Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 26/08/2010 02:32)
Ny nofon-kena mitam-pihavanana.
Hazavao ny fanaon'ny Ntaolo amin'io na hoe fantatrao ve inona io hena io na io karazan-tsakafo io rehefa lazaina ny momba azy? ... tohiny
novalian'i soanja ny 13/09/2010 11:16
sitlo ( 25/08/2010 18:02)
milay korazy
Mba encourageo aloha fa ohatra ny ngoma ny tanàna be izany... tohiny
novalian'i ndyfanie ny 12/11/2010 06:01
ouioui ( 25/08/2010 15:14)
Mampihomehy ahy ilay "jeu de mots" fa tena marina
Comment convertir un catholique ? Décochez-lui un bon coup de pied aux fesses et il se retournera en protestant.... tohiny
novalian'i ledala ny 27/10/2010 23:10
andrywui ( 25/08/2010 13:38)
eny ary misaotra anareo tamin'ny hevitra nivoaka rehetra ! ...
Hery ! efa navoakako daholo ny korontan'entana sy ny vata tato antrano nikarohako an'io valiteny io fotsiny ! misaotra tamin'ireo nahamarina ! - hery ! ianao tsy nahalala an'io VICARIUS FILII DEI io... tohiny
novalian'i Miharena ny 31/08/2010 07:24
arialy ( 25/08/2010 11:02)
réve prémonitoire
iza aminareo no efa nanonofy ka tanteraka ilay nofy? efa tratran'io aho, efa nanonofy in4 atramin'ny nahakely ahy, ary tairin'ilay nofy, tonga dia mitepo² be ny fo, ary ny ampitso na ny afak'ampits... tohiny
novalian'i Miharena ny 31/08/2010 08:00
arialy ( 25/08/2010 10:33)
op ony manao favoritisme
misy fona ny miteny oe ny op tsy mandaka namana, nefa refa anotaniana ilay pseudo oe iza lay naman, ovina no nitranga ny film, tsy mahita avaly lazaina fona koa ny op oe masika sy injuste refa misy ak... tohiny
daran ( 25/08/2010 06:58)
ara-bakiteny ve ny afobe na helo mirehitra ao @ baiboly?
mba ahoana ny hevitrareo mahakasikan'io fanontaniana io? Mampijalijaly olona mandrakizay mandrakizay ao anaty afobe mirehitra ve A/tra? [b]ho an'ireo milaza fa ts ara-bakiteny[/b], afaka manazava v iz... tohiny
novalian'i Rakfens ny 13/03/2015 19:14
bobimarolahy ( 24/08/2010 17:49)
EFA AZY TANTERAKA KAY LAY AMBOARA FA ISIKA NO VARIANA TSY NANISA
Tonga saina tampoka aho raha tsy nikitikitika pôlitika elaela, kay tokoa moa ka efa nody any antranon'ratsirahonana ny amboara @ fanonganam-panjakana (91-2002-2009). Tena breziliana mintsy lery amin... tohiny
hery ( 24/08/2010 14:57)
Misy elefanta
Naha toran'me ahy mafy omaly :-) [img]http://www.lazypalace.com/img/bizarre-and-odd/worst/worst16.jpg[/img]... tohiny
novalian'i arialy ny 25/08/2010 11:13
Ruz9 ( 24/08/2010 14:48)
TSY MISY IMPUNITE?
Tsy misy impunité, hoy ny hirahiran'ny FAT sy ny mpanohana azy, raha izany tokoa ampiharo e, ary aza ny raharaha 7 feb 2009 ihany no roritina, fa ao koa ny 26 janv sy ny hafa e. Raha ny momba ny r... tohiny
Ruz9 ( 24/08/2010 14:07)
MIARO NY VAHOAKA?
Mazoto mitety tany kosa ramatoa ministra a, dia mizarazara zavatra a Hitondra inona ho an'ny Firenena moa ity fitetezam-paritra ity? Sa @ zay dia hoe tia tanindrazana? Hahavita inona ho an'ireo olona ... tohiny
soanja ( 24/08/2010 13:57)
Ny fofon-damosina.
NY FOFON-DAMOSINA Inona ary io raha fantatrareo? mba hanao fitsapana kolontsaina isika amin'izay mba sady mianatra ny maha-malagasy koa. Miandry valiny ary. Soanja... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/11/2010 20:08
ouioui ( 24/08/2010 12:50)
Kristy izany no lohan'ny Fiangonana raha arak'io ry Mpanazava
[quote]Mpanazava Tsy Mpanazava no hanazava fa ny soratra masina no hanazava satria io no Eken'ny ankamaroan'ny rehetra eto hoe tenin'Andriamanitra. Ny Mampalahelo tokony hanapiana an'ireto namantsika ... tohiny
novalian'i mpanazava ny 27/08/2010 05:01
zakilinina ( 24/08/2010 09:12)
JIOLAHY MANAFIKA MPANONGAM-PANJAKANA
Variana mihitsy aho rey anaka isany amin'ny afitsok'ireo jiolahy sahy manafika tranon'ny mpitondra fanjakana : mpanao politika, jeneraly sns. Dia mihevitra ve "sanatria" ireo jiolahy ireo fa vokatry n... tohiny
andrywui ( 24/08/2010 08:27)
Iza no mahalala an'ilay soratra eo amin'ny cofi n'i pape (satrok'i pape ) azafady ....
- Misy soratra mahaliana zay eo amin'i satrok'i Ray Masina fa taraiky be ah ra mbola ikaroka an'izay fa mbo alefaso eto hoe zay tonga de mahafantatra fa misy adi-hevitra be ho atao momba an'izy io !!!... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/08/2010 07:54
andrywui ( 24/08/2010 07:59)
Misy valiny ve? misy dikany ve? ilaina ve? azo hatao ve? ny ....
Mivavaka amin'i Masina Maria ................... ny hevitro etsy ambany ! ... tohiny
novalian'i besapaka ny 14/10/2011 10:18
vatofototra ( 23/08/2010 23:00)
REGARDER VIDEO Alain Andriamiseza - Invité de Zoma 20 août 2010
REGARDER VIDEO Alain Andriamiseza - Invité de Zoma 20 août 2010 - Alain Andriamiseza Invité de Zoma de Onitiana Realy le 20 août 2010 Participer au débat sur le projet économique et soci... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/08/2010 07:02
milamm ( 23/08/2010 19:21)
aiza oa i cutie fa tsy hita tsony le
mbo lasa ny saiko oe nakaiza no tsy hita tsony i cutie nitsoaka matanjaka v sa leo nefa MBO MALAHELO anazy ihany za ty ,in no hevitra re ol ombay mitady lol....... tohiny
novalian'i dadabe ny 02/03/2011 16:50
ouioui ( 23/08/2010 13:01)
Ka ho an'ny Katolika, ankoatra ny baiboly dia misy koa ny "Traditions" sy ny "Magistère"
Ka ho an'ny Katolika, ankoatra ny baiboly dia misy koa ny "Traditions" sy ny "Magistère" hoy hery , lasa lavitra ilay hevitra efa navoakan'ny hery io , ka tiako hazava bebe kokoa Tsy baiboly vaovao ... tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 18:32
ouioui ( 23/08/2010 11:31)
Sao misy mahalala kokoa ny Fiangonana Fifohazana isika mba mila fanazavana kely o
Indray mandeha izay aho nisy nanàsa tany am-piangonana dia nizara roa ny fandehany tao tsy tadidiko na kato na protestanta , dia nony vita ny fizarana voalohany dia saika handeha aho nefa ilay olona ... tohiny
novalian'i ouioui ny 24/08/2010 13:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6388