Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatofototra ( 27/07/2010 20:28)
REGARDER VIDEO Joachim Chissano a terminé sa mission 27 juillet 2010
REGARDER VIDEO Joachim Chissano a terminé sa mission 27 juillet 2010 - Joachim Chissano a terminé sa mission et il se dirige vers la conférence nationale Visiter et Poster gratuitement vos pe... tohiny
novalian'i ouioui ny 28/07/2010 15:33
fijo ( 27/07/2010 19:52)
hoan'i rawiwi kama milay
RéGION Mahajanga - L'université manque d'argent Le président de l’université de Mahajanga, Antoine Rabesa Zafera, a dressé la situation financière de son département, jeudi 15 juillet A t... tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2010 19:10
pengiun ( 27/07/2010 06:33)
GTT PROVINCES ,NANAO MEETING TANY TOULOUSE
[img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2009/10/montpellier1.JPG[/img] [img]http://i.ytimg.com/vi/TgEjattTguc/0.jpg[/img][img]http://1.bp.blogspot.com/_BgvtMoPNWh4/Sf3V8CZNxeI/AAAAAAAAAB8/TGYHEGCqW1... tohiny
Noue ( 26/07/2010 20:01)
Le GTT International, retour aux sources et actions sociales
[b]Malgré 18 mois de crise, le GTT International reste déterminé dans son combat pour le retour de la légalité et de l'ordre constitutionnel à Madagascar. Actif au sein des instances internation... tohiny
novalian'i ouioui ny 28/07/2010 15:35
niryna ( 26/07/2010 19:07)
Fa maninona no Israely no ataon'Atra fanoharana ho antsika?
Raha mamaky ny baiboly isika dia ny tantaran'Israely no betsaka atao fanoharana ao foana Inona tokoa no antony anomeaNy izany amintsika? Moa ve ilaintsika amin'ny fiainana tokoa ny fahalalana ny tanta... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2010 20:32
vaovaogasy ( 26/07/2010 16:10)
politika hiverenana @ faha mpanjaka
http://vaovaogasy.blogspot.com/ [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ijfZISBJlZ4[/youtube]... tohiny
novalian'i pengiun ny 27/07/2010 09:04
andrywui ( 26/07/2010 13:52)
Henoy tsara ! fa mazava tsara ny toe-draharaha amin'izao !
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=j6wlbIkog1A[/youtube] henoy tsara ny lazain'i President dia aza miteniteny foana intsony ! ... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/07/2010 14:44
fhmr ( 26/07/2010 12:41)
GASIKARA MALALA
Tena manana ny maha izy aza ny firenentsika, betsaka ny zavatra tsara ananan'ny tanindrazantsika, betsaka koa ny manam-pahaizana sy ny nahita fianarana... Marina koa anefa fa misy ny fahantrana. Tsy t... tohiny
novalian'i soanja ny 10/08/2010 16:40
vatofototra ( 26/07/2010 11:12)
REGARDER VIDEO Interview Rajoelina à Mahajanga 25 juillet 2010
REGARDER VIDEO Interview Rajoelina à Mahajanga 25 juillet 2010 - Interview Rajoelina à Mahajanga - Andrianasolo Clovis Président FANARE - pour la monarchie constitutionnelle à Madagascar Vi... tohiny
novalian'i pengiun ny 27/07/2010 09:08
andrywui ( 26/07/2010 10:36)
Jereo tsara ity a! bunker nataon'ny Amerikan hamonjena aina am 2012 ...
Nanamboatra an'ity BUNKER ity ry zareo Amerikanina (bunker = trano ambanin'ny tany) - ka raha te hividy aina izany amin'io 2012 io hony dia 50.000$ ny miafina ao ! efa assuré daholo ny rehetra rehetr... tohiny
novalian'i Miharena ny 02/08/2010 10:09
andrywui ( 26/07/2010 10:29)
zama91 sy i noue hon hon hon hon ....
