Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Rabaradaka ( 11/08/2010 10:09)
Resy lahatra fa Il faut désarmer les milices sy ny FIS
Il faut désarmer les milices et FIS de Andry TGV si nous voulons sortir de la crise rapidement... tohiny
novalian'i milamm ny 23/08/2010 19:16
hery ( 11/08/2010 09:54)
Misy gasy manja ihany ka
Tena misy tovovavy gasy tsara sy mahafinaritra ihany ao amin'ny namana serasera ao ry zalahy. Mba jereo anie ny sombitsombiny e? Tsindrio ny sary raha te hahita ny sary lehibe. [url=http://namana.sera... tohiny
novalian'i ainania19 ny 04/02/2018 17:35
khoto ( 11/08/2010 08:39)
RD28 6cyl tsy turbo: perte compression
Salut; Mba mila devis aho @io moteur io: RD28 6cyl (perte compression- tsy turbo) sy mety maty coussinets (mikikiaka be t@farany nidemarena azy.pompe inject mbola mety tsara (rotative), culasse koa ts... tohiny
novalian'i sylvaine ny 26/10/2010 06:57
happyfriend ( 10/08/2010 13:39)
vhv malagasy any inde
asa na misy olona monina any Inde any maharitra - na efa nandalo tany - mitsidika ity dinika ity. mety hifindra monina any afaka volana maro2 vitsy2 ny tena d mba te haheno aminareo efa mahita hoe man... tohiny
novalian'i soanja ny 24/08/2010 13:41
xxxy ( 10/08/2010 12:15)
ahoana no hamonjena ireo mpanompo sampy
namaky hevitra tato aho ao ny sekta ao ny katolika sy ny forongony rehetra ho an ireo mpanompo sampy sy ny tsy mpino raaha ny fitadidiko azy dia izy ireo no ho avotan ny avo aloha vao ny hafa. Toa ny ... tohiny
novalian'i ouioui ny 20/08/2010 22:44
ndotofetsy ( 10/08/2010 12:10)
ahoana no hanampiana ny protestanta
NY protestanta hon o mantsy mivavaka @ hazo fijaliana raha mahita ianareo isakin ny miditra fiangonana katolika dia feno sary vongana ary rehefa miditra fiangonana protestanta dia misy hazo fijaliana ... tohiny
novalian'i badluck ny 21/08/2010 07:12
soanja ( 10/08/2010 01:13)
Ireo adala amin'izao tontolo izao, hoy ny baiboly.
Indro misy soratra notsiponiko avy ao anaty baiboly milaza zavatra mahavariana tokoa. Inona no handraisanao azy? 1 CORINTHIANS 1:27 27 fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra ha... tohiny
novalian'i ouioui ny 20/08/2010 22:41
hery ( 09/08/2010 23:30)
Tandremo ny sekta
Voalohany indrindra aloha dia tsy hiresaka ilay dikan'ny sekta ara-bakiteny ilay hoe nisampana aho satria raha izany dia azo lazaina sekta daholo ny fivavahana rehetra. Fa ilay famaritana ara-kevitra... tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 06:03
ndenn ( 09/08/2010 21:37)
Ahoana no hanampiana ny Hindoue ?
Ireo hindoue tsy dia mankasitraka loatra ny fitsanganan' ny fanahy ho any amparadisa aorian' ny fahafatesan' ny nofo nitoerany ,fa hiverenany hivelomany @ olombelona na biby , na zavamanan' aina haf... tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 06:05
soanja ( 09/08/2010 19:49)
Lasa mpitsabo malaza ny Kalanoro.
