Tsary mamely ity and CO ty kah ! ..." hiverina amin'ny asako taloha ndray ah zany" ..
1. andrywui (
09/08/2010 10:46)
'' Aiza ka ny olona faranze nitokisana indrindra no nivadika ve de mbola hatoky an'io ah ??? sanatria !!!... tsy mamely io valilahy !! mifohaza enao valilahy ....
-- Iza no natokisan'i dada indrindra teto ambonin'ny tany raha tsy i Harinaivo sy i Yves aimée nefa jereo ty nafitsony !! ... i yves aimée koa efa saika nivadika fa nalaky nahzo S be tam dada de namitsaka !!! fa ity harinaivo leretsy no de tena napmé be kah ! tsy naharitra ny mena miraviravy ve narina ity Antoko efa namonoana tena ,??
MIVOAHA TANY ABY NAREO RY AND CO FA AZA MIPITRAPITRA ANY FA HIRTESAKA ISIKA NIANY A !!... MAHAMAY AMIKO NAREO ANDROANY !! MPIVADI-BELIRANO TSARAY MAHALALA MENATRA ABY SSSSHHHH
MIVOAHA TANY ABY HOAAAAAAAAAAAAAAAA........ AIZA NY TIM AIZA NY 3MVS MIVOAHA OAAAAAAA .....
TIA MENA MIRAVIRAVY ABY NAREO !! TSY MAHARITRA NY FAMPANDRIANA ADRISA SY NY JONO ARY NY FITIAVANKELY ....