aiza ihany e

1. bazylou ( 28/08/2010 07:00)
Natsangana daholo ry udempro, blabla rehetra.
Zao ry ranjeva hanao tateza mita koa.
Dia aorinan'ny tgv zany dia hisy tateza mita ranjevazeva indray.
Fa aiza ihany le olona hoe milay be be diploma nianatra avo lenta tokony hitondra an'i Mdg ?
Io aloha dia 2011 vao hisy hitsangana e. Raha hitsangana aza izany......
novalian'i piozila ny 27/09/2010 10:49
2. ifiona ( 28/08/2010 09:01)
Rava sahady ilay tany Votovorona. Io nefa no nantenain'ny sasany hamaha ny olana, ilay hoe solution "malgacho-malgache".
Dia haninona fotsiny izany?


bazylou:

Natsangana daholo ry udempro, blabla rehetra.
Zao ry ranjeva hanao tateza mita koa.
Dia aorinan'ny tgv zany dia hisy tateza mita ranjevazeva indray.
Fa aiza ihany le olona hoe milay be be diploma nianatra avo lenta tokony hitondra an'i Mdg ?
Io aloha dia 2011 vao hisy hitsangana e. Raha hitsangana aza izany......
3. andrywui ( 28/08/2010 10:12)
velona tao ikalaifiona kle.... nitsangana velona tam maty ! saliiii .... aiza ny zus ?
4. ifiona ( 28/08/2010 21:52)
aaaaaaa andrywui marina... saliii! nitondràko zus avy any Dago mitsy toi.
efa niha-hendry ve toi zany sa mbola manadala olona ato ihany ô


andrywui:

velona tao ikalaifiona kle.... nitsangana velona tam maty ! saliiii .... aiza ny zus ?
5. andrywui ( 29/08/2010 07:20)
Nampalaelo be idada r.ifiona fa nozeran.ny olona gadra asa anterivozona mandrapahafaty a. Tsy ni pitie mitsy le bitrolahy iny hon hon hon ... ary ndry koa ifiona za manaja tsara miarahaba toa tonga de petsaindry fotsiny zao le... sa mila ady ....
6. piozila ( 05/09/2010 14:42)
Zany eo ihany, fa irey vahoaka marobe mijaly mandritra ny fitondran-dradomelina no mampalahelo. Hoy ny sasany nanenina: aleo ihany dadanay, fa tsy ilay boay kely tsy milay, terrain fanaovana spectacle ve azo hanina e!!!!!
7. bazylou ( 07/09/2010 18:19)
ka inona moa no olana na boay kely aza io, io aza tsy resinao ,shhhh beuuurrk
Malagasy te hiasa no ady eo e
8. piozila ( 27/09/2010 10:49)

bazylou:

ka inona moa no olana na boay kely aza io, io aza tsy resinao ,shhhh beuuurrk
Malagasy te hiasa no ady eo e

TSY MENDRIKA NY HO FILOHA. TSY MANANA FISINANA FAMPANDROSOANA. NY PROJET TEO ALOHA NO MODY ATAO COPY PASTE. MIRAY TSIKOMBAKOMBA AMIN'NY DAHALO SY MPANGALATROMBY(Navoakany avy any amponja) ARY MIVADIBADIDELA ISANANDRO. MPAMPIASA HERIMPAMORETANA HAMONOANA NY MALAGASY SY HANAGADRANA IZAY MILAZA NY MARINA SY IREO TSY MITOVY HEVITRA AMINY; MATAHOTRA NY MARINA MOMBA NY 07 FEVRIER; EFA FAHAVALOMBAHOAKA SAHADY(TEST TAO AMIN'NY PALAIS DE SPORT TAMIN'ny TOMPOKOLAHY RAOUL), SNS.........ARY MIOMANA FA EFA TSY ALAVITRA AN'I NOSY LAVA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517