Mahavariana sy mahaliana tokoa. Fanahy sa olona izy ireo? Tsy tena mazava amiko tsara ilay fandehany. 52 be izao no miasa araka ny tatitra an-gazety. http://www.taratramada.com/spip.php?article2680... tohiny
novalian'i harena2 ny 01/09/2011 12:32
ziva6 ( 09/08/2010 19:41)
lehilahy ve no hanariana zanaka!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=cdATFNbA74k&feature=related[/youtube]... tohiny
novalian'i radila ny 29/12/2010 14:21
vatofototra ( 09/08/2010 15:36)
REGARDER VIDEO Nadine Ramaroson - Invité de Zoma 06 août 2010
REGARDER VIDEO Nadine Ramaroson - Invité de Zoma 06 août 2010 - Mme Nadine Ramaroson ministre de la population de la HAT Invié de Zoma de Onitiana Realy le 06 août 2010 Participer au déba... tohiny
novalian'i piozila ny 08/09/2010 15:43
andrywui ( 09/08/2010 14:37)
Misy mahamay ndray ao matoa tsisy hita miwouwouwou eto ry zalah be wawawa ...
- Inona no mahamay ??? - Ity dinika santatra efa nakatoavin'ny UI , - Ity dinika sy loabary atao etsy Iavoloha , - Ity Harinaivo nahatsapa petsa dia niova palitao orange , - Ity rawix niverina nana... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/08/2010 13:17
andrywui ( 09/08/2010 10:56)
Ahoana ny fomba hanampiana ny katolika ?
- Efa sahy mandefa dinika direct Mr Heriniaina Eugene zany a !... - fa ahoana kosa hoa ny fijerinareo amin'ireto sary vongana bediabe ivavahana sy orohan'ny Kato ireto ? ara-baiboly ve ireo ? --- ... tohiny
novalian'i badluck ny 21/08/2010 07:13
andrywui ( 09/08/2010 10:46)
Tsary mamely ity and CO ty kah ! ..." hiverina amin'ny asako taloha ndray ah zany" ..
'' Aiza ka ny olona faranze nitokisana indrindra no nivadika ve de mbola hatoky an'io ah ??? sanatria !!!... tsy mamely io valilahy !! mifohaza enao valilahy .... -- Iza no natokisan'i dada indrindra... tohiny
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 17:09
andrywui ( 09/08/2010 10:38)
ZAVA-DOZA SY ATAMBO RY RETO A ... inona ity Raharinaivo a ! oouuudddrryyyyyyy....
NIFAMOTOTRA NY TANY SY LANITRA rey olona a! vonjeo fa zava-doza be mbola tsisy teto antany ity !!!!!!!!!!! fa nisy inona , fa nisy inona ????? -- Nanohana ny HAT i Raharinaivo Andrianatoandro izay ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 12/08/2010 07:19
rijadolly ( 08/08/2010 13:39)
inona ny tetika mba tsy ho lanin' voay
Nisy renirano be feno voay nefa te hiampita ireto olona, inona ary ny antony tsy nahalanin' voay azy ireo nefa tsy nisy lakana fa nilomano.... tohiny
novalian'i rijadolly ny 28/08/2010 06:57
hery ( 07/08/2010 22:29)
1914 no farandro hoy i Charles Taze Russell,
Charles Taze Russell no namorona ny Temoins de Jehovah. Betsaka ny zavatra nosoratan fa na ny mpikambana ao amin'ny TJ aza dia tsy mahazo mamaky izany. Angamba vokatry ny fahadisoana ao anatiny. Tami... tohiny
novalian'i ouioui ny 18/08/2010 22:48
hery ( 07/08/2010 22:13)
Ahoana no hanampiana ny Temoins du Jehovah?
Ity torohevitra ity dia misokatra indrindra ho an'ny Kristianina izay manana havana akaiky na fianakaviana na namana tafiditra ao amin'ny sekta Témoins du Jehovah. Voalohany indrindra aloha raha v... tohiny
novalian'i alizette ny 16/05/2013 10:38
mpanazava ( 07/08/2010 18:30)
Ohatra tsara azo tahafina amin'i Maria Renin'i Jesoa.
Raha vao miresaka an'i Maria dia ao antsaina avy hatrany ilay vehivavy nofidin'Andriamanitra sy nankasitrahany indrindra, izay niteraka an'i Jesosy. Misy Maria dimy hafa resahan'ny baiboly. Zanak'i He... tohiny
novalian'i badluck ny 21/08/2010 07:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6159