama .
Ary sao dia misy hifandraisany @ io tantara io aza ny eritreritr' ireo belamba silamo manoloana ny hetsik' i Terry Jones ra fijo?... tohiny
novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:28
fijo ( 07/09/2010 22:02)
ity finoana ity wa tssssss;
Des évangélistes américains invitent à brûler un coran ... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 08:54
bazylou ( 07/09/2010 18:17)
fikambanan'ny Malagasy te hiasa
io fikambanna io dia mijoro ary tsy handrava ireo be seza sy be zity poakaty no tanjony. Hanorina Madagasikara vaovao feno traikefa fa tsy atao cobaye isaky ny mihetsika izao. TSy misy 4eme repoblika ... tohiny
novalian'i piozila ny 16/09/2010 18:27
verozoky ( 07/09/2010 18:04)
ry zareo ao liban
mba tena mampalahelo ny mahazo an-dry zareo ao liban ao.Ny ankizivavy ma/sy no lazaiko satria tena diso manambany loatra ny mpampiasa sady tsy misy fandriam-pahalemana mints ka betsaka no maty sy mamo... tohiny
novalian'i katiaa ny 12/09/2010 20:16
AndriambyII ( 07/09/2010 16:21)
Réponse de l'illuminati
Misy zavatra iray evident aloha no hita @ izao fotoana izao , "Les Illuminatis (organisation la plus puissante actuellement ) = des elites trés pointues a travers le monde , en quéte d' un monde n... tohiny
novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:31
infiny ( 07/09/2010 13:08)
illuminati
Ahoana daholo e, Mba ahoana ny hevitrareo momba ity vondrona antsoina hoe Illuminati ity. Misy article milaza fa misy ifandraisany amin'ny Vatikano sy ny TJ izy io nefa toa hoe satanika koa. Ohatra ho... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/09/2010 14:04
Lejoba ( 07/09/2010 11:34)
manala volo @ akanjo
tena sao mba misy mahita fika @ ity fa tsy lasa mihitsy: nanapa-bolo dia hadinon'ilay ramatoa mpanety ilay lamba firakotra. Vokany: feno volo ny akanjo avy eo. Mba nakipaka sns fa misy tavela foana, n... tohiny
novalian'i cyril ny 05/10/2010 21:16
hana ( 07/09/2010 11:27)
karaman'ny mpitaiza
hono ho'aho, fa tsy 700€ net ve ny karaman'ny assistante maternelle 1 volana raha mitaiza zaza tontolo andro, 5j par semaine e? Dia io no alohanao aminy, avy eo mahazo réduction d'impôt ianao ... tohiny
arialy ( 07/09/2010 07:37)
tsy mety makeo am pôt ndray lay zaza
very hevitra aho ry reto fa efa 3herinandro izao , lasa mitomany ilay zanako refa atao eo am pôt , tsy haiko ny antony, na tany am vacances aza moa tsy nety izy, sa ilay fiovana fonenana tam vakansy ... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 29/10/2010 07:23
rabaradaka ( 06/09/2010 13:32)
Hoy i Andry TGV
Mba mandeha ihany moa ny resaka samy tary na dia hoe président aza i dadatoa Joelina, fa hoy lery indray mandeha izay : tena sarotra izy ity ry zalahy ary tena ireto manodidina ahy no tena manahirana... tohiny
novalian'i waou ny 18/09/2010 06:31
andrywui ( 06/09/2010 09:04)
Fa avy aiza ireny " lavenona sy rano voahasina " ireny e ?....
- Misy mantsy milaza fa vovo-paty hono no nakana kely nanaovana an'ireny "hono" hoy aho an ! reko tamin'ny akama fotsiny zany ka sao de mba marina ? - De misy resak'ilay kofa zay koa hoe : hay ve in... tohiny
novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:39
bodonda ( 06/09/2010 08:06)
Herisetra ara-tsaina
Manao ahoana daholo, Mba misy fanontaniana ity: azo raisina ho herisetra ara-tsaina ve ny fanabatibatiana ny mpiasa satria tsy maintsy ny volo (vehivavy) fa miloko kely? voararan'ny lalàn'ny asa ve ... tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 15:35
hery ( 06/09/2010 08:02)
Bizna eto amin'ny serasera
Koa satria efa mandeha tsara tsy misy olana intsony mihitsy ny siten'ny bizna http://bizna.serasera.org dia angamba tsy tokony hanaovana dokam-barotra intsony eto amin'ny dinika. Amin'izao rahateo dia... tohiny
novalian'i ouioui ny 04/10/2010 20:00
rijadolly ( 05/09/2010 18:34)
NY TENA CUISINE
Inona ary no tokony atao voalohany rehefa handidy hena manta amin' antsy?... tohiny
novalian'i ledala ny 21/10/2010 21:46
rijadolly ( 05/09/2010 18:17)
AVOKO
[url=http://]http://www.basyvava.com/2010/09/02/ma%C3%AEtre-avoko-tapitra-ny-fanjakan-ny-mpanao-politika/[/url] T s y amin - k e r y n a amin’ny tanjaka, fa amin’ny fanahin’Andriamanitra no ha... tohiny
novalian'i vonynive ny 08/10/2010 08:58
fhmr ( 05/09/2010 15:15)
my-sao
misy afaka manome ahy ny recette my-sao v o? merci d'avance... tohiny
maholisoa ( 05/09/2010 09:48)
Aleoko mihira
Manao ahoana, Sao dia mba misy manana mP3 an'ilay hiran'ny tarika dihy sy mozika taloha be hoe Aleoko mihira Ohatr'izao ny fanombohany ; Ry vohitra kelin'i dada sy neny Izay mirakitra ireo taolamba... tohiny
novalian'i lembelo ny 23/11/2010 16:32
bazylou ( 04/09/2010 19:05)
tsotra ny anay e,
miala teo daholo fa tsy misy ilana azy ianareo mianakavy, aleo idiranay ny laka fa fandaniana andro fotsiny ny anareo. MIALA ouuusta, alle mandeha daholo na ry tava tsoavaly na ry soavaly be loalika n... tohiny
novalian'i piozila ny 08/09/2010 15:32
sylvain ( 04/09/2010 14:26)
Lasa Raoul ao @ tarika MAHALEO
Raoul ny tarika Mahaleo : nandao ny tany ! Banga iray ny andrarezin'ny tarika Mahaleo : "Raha tsy ho eto intsony aho, fa lasa vetivety, lasa mba hitety, iny habakabaka iny" anisan'ny hira nampalaza... tohiny
novalian'i saho ny 05/09/2010 19:54
aaaa ( 04/09/2010 13:47)
lehilahy sola
sao de mba misy manana soso-kevitra mba hisorohana ny fahasolana eo @ lehilahy.......... tohiny
novalian'i guant ny 05/05/2011 13:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9864