soukrill

1. xxxy ( 06/08/2010 14:00)
iza no mahay mahandro sokril atao lasopy ka tsy hisy ilay fofona hafahafa iny
2. mirananirina ( 20/10/2010 09:10)
Izaho aloha tsy tia azy io,tsy haiko ny mahandro azy,nefa mamanay mahandro azy io foana taloha fa tia be an'io papanay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1383