Ny fofon-damosina.
1. soanja
(
24/08/2010 13:57)
NY FOFON-DAMOSINA
Inona ary io raha fantatrareo? mba hanao fitsapana kolontsaina isika amin'izay mba sady mianatra ny maha-malagasy koa.
Miandry valiny ary. Soanja
Inona ary io raha fantatrareo? mba hanao fitsapana kolontsaina isika amin'izay mba sady mianatra ny maha-malagasy koa.
Miandry valiny ary. Soanja
novalian'i sitlo ny 16/11/2010 20:08
3. soanja
(
25/08/2010 02:38)
ikaretsaka:
misy hifandraisany amin'ilay hoe "Miakam-pofona" ve io soanja?
Tsia Tompoko. Miandry ny hafa ary.
5. ouioui
(
25/08/2010 11:08)
Ny mifanohitra @ hazon-damosina ve, ny anakiray hazo =matanjaka , mitombina ny faharoa fofona =mety volatile , tsy mitombina asa aloha ???
7. soanja
(
25/08/2010 12:18)
ouioui:
Ny mifanohitra @ hazon-damosina ve, ny anakiray hazo =matanjaka , mitombina ny faharoa fofona =mety volatile , tsy mitombina asa aloha ???
Mety efa tafiditra kely ny tiana ambara fa mbola tsy mazava.
Kely sisa fa tohizo.
10. soanja
(
25/08/2010 13:03)
bor2lais:
Sao dia fofom-bady kosa ry soanja ?
lamosina = tehezana
taolan-tehezana = vady !
An an somary manalavitra indray izay. Sopapa- Misy ifandraisany amin'ny nanabeazana antsika Malagasy matetika.
11. bor2lais
(
25/08/2010 14:24)
Ary sao dia fofom-baby ! Izany hoe fofon-drora na rarakivy nibabena tao an-damosina !
Manome fofon-damosina = manome valim-babena ! hihihi !
Manome fofon-damosina = manome valim-babena ! hihihi !
12. soanja
(
25/08/2010 14:49)
bor2lais:
Ary sao dia fofom-baby ! Izany hoe fofon-drora na rarakivy nibabena tao an-damosina !
Manome fofon-damosina = manome valim-babena ! hihihi !
BRAVO- TAHAKA MIREFODREFOTRA!!!! YES!
13. soanja
(
26/08/2010 02:29)
soanja:
bor2lais:
Ary sao dia fofom-baby ! Izany hoe fofon-drora na rarakivy nibabena tao an-damosina !
Manome fofon-damosina = manome valim-babena ! hihihi !
BRAVO- TAHAKA MIREFODREFOTRA!!!! YES!
Hazavaiko amin'izay. Ny valibabena dia matetika nasehon'ny zanaka na taranaka amin'ny alalan'ny asa fanasoavana/ fanampiana amin'ny endrika asa ho an'ny ny ray aman-dreny , fa "ny fofon-damosina" kosa matetika dia fanomezana mivangana, toy ny vola, vodiakoho sns sns... no isehoany tamin'ny kolontsainantsika. Taty afara anefa dia nihalany ny fampiasana ny fofon-damosina satria matetika " ny fofona" dia milaza zavatra miaro tsy dia fahatsarana loatra na mbola tsy lafatra na efa simba dia lasa "ny valibabena" sisa dia mahateny ny roroa. Satria ny asa nifandraika tamin'io dia ny "fola-damosina".