Inona marina ny Mistery fonosin'ireo anarana roa ireo ry reto a! -----misy oul milaza fa antsoinlety amin'ny 23h sy amin'ny 6 du mat ony le oul !!! kay tsary nety ony le izy fa ny vadiny no nadray ... tohiny
novalian'i fafane ny 24/08/2010 13:36
ouioui ( 26/07/2010 09:11)
LA FIN DU MONDE TENA IZY FA TSY SANGISANGY INTSONY
http://www.2012fin.com/ Pour ceux qui ne sont pas au courant, il y a depuis quelques temps une rumeur débile qui annoncera la fin du monde le 21/12/2012... Cette rumeur est totalement FAUSSE!!! El... tohiny
TEGEVE ( 26/07/2010 08:37)
Izaho aloha ry zalahy dia lazaiko anareo marimarina fa..........
Maninona tokoa moa raha mila aho e? Azo dinihina tsara saingy , ahona anefa no hiafarako? Tsy te hiditra sesi-tany aloha ny bandy e, izay indray aoka hazava Nefa koa raha mijanona eto Madagasikara met... tohiny
novalian'i pengiun ny 27/07/2010 09:11
xxwx ( 26/07/2010 07:51)
BUG BUG BUG BUG SERASERA!!!
NiBUG koa ve izany ny serasera dia nitsangana t@ maty daholo ny mpamoa fady sa tena inona marina no nitranga ???? Mba asio jiro kely hoe io fa tsy mazava tsara , hoe ahoana marina???... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 17:44
xxwx ( 26/07/2010 07:27)
HO AIZA EO IALAHY E!!!
Nanao petatoko isan-karazany tao foana hoa rangahy fozabe fa é é é Nodradraina foa hoe nisakra a, nisakar fa tsy nilatsaka é é é Nahely eran'ny izao tany aman-danitra izao fa levona ny tgv fa ... tohiny
novalian'i pengiun ny 27/07/2010 09:10
andrywui ( 26/07/2010 06:59)
Tohin'ilay 21/12/2012 nalefan'i 3188 ity !
Tsy misy olombelona ka mahafantatra ny fiafaran'izao tontolo izao ! ary marina tokoa fa na ny Zanaka aza dia tsy mahafantatra ! - Fa ho avy toy ny mpangalatra aho hoy izy ! --- fa kosa ity evenement... tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:47
andrywui ( 26/07/2010 06:07)
Ny gasy anie ratsy loha e! ory hava-manana , mpiatsara-iveletsihy ....
Ka izay no taoko hoe tsy hiverina ho neutre zany mihitsy ireo miaramila ireo ..! -- satria raha vao miova loko hafa eo io fitondrana io de tsisy afa-tsy ny hanagadra any Tsiafahy ny miaramila amperi... tohiny
fijo ( 25/07/2010 20:23)
hoan'i ra wiwi
Bianco : 4 grands dossiers en instance PDF Imprimer Envoyer Samedi, 24 Juillet 2010 00:00 D'après les explications d'un haut responsable au sein du Bureau Indépendant Anti-Corruption qui a... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2010 19:49
pengiun ( 25/07/2010 14:14)
Miarahaba ny Mpisera ! manao ahoana daholo isika ! -TSY MIJANONA NY TOLONA TOY ILAY TAO JERIKO MANDRAPIDOBOK'IO FITONDRANA IO
Koa satria moa elaela ny tenanay tsy teto dia faly miarahaba antsika rehetra indray izany ! mikasika ny politika manokana dia mbola tiako ny manamarika eto fa mahafinaritra ny fandraisan-tsika rehetra... tohiny
novalian'i pengiun ny 28/07/2010 09:58
andrywui ( 25/07/2010 11:26)
iza amin'izy telo lahy ireo no tena be vinany e ? Mpandrindra: eugene, hery, ravatorano
zay dinika alefa rehetra misy mamafa daholo ,ze alefa misy tanana manala daholo !!... ggggrrrrr !.. -zany hoe niova famindra kely ndray zany ny serasera ka najanona le resaka fanesorana PS sy fi-blo... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7193