Handefa mpanadihady @ resaka bois de rose

1. xxxw ( 15/07/2010 21:15)
Tsy nahafitra intsony ranenimalala fa handefa mpanadihady momba'ny bois de rose, hanampy mantsy ry zareo nefa mbola misy mivoaka aman-tonnes maro foana, ilay tratra tany Vomores iny izao efa azo , nefa fantatra izao fa olona ao @ HAT ao, dia tsy mpaingorina???
Delmas, Bolloré,CGM.... Frantsay daholo ka asa mety ho lasa resaka à la Bettanvourt , Ikalafohy
novalian'i andrywui ny 17/07/2010 16:52
2. sousou1 ( 15/07/2010 21:20)
za aloha ry ireto dia tsy misy izay fantako @ izay resaka bois de rose fa toa hoe efa t@ andron'i dada no nisy izany fangalarana an'izany e
samy mpangalatra jiaby ireo
3. swnan ( 15/07/2010 23:05)
La Chambre des Représentants « condamne fermement le coup d’Etat de mars 2009 » et « demande à l’Union Africaine et la SADC de prendre des mesures fortes contre les forces anti-démocratiques à Madagascar ».
Des témoignages font état de véritables pillages des ressources naturelles et minières dans certains parcs protégés du Nord de Madagascar notamment. Félix Ratelolahy, un écologiste de la Wildlife Conservation Society, a expliqué au célèbre magazine Nature, que les fermiers brûlaient des parcelles de forét pour faire pousser du riz tandis que des gangs pillaient littéralement le bois rose et le quartz.
4. swnan ( 15/07/2010 23:13)
Alors que la perquisition de la menuiserie Tiko à Sambaina Manjakandriana se poursuivait, les gendarmes ont arraisonné, hier, 3 camions chargés de rondins de bois de rose sur la route nationale 5 en direction de Toamasina.
D’après nos sources, ces camions immatriculés 7393 AD, 3807 AD et 8476 AD chargeaient au total 30 T de bois de rose en provenance de Mananara-Nord. Ils étaient escortés par 2 gendarmes. Du moins, ces 2 éléments se trouvaient à bord du véhicule de téte du convoi quand leurs collègues ont procédé à un simple contrôle routier durant lequel le pot aux roses fut découvert. La procédure a failli aboutir au drame entre les éléments du méme corps, rapporte-t-on. L’escorte aurait argué qu’il s’agit d’un convoi officiel en citant le nom du directeur de cabinet d’un ministère. Finalement, la cargaison d’une quantité totale d’environ 30 T a été mise en fourrière.
Les immatriculations des véhicules suffissent à remonter la filière de ce nouveau fait de trafic, un de trop. Reste à savoir si les dirigeants de ce pays vont consentir, cette fois-ci, à révéler les tenants et aboutissants de cette cargaison frauduleuse qui ne serait que la face immergée de l’icerberg.
5. tontonsola ( 16/07/2010 05:40)
Ny 29 jona lasa teo dia nisy sambo(boutre) antsoina hoe "Duphine 3" notadiavin'ny zandary tany @ faritra Foulpointe iny, ny tao anatiny moa dia fantatra fa nisy 172 rondis de bois de rose ,izany hoe 20t, araka ny voalazan'ny tantsabo iray tratra, satria naka solika tao Foulpointe no nahatratrarana azy, fa ilay sambo avy any Maroantsetra ka ho any Toamasina hanondranana ireo bois de rose makany ivelany
Araka ny fanamarihana dia mitentina ho maromaro ihany ireo kontenera mivoaka avy ao Toamasiana isan-kerinandro @ alalan'ny "faux papiers" na dia efa mana-kery aza ny lalàna mandrara ny fanondranana bois de rose nanomboka ny volana aprily lasa teo
Mahagaga ihany raha ireo kabinetra ministeriely HAT ireo no tsy misy voalaza anarana,nefa dia betsaka no voarohirohy fa tsy misy tohiny mihitsy
Malagasy dia ho avelantsika ve ho potehina toy izao ny firenentsika???TSIA
6. andrywui ( 16/07/2010 09:45)



jereo tsara ny zavatra lazain'i sousou io fa io no tena marina !! efa tamin'ny andron'ny ravalo no efa nanao be tamin'io fa nampanginina sy nodiana tsy re !! fa fantatray tsara !! fa ity refa mba nisy kely nanodinana firenena de nitsofana anjombona
7. ouioui ( 16/07/2010 12:31)

Mahagaga ihany raha ireo kabinetra ministeriely HAT ireo no tsy misy voalaza anarana,nefa dia betsaka no voarohirohy fa tsy misy tohiny mihits

Ka izay mihitsy ry FATY mianakavy ao ihany no tena fositra sy mpanao folaitra , gadara ataovy minana ny pisiny any koa ireo ry lilysona, hihihi
8. andrywui ( 16/07/2010 13:39)
lilison zany charles zany aza iriana ho lasa akamanareo fa tsy ho anareo ireo na ovina na ovina reo fa efa robot anay ee!..
9. lilyson ( 16/07/2010 13:42)
RAJOELINA NO ROBOTNAY RAZANDRY A? IZAY TIANAY ANAOVANA AZY !!!TSY MITENY INY
IZAO AFAKA MITENY TSY MILA AUTORISATION AVY ANY AHO !!! AZON'NY ZANDRY VE!!!
10. andrywui ( 16/07/2010 16:34)
tratra i Ravalo tamin'ireo bois des roses amanarivony taonina efa naondrany ! !gaigy .. hivoaka zany ny marina manomboka izao !
11. xxwx ( 17/07/2010 05:52)
Tonga indray lohan'angidina , tsssss, rediredy , diska efa goaga izany foana ny resahiny eto tsisy loha marina aloha ty bandy ty e, tsy zavatra fantany akory fa dia io mivouvou lava ao aoriana ao foana , tsss
12. andrywui ( 17/07/2010 08:32)
--Ny mahery ihany no enjehina ry XXwX a!!... matoa lisany tsy tafa hatramzao de tsiosy apoka zay !!! zay mahery iany ozy rabazylou akamako zay no tohananay !!.... raha resinlah io TGV io tohanako ndray ko elah !!! tsy mitaingina soavaly efa mivoaka olitra ny bandy eee!! hon hon hon hon elah an
13. zokybe ( 17/07/2010 08:50)


--Ny mahery ihany no enjehina ry XXwX a!!... matoa lisany tsy tafa hatramzao de tsiosy apoka zay !!! zay mahery iany ozy rabazylou akamako zay no tohananay !!.... raha resinlah io TGV io tohanako ndray ko elah !!! tsy mitaingina soavaly efa mivoaka olitra ny bandy eee!! hon hon hon hon elah an
Kindi-dreny tony koa tsy apafiriny manana basy sy tafondro dia miseo mafy eo. Kadradraka miaro foza.
14. andrywui ( 17/07/2010 16:52)
zero zany ompa zany ry kely saina a!....

midelira ndray sa tsy tafapody ny vady ?? hin hin hin hin

tsisy idiran'ny politika amin'ny teny ratsy fanaonlah mitsy eto ry zigzag a!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0705