Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lilyson
(
16/07/2010 13:34)
ATAOKO MAHALALA NY ANARAKO TSARA RANENY
FA ANGAHA MOA RAHA NIARO NY TERATANY MALAGASY IZAHY DIA TSY MAHAZO MIKITIKA GASY VAZAHA!!!
Ny antony dia satria misy olona mizaka ny zom-pirenena frantsay nanao fihetsika fandikana ny lalà na famaizan...
tohiny
ouioui
(
16/07/2010 12:24)
Misy lolovokatra sy fantômes be dia be mitsangana @ maty ato serasera Rahery
Ahoana tsara fa tsy mazava ny fandehany ??? Misy Andrywui olona efa maty nanao heloka be vava nitsangana t@ maty , tsy hay intsony na hoe ahoana na ahoana, nahaza amnistie ve ny olona efa maty sa afak...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/07/2010 17:50
xxxw
(
15/07/2010 21:15)
Handefa mpanadihady @ resaka bois de rose
Tsy nahafitra intsony ranenimalala fa handefa mpanadihady momba'ny bois de rose, hanampy mantsy ry zareo nefa mbola misy mivoaka aman-tonnes maro foana, ilay tratra tany Vomores iny izao efa azo , nef...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/07/2010 16:52
fijo
(
15/07/2010 21:10)
bois de rose ravalo
tena tsy misy henatra intsony le HAT.nodradradradraina,fa nahitana tahirina "bois de rose" an dravalo tao sambaina.?????io le sinema,fa manomboka mimenomenona ny akama satria misy tratra momba io ny a...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2010 18:53
sylvain
(
15/07/2010 18:37)
izy telo mianadahy!
fandaharany tao @ M6, tombontsoa lehibe ho azy reo lé fianarana fa ny zavatra tena nahasosotra d ny zavatra nataony i NIRINA, tsy hita ny nalehany léry teo @ tapatapaky ny fianarana nataony tany LYO...
tohiny
novalian'i soanja ny 23/07/2010 15:17
Lejoba
(
15/07/2010 13:54)
namana ve?
namana serasera moa no anaran'ity sehatra misy antsika ity ry zareo. Betsaka ny mila torohevitra eto. Eo @ ilay valiny no tiako asiana resaka. Misy tena miezaka manoro hevitra, hita ho nanao fikarohan...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 25/10/2010 07:41
pikatti
(
15/07/2010 13:18)
IZAY TSY FALY MIBONTSINA E
Hita fa tena mitarozaka daholo ny raharaham-pirenena izao , na @ lafiny fanabeazana , toe-karena, ara-politika
KRIZY e izay angamba no tena fehiny
Tapitra daholo indray izao ny fika mety hampandrian...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/07/2010 08:33
esserra
(
15/07/2010 11:51)
1830 à1962 La France et ses soldats des colonies
Dès 1830, la France recrute des soldats dans ses colonies, en l'occurence des Algériens de la tribu kabyle des Zwava, dont nous avons fait les zouaves. Ces troupes seront engagées dans les guerres ...
tohiny
novalian'i xxxw ny 15/07/2010 21:19
swann
(
15/07/2010 09:26)
defile teto France antsary ! tena raitra ! nanao koa ireo miaramila Malagasy !..
[img]http://t3.gstatic.com/images?q=tbn:n-RvCLvTomboWM:http://www.vurpillot-jenna.fr/blog/wp-content/uploads/2009/07/defile14juillet2006.jpg[/img][img]http://eur.news1.yimg.com/eur.yimg.com/xp/afpji/2...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/07/2010 17:29
tgvafond
(
15/07/2010 05:06)
PR RAYMOND RANJEVA
Manam-pahaizana manokana momba ny lalà na sady efa mpitsara iraisam-pirenena niasa nadritra ny 18 taona tany ivelany, Pr Raymond Ranjeva. « Fanjakana mahery, mahatapaka, ary mahefa » no ilay hit...
