Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sylvain ( 06/07/2010 16:20)
ny fiainany malagasy t@ zany fotoana
mbola tsy teraka t@ zany fa dia mahaliana ihany ty video ty http://www.ina.fr/art-et-culture/arts-du-spectacle/video/CPF88015607/une-reine-un-general-un-president.fr.html... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/03/2011 19:48
sylvain ( 06/07/2010 16:06)
zany ka jeneraly
tokony hisy jeneraly ôtran'ity ao @ tafika sahy mijoro handray handraikitra http://www.ina.fr/economie-et-societe/vie-sociale/video/CAF93033141/madagascar-les-raisons-de-la-colere.fr.html... tohiny
novalian'i xxwx ny 08/07/2010 11:48
ni81 ( 06/07/2010 10:20)
FILAZANA MANJO
Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny malalanay RANDRIAMANANTSOA Sehenovololona Lydia Josiane Teraka RAKOTOZAFY Monina ao Val de Reuil – France – Dia nantsoin’ny Ra... tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 18:04
ni81 ( 06/07/2010 10:13)
FILAZANA MANJO
Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny malalanay RANDRIAMANANTSOA Sehenovololona Lydia Josiane Teraka RAKOTOZAFY Monina ao Val de Reuil – France – Dia nantsoin’ny Ray h... tohiny
novalian'i soanja ny 08/07/2010 13:21
diloo ( 06/07/2010 00:13)
Miamafy isan'andro ny fiainana sy ny ankasomparan'ny HAT
[quote] -C’est inhumain ! Certains quartiers d’Ambohimanarina sont dépourvus d’eau depuis hier vers 6 heures du matin jusqu’à la fin de la soirée. Pourtant, il n’y a méme pas de travaux ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/07/2010 04:23
diloo ( 05/07/2010 23:29)
Matahotra mafy ny hanatrika ny 14 juillet ny sefom-poza
[quote] La présence du président de la HAT, Andry Rajoelina aux Champs-élysées à l’occasion de la célébration du 14 juillet reste encore incertaine. Et ce, bien malgré l’existence d’une... tohiny
novalian'i diloo ny 07/07/2010 22:57
haryvelo ( 05/07/2010 17:18)
Ny teny ratsy kosa tsy azo ekena !
Na misy aza ny teny mahery sy fifamaliana (izay no maha forum ny forum) , fa ny teny ratsy kosa angamba dia tsy dia mahasoa loatra raha alefa eto ,betsaka no mamaky eto na ny tanora na ny ray aman-dre... tohiny
novalian'i diloo ny 07/07/2010 20:21
Miharena ( 05/07/2010 14:58)
Tokony mbola ho antso ivelany sa anaty no hananan'ny Mpino ankehitriny?
Te-hanokatra kely ity loha-hevitra ity aho satria maro ireo hira sy vavaka miantso ny fidinan'ny Fanahy Masina. Mampametra-panontaniana izany satria moa ve ivelantsika tokoa ny Fanahy Masina? Rahovia... tohiny
novalian'i Miharena ny 05/08/2010 07:05
wxxx ( 05/07/2010 14:28)
Marc Ravalomanana annonce une réunion des chefs d’Etats de la SADC sur le cas de Madagascar 05/07/2010
ne réunion des chefs d’Etats membres de la SADC est prévue se tenir à Kampala, Capitale d’Ouganda du 11 au 16 juillet prochains. Le cas de Madagascar fera sujet à cette réunion selon Marc Rav... tohiny
novalian'i diloo ny 07/07/2010 22:08
terrywui ( 05/07/2010 14:24)
TSY TAFA TSONY NAREO RYRETO A.. NDEHA MANAMPY AN'I DILOO DAHOLO FA VITA NAREO
I DADA ZAO MITSY NO EFA NITENY FA [u]"ZAZA ALIKA DAOLO NAREO "[/u] MPIONDANA IREO TSY MANARAKA TENINDRAY AMANDRENY ZAO IZY LASA TSISY FANANTENANA INTSONY HODY FA VAO MAIKA NILENTIKA ANDAVAKA INO... tohiny
novalian'i xxx3 ny 05/07/2010 23:24
OnyRealy ( 05/07/2010 14:04)
BEY BEY MAMANGY @ FAHORIANA
[img]http://www.anio-info.com/images/stories/journaux/0507/1.jpg[/img]... tohiny
TEGEVE ( 05/07/2010 14:01)
KIKINY TANTERAKA IZAO NY FANJAKANA
-Higrevy ny mpiasam-panjakana -Hikatona ny Oniversité -Maty mosary ny faritra any Atsimo, tonga ny kéré -Niondrika ary nanipy gants i joyandet et consorts, tsy nahazaka ny hery vaikan'ny SADEC ... tohiny
novalian'i xxwx ny 05/07/2010 18:02
terrywui ( 05/07/2010 12:26)
MPIONDANA LANY MOFO ... NIOGAHOGA TEO SANFILY .. PETSA ABY ...
Kay tsy iza fa ry mpiondana lany mofo ireo nihogahoga kely nitondra pankarta nanevateva Fanjakana teo Sanfily ireny !! le roalahy nitoraka kapa alou efa tsara levenana ireny fa tonga de pan pan apna a... tohiny
novalian'i xxx3 ny 05/07/2010 21:40
Noue ( 04/07/2010 19:22)
Démission d'Alain Joyandet et de Christian Blanc du gouvernement, à la demande de Sarkozy et Fillon
[b]Démission d'Alain Joyandet et de Christian Blanc du gouvernement, à la demande de Sarkozy et Fillon[/b] iéééééééééééééé ! aleo koa hiala any eee ! un de moins ne fait que du bien !... tohiny
novalian'i pikatti ny 05/07/2010 15:17
diamondra27 ( 04/07/2010 17:59)
fety amerikana
soanja, Belle, ikaretsaka sns .... miarahaba tratry ny fety e... tohiny
novalian'i xxwx ny 28/09/2010 06:27
Fiffi ( 04/07/2010 05:55)
Shoan....
[URL=http://img189.imageshack.us/i/031nh.gif/][IMG]http://img189.imageshack.us/img189/2225/031nh.gif[/IMG][/URL] Toutes les minutes , toutes les heures N'effaceront pas ton souvenirs Toutes les la... tohiny
novalian'i vale ny 07/07/2010 12:55
ndotofetsy ( 03/07/2010 19:46)
ahoana ireto
[imghttp://jiolahimboto.skyrock.com/photo.html?id_article=2508714687&rev=1][/img] [img]http://jiolahimboto.skyrock.com/photo.html?id_article=2302737093&rev=1[/img] [img]http://jiolahimboto.skyrock.c... tohiny
novalian'i pikatti ny 05/07/2010 15:27
3188 ( 03/07/2010 15:17)
inona?
inona ary ny mofo tsy misy any an -danitra?... tohiny
novalian'i nannie ny 11/07/2010 07:04
sylvain ( 03/07/2010 13:41)
kely aina rainitetaka
miseho ho mafy nefa tsy sahy niseho, nitonatonana ka tsy sahy niditra Toliara : nafana ny fitsenan'ny vahoaka ny FAT ! Tsy sahy niatrika ny mponin'ny Toliara ny filohan'ny FAT omaly, raha saika hit... tohiny
novalian'i pikatti ny 05/07/2010 15:30
LionelMessy ( 03/07/2010 13:07)
ARENTINE VS ALLEMAGNE
VIVA ARGENTINA Mandresy ny Argentine ary izaho manokana no hamono ilay but Argentine 1-0Allemagne... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.591