Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui
(
28/06/2010 10:25)
valin-kafatra ho an'i Pikanety sy i 3188 ary !
ozy laisany hoe ..
[u][i]rawix == fa elà ty moa mba inona ao amin'io FAT io ?sa mpilelaka vodimpoza ao fotsiny ?[/i][/u]
hay tokoa moa nareo mitsamy vao niditra tato am serasera? raha tany amn miar...
tohiny
novalian'i terrywui ny 30/06/2010 09:37
hery
(
28/06/2010 09:41)
Lalà m-panorenana
Aiza tokoa kay no mety hahitana ny lalàm-panorenana ankehitriny amin'ny teny Malagasy?...
tohiny
novalian'i pikatti ny 28/06/2010 18:50
terrywui
(
28/06/2010 09:29)
Aok'izay ny resaka 26juin fa za amin'izay atrehina !!!
ireto no nandray anjara tam matso :....
Ny Foloalindahy no nanokatra ny matso izay nahitana ny avy ao amin’ny [u]Sekoly Miaramilam-pirenena ( Fianