Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 29/08/2010 17:58)
vita hatreo ny aminy izany
ka inona intsony moa fa ny alikakeliny sisa no mivovo ao. vita i le8, tsy maintsy hoe izay koa no nihafarany fa be zity tsy mankaiza akory. vive tgv... tohiny
novalian'i piozila ny 17/09/2010 06:12
vatofototra ( 29/08/2010 09:44)
REGARDER VIDEO La HAT a sorti son Joker, Ravalomanana travaux forcés à perpétuité 28 août 2010
REGARDER VIDEO La HAT a sorti son Joker, Ravalomanana travaux forcés à perpétuité 28 août 2010 - La HAT n'a pas dérogé à son habitude, lorsqu'il y a négociation, il y a toujours un coup d... tohiny
novalian'i andrywui ny 31/08/2010 08:01
Mpanazava ( 28/08/2010 19:58)
Fitiavana hampahafantatra ny fahamarinana eran-tany
Tena tsy mora ny mampahafantatra ny fahamarinana noho ilay fahavalo ara-panahy i Satana manao izay ho hafany mampiasa izay eo ambany fahefany. [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=5VP2vQSQYYA[/yout... tohiny
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 23:25
ndotofetsy ( 28/08/2010 15:07)
l"ancien président Ravalomanana condamné aux travaux forcés à perpétuité
kay daka be io... tohiny
novalian'i rijadolly ny 30/08/2010 19:22
andrywui ( 28/08/2010 09:45)
Tena mandany fotoana ihany le miresaka amin'ny Kato kà... AFO FANDIOVANA ndray hono !!!
--- Isaky ny miresaka amin'ny Kato aloha dia ny ady sy ny taimbava aloha no tsy maintsy "fanokafam-bavony" avy amindry lerony vao manaraka ny valy boraingona amin'ny valinteny sy tsy manaraka Baiboly... tohiny
novalian'i ouioui ny 04/09/2010 00:04
bazylou ( 28/08/2010 07:00)
aiza ihany e
Natsangana daholo ry udempro, blabla rehetra. Zao ry ranjeva hanao tateza mita koa. Dia aorinan'ny tgv zany dia hisy tateza mita ranjevazeva indray. Fa aiza ihany le olona hoe milay be be diploma nian... tohiny
novalian'i piozila ny 27/09/2010 10:49
hery ( 27/08/2010 23:07)
Ny konfesy
Inona ny Konfesy? Ny konfesy dia fomba katolika izay entina hanehoana indrindra ny indrafon'Andriamanitra. Tsy ny halemen'ny mpanota no tena banjinina fa ny haben'ny famelan-keloka omen'Andriamanitra... tohiny
ndenn ( 27/08/2010 22:01)
Al Kaida sy ny Talibano
Misy milaza fa fivondronana sekta maromaro izy ireo , marina ve izany ?... tohiny
novalian'i ouioui ny 01/09/2010 23:16
rijadolly ( 27/08/2010 18:51)
ANARAM-PIANGONANA
[b]JAONA 4: 20 Ny razantsika nivavaka teto amin'ity tendrombohitra ity; fa hianareo kosa milaza fa any Jerosalema no tokony hivavahana.21 Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/09/2010 16:55
mpanazava ( 27/08/2010 17:28)
Filaharana
Matetika lazaina hoe sekta ny finoana iray izay miforona aty afara, sao dia mba misy mahafantatra sy mitanisa amin'ny ankapobeny ny filaharan'ny finoana misy azafady.... tohiny
novalian'i daran ny 01/09/2010 06:24
ouioui ( 27/08/2010 14:50)
ORTHODOXE
Sao dia misy afaka manazava bébé an'io isika , Mpanazava, dahan, ziva6, bord2lais ,ika retsaka , andrwyui sns na rahery aza ( nataoko eny fa na hery aza satria nedala nanangana saina fotsy fa tsy h... tohiny
