Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mpanazava ( 07/08/2010 18:07)
Manana fanahy tsy mety maty ve ianao?
Origine de Mythe concernant l'immortalité de l'âme: « Les premiers philosophes chrétiens adoptèrent le concept grec de l’immortalité de l’âme ; pour eux, l’âme était créée par ... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/08/2010 08:49
xxxy ( 06/08/2010 14:00)
soukrill
iza no mahay mahandro sokril atao lasopy ka tsy hisy ilay fofona hafahafa iny ... tohiny
xxxy ( 06/08/2010 13:56)
vono olona
Maninona tokoa moa raha vonoina daholo ireo miseho ho mafy be eto madagasikara dia 4mi no apetraka hitondra firenena dia hidina ny seranana rehetra ... tohiny
cartina ( 06/08/2010 07:50)
aiza ny bogosy
salama daholy ry namana, izao mbasaika itady olona mivarotra lehilahy bogosy ireny sao misy olona mahita any,zao tonga de mividy mihintsy de oatrinona ny ray.... tohiny
novalian'i bunny ny 03/02/2011 15:07
mpanazava ( 06/08/2010 03:52)
Tokony hivavaka amin'i Marie Virijiny ve isika?
Anisan'ny fantatrin'ny olona maro i Marie, eny na dia ireo tsy Kristianina aza. Ny soratra masina nilaza fa nanome fahasoavana azy ny Andriamanitra mahery indrindra rehefa nifidy azy ho renin'ny Jesos... tohiny
fijo ( 05/08/2010 18:45)
aiza ihany ary izy ity????
Voninahitry Jean Eugène : nanakiana an'i Rajoelina ! Nambaran'ity filohan'ny antoko RPSD vaovao ity.Tamin'ny valandresaka hoan'ny mpanao gazety, omaly, tetsy Ambatonakanga, fa tsy laharam-pahameh... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2010 21:05
infiny ( 05/08/2010 11:56)
fahafatesana sns
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ireto dia mba mila valiny amin'izay manana: 1. Iza no nanao ny fahafatesana? Atra ve sa ny devoly sa ny olona? Toa lazaina zavatra ratsy ilay izy nefa ve Atra n... tohiny
novalian'i Miharena ny 19/08/2010 07:49
TEGEVE ( 05/08/2010 06:27)
Tetezamita bis
Izao no lazaiko anareo ry zalahy a! Na hanao inona ianareo ao @ 55 antoko politika io dia ho gafiko daholo , tena mila mihaona @nareo mihitsy aho fa tsy lasa e , tsy lasa fa midaty lalàna hafa nefa n... tohiny
andrywui ( 04/08/2010 17:00)
mbola mandinika ny oul aloha e!..
Ny omby aza mandinika rehefa mikaly ..... --- fa rehefa hita kosa fa tafa ny kozy sy ny ainga rehetra de lasa zao !! raha tsy tafa mou de innn mou fa ny amboa aza miverina amin'ny loany ndray e ....... tohiny
ziva6 ( 04/08/2010 13:13)
mihatra zany sazy!!
- 14h00 - Nous apprenons de sources sûres que les VISAs de séjour de deux ministres du gouvernement d'Andry Rajoelina à destination de l'île de la Réunion ont été refusé. Il devaient part... tohiny
novalian'i piozila ny 07/09/2010 16:05
mion ( 04/08/2010 08:42)
toroy hevitra @ fanomanana mariazy
Bonjour daholo Izaho sy ny fofombadiko zany saika hoe tany am-pita no hanao mariazy, le fianakviana aty mada mitsipaka ankitsirano fa oe aty hono ny tso-drano sy ny ray aman-dreny dia tokony hatao mak... tohiny
novalian'i peta83 ny 20/10/2010 17:06
nilex ( 04/08/2010 06:28)
Fanenana kibo
Miarahaba antsika rehetra ,Lehilahy aho somary be kibo ka mitady fomba hanenana azy ankoatry ny sport izany,izany hoe eo amin'ny lafin'ny sakafo no tiako ho anontaniana .Ireny sakafo mahavoky nefa tsy... tohiny
xxwx ( 04/08/2010 06:27)
Mahamay indray ny resaka fa dinika santatra vs 50 antoko
Miketriketrika mafy ao ny zanak'atidohan'FATY(raha misy?) Izao indray mantsy ny malaza 50 antoko isan-karazany , anisan'izany ireo TGV misaina,no mangataka ny habillais ny Pm sy fati-forongony Ny s... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/08/2010 11:00
ndenn ( 03/08/2010 21:50)
Ny fanahy masina !
Araka ny fivavahana x/ana ,raha taranak'olona paien toa ny ankabeazan' ny olombelona ve dia mety hohamasinina @ alàlan' ny vavaka sy batisa ? Ahoana no ahafahantsika mahafantatra ary milaza ny atao ... tohiny
novalian'i Miharena ny 14/08/2010 09:22
bazylou ( 03/08/2010 19:15)
vita hatreo koa ny amin'ny
GTT ry zareo a. Efa maty tanteraka ny fitiava tanindrazandry zareo. Ny lohany raha teo, le8 io efa soavaly maty. Rava koa ny antoko sy ny fikambanany. Vive TGV... tohiny
novalian'i i_sarah ny 20/09/2010 14:53
cartina ( 03/08/2010 18:58)
mba saika anotany zavatra
salama daholy ry namana eto @ serasera, fa izao mba saiko anotany zavatra aminareo namana rehetra , inona ny masamihafa ny hoe AMIS sy ny KAMARADE, de misotra mialoha... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/03/2011 18:34
ziva6 ( 03/08/2010 13:58)
novelezin'ny Frantsay indray ny FAT
Nokaravasian’ny Frantsay ny FAT 23 jolay 2010, daty manantantara eo amin’ny fiainan’i Madagasikara manokana. Io daty io mantsy no namoahan’ny Filankevi-panjakana frantsay ny heviny mikasika n... tohiny
soanja ( 03/08/2010 04:21)
Raharaha izy ity. Rajakom-bazaha tokoa ve isika?
Mahalaza azy tokoa ny voasoratra ao anaty Gazety androany. Trafo-kena ome-mahery ka ambava homana ampo mieritreritra. http://www.madagascar-tribune.com/Rajakom-bazaha,14470.html... tohiny
novalian'i louval ny 23/11/2012 17:40
fijo ( 02/08/2010 19:32)
hoan'ilay akama be ihany e
Dinika Santatra à Mahajanga : Manque d’assiduité des participants PDF Imprimer Envoyer Lundi, 02 Août 2010 00:00 Selon le président du Zanak’i Boina, Nady Aimé, le nombre de participa... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2010 22:52
xxwx ( 02/08/2010 12:34)
BIANCO
Contrefaçon : Un "Karana" impliqué VENDREDI, 30 JUILLET 2010 13:15 ÉCRIT PAR HERIZO A. D'après les propos recueillis auprès du DG du Bianco, Faly Rabetrano, un "karana" est impliqué de près ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2010 20:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.56