vita hatreo koa ny amin'ny

1. bazylou ( 03/08/2010 19:15)
GTT ry zareo a. Efa maty tanteraka ny fitiava tanindrazandry zareo.
Ny lohany raha teo, le8 io efa soavaly maty.

Rava koa ny antoko sy ny fikambanany.

Vive TGV
novalian'i i_sarah ny 20/09/2010 14:53
2. xxwx ( 04/08/2010 06:15)
Resakin'ny lany bala ny an'ialahy e, ndána jereo raha tsy mahatoky , efa lany daty izany zarazarao hanjakana izany e
3. zigzag ( 05/08/2010 06:27)
lozotsa eo ialahy !!ry basylou!!!!wiwiwi aza zay vao nikatona ny loumaleminy!!mdrr
4. andrywui ( 05/08/2010 13:55)
SALUT BAZYLOU... !

Ny fandaharana eo am fiainana lets de ny zava misy iaraha maita a !.. misy ny zavatsoa ary azo raisina misy kosa ny rats fanary ! ..

----mipararetra ny lohaliko,... votsa ny tanako , mandevilevy ny ny ao anaty ao ary mihodikondina ny tantara ka mahakely finoana lava !..

inona izany hoy ianao : raha ny ny moka iray tsy matinao de mety ho poizina mahery noho ny bibilava masiaka ny heriny !
eny , masiana ky lasa tsy fanadino fa misy ny manantena tsy misy iny sarotra !
fa ny mamoy kosa mora foana !... ka fananarana ihany ny ahy ity !!! aza dia mahatoky olona loatra na ny zanakao aza , eny na ny rahalahinao aza fa diviny kely monja no hanaperany ny tantaranao !
ka hoy aho hoe : raha ho tapitra ny tantara dia hitsipaka farany ny mahery ka hanohitra ny tsy mahalala rariny , ary hamely ireo zatra lalandririnina ka hanafay mafy azy satria efa voasoratra fa ho eo ihany aloha izy mandra-paha -aona ny ahoana !!....



Teny hisatra ,tsara ho sainina !
5. i_Sarah ( 14/08/2010 11:10)
bazylou: Salut
Fa vive TGV de mankaiza zao ny firenena , manao aôna ny orinasa sy ny vahoaka
Faly enao satria tsy mahatsapa ny fahoriana mahazo ny madinika!ny manodidina anao
Jereo anie e, iza no tena nanohana ny TGV reo fony teny à13 Mai, tsy ny mpivarotra amoron-dalana, nefa aiza iza no tena mijaly!
Bye!
6. piozila ( 17/09/2010 06:32)

i_Sarah:

bazylou: Salut
Fa vive TGV de mankaiza zao ny firenena , manao aôna ny orinasa sy ny vahoaka
Faly enao satria tsy mahatsapa ny fahoriana mahazo ny madinika!ny manodidina anao
Jereo anie e, iza no tena nanohana ny TGV reo fony teny à13 Mai, tsy ny mpivarotra amoron-dalana, nefa aiza iza no tena mijaly!
Bye!

O ry i_Sarah a! ireo olona miresaka aminao ireo ani e ka any ampita daholo ny anakamaroany e! tsy hitany akory izay miseho any Madagasikara. Tsy ny principe no jereny fa izy efa tsy tia andravalo hatramin'ny razambeany ka na tsy mamely aza i domelina de aleony foana lelafina ny fitombenany, sitrany ahay mahazo seza amin'ny repoblika fahaefatra ny fianakaviany ary voatazona ny bizn mandritra izao tetezamita mankany ankady izao. Mampalahelo.
7. i_sarah ( 20/09/2010 14:53)
piozila > marina ny anao, ts mahalala afa-tsy ny tenany reo
Zany mintsy ny an reny de seza, jereo le teny ivato anie e, mahamenatra mintsy , miady ankanina sahalan'ny 4 , lol ,
Ho anareo mpiaro TGV reo jereo ao @ fb " madagsikara malalako " ao @ photo ny ao fa ao no tena ahitanareo ny adalan'ireo FAT reo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0721