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 22:34
hery ( 27/08/2010 14:21)
Tena mandany fotoana ihany ilay miresaka amin'ny Temoins du Jehovah
Ok, izaho dia mpandray TJ ao antrano rehefa mamangy ry zareo. Nahafinaritra aloha tamin'ny voalohany satria rehefa raisina tsara ry zareo dia miresaka be tokoa. Ny olana anefa dia raha vao miezaka ian... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 28/08/2010 06:35
mpanazava ( 27/08/2010 13:32)
Konfesy
Ny konfesy dia filazana fahotana na fienken-keloka amin’olona iray na amin’olona maromaro: Mba mifanaraka amin’ny baiboly ve ny fampianaran’ny eglizy Katolika momba ny asa fivalozana sy ny k... tohiny
novalian'i ouioui ny 01/09/2010 23:17
naritsimba ( 27/08/2010 07:19)
FILAZANA MANJO
Araky ny vaovao heno dia nodimandry io maraina io i GHABY(Kintana telo) Mandria am-piadanana ary mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny mpanakanto namana rehetra.... tohiny
novalian'i foudre ny 02/09/2010 11:20
mpanazava ( 27/08/2010 05:03)
Tsy Mahazo manambady ve ny mpitondra fivavahana?
Ny Papa Paoly Faha 6 no nanoratra ilay Sacerdotalis Cealibatus (Tokony ho mpitovo ny Pretra, 1967), ka nilaza fa fepetra takina amin’ny Pretra izany. Nihaiky koa anefa izy hoe:’ ny testameta vaov... tohiny
novalian'i fijo ny 09/09/2010 20:16
mpanazava ( 27/08/2010 05:02)
dimbin'ny Apostoly
Fotom_pinoana hoe manana mpandimby ireo Apostoly 12, ary avy amin’Andriamanitra ny fahefan’ireo mpandimby ireo. Lazain’ny eglizy Katolika fa dimbin’ny apostoly ny eveka, ary dimbin’I Peter a... tohiny
novalian'i Miharena ny 06/09/2010 06:58
maholisoa ( 26/08/2010 18:58)
Fifaninana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris
Manao ahoana Ny fotoana dia ny Asabotsy 25 septambra 2010 amin’ny roa ora tolakandro ka hatramin’ny dimy ora hariva ao amin’ny Faculté de Chirugie dentaire - 1 rue Maurice Arnoux - 92120 Mont... tohiny
novalian'i ledala ny 30/10/2010 23:45
ouioui ( 26/08/2010 15:52)
KRISTY SY PAPE IZA NO LOHAN'NY FIANGONANA? INONA NY FIANGONANA FIZARANA FAHA-II
[quote=Mapanazava] mpanazava - 24/08/2010 07:03 Tsy Mpanazava no hanazava fa ny soratra masina no hanazava satria io no Eken'ny ankamaroan'ny rehetra eto hoe tenin'Andriamanitra. Ny Mampalahelo tokony... tohiny
novalian'i ouioui ny 01/09/2010 22:59
andrywui ( 26/08/2010 07:00)
fantatrareo ve ny dikan'io "symbole" amin'ny tanana io ?
http://2.bp.blogspot.com/_OfOaQh4Qktc/SyY0jnKroTI/AAAAAAAAAxc/uzjw1wnqGS8/s400/Pope_Ratzinger_handsign_001.jpg [img]http://2.bp.blogspot.com/_OfOaQh4Qktc/SyY0jnKroTI/AAAAAAAAAxc/uzjw1wnqGS8/s400/... tohiny
novalian'i Miharena ny 31/08/2010 06:41
soanja ( 26/08/2010 02:57)
Araho anie ity video ity e
http://english.aljazeera.net/programmes/peopleandpower/2010/08/201081864237806607.html Mino aho fa maharaka an'io daholo ianareo. Za manko tara raha vao resaka politika. Io ilay firenentsika. Tsy mi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4999