tohiny
novalian'i tsaragasy ny 27/07/2010 22:21
TEGEVE
(
14/07/2010 18:58)
NIFIRAN-DRY FRANTSAY VE IZAHO IRERY LEULEU
Aiza koa izaho tena mpilelaka be indray be no tsy nantsoina fa hoe matahotra ny SADEC hono e, mùatahotra ny UE-ACP
Tena mba sosotra kosa ary aho sady mbola masiaka be indray koa ny GTT tao @ ireo ...
tohiny
novalian'i tontonsola ny 15/07/2010 23:19
sitlo
(
14/07/2010 14:59)
sipa vazaha
Mba lasa ny saiko hoe mba misy sipa vazaha tsy vetaveta ve?...
tohiny
novalian'i harry5 ny 02/02/2011 12:53
vatofototra
(
14/07/2010 14:35)
REGARDER VIDEO L'Afrique au cÅ“ur du 14 juillet français - Edition spéciale
REGARDER VIDEO L'Afrique au cÅ“ur du 14 juillet français - Edition spéciale
- 14 pays africains anciennement colonies françaises vont participer au défilé militaire du 14 juillet 2010 a...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2010 21:04
zigzag
(
14/07/2010 13:52)
hivoaka tsy ela intsony ny petrole ao am nosy JUAN de NOVA
ka an' ny TOTAL frantsay no higoka az! ho lasany daolo
tena mampalahelo tokoa ny zavamisy satria ao JUAN de NOVA no Manne petrolière!
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/07/2010 13:14
zigzag
(
14/07/2010 13:49)
inona avy kay ny zavatra mety LOZZOTRA???
ohatra bazilouzotra!
bobota maty ozatra otrany bazilozotra
sns sns é
...
tohiny
novalian'i ouioui ny 14/07/2010 21:20
gasy.info
(
14/07/2010 10:36)
Petites annonces gratuites
Miarahaba,
Ity misy tranonkala amin'ny teny malagasy ahafahanao mandefa petites annonces, tsy andoavam-bola:
[url=http://gasy.info/]http://gasy.info/[/url]
Haja...
tohiny
novalian'i Ayris ny 31/07/2012 07:11
Ruz9
(
14/07/2010 10:21)
MIRAVAKA NY VANGINY
Fitenin'ny ao HAT matetika ny hoe izahay no namono ny voay koa ny hafa no hiravaka ny vanginy? Dia inona izany ilay hoe voay novonoinareo? Ireo maty natao sorona t@27/02/2009, sa ireo olona may tao @...
tohiny
novalian'i wxxx ny 14/07/2010 19:18
Ruz9
(
14/07/2010 10:08)
NY VOASORATRA AO @ IZAIA NA ISAIA TOKO FAHA III IZAO MITRANGA ETO @ FIRENENTSIKA IZAO
Tsy hitondra fandrosoana ho antsiuka io fitondrana FAT io, faharavana aza no atahorana raha mbola avela hijanona ela io. Mbola hotanisaina eto ve ny hadalana tsy mitsaha-mitombo ataony? Fiosamborana a...
tohiny
novalian'i ngahypasy ny 15/07/2010 04:41
rabaradaka
(
14/07/2010 09:39)
Tokony hanova stratégie amin'izay ny 3 mouvances
Ny sosokevitra dia arosoko avy hatrany : aleo manomana amin'izay ny ho gouvernement d'union nationale hidiran'ny rehetra fa tsy hamory olona etsy sy eroa intsony...
tohiny
Bhiou
(
14/07/2010 08:55)
Ahoana no Itadiavana an'Andriamanitra? Efa ao anatinao Izy
"Betsaka ny olona no manao zavatra maro mba Hitadiavana an'Izany A/tra izany" Matetika dia Rehefa misy olana Be mianjady @olona iray vao tena mipopopopo mivavaka ny olona. Antsoina mpiandry ka mila dÃ...
tohiny
novalian'i vonynive ny 07/10/2010 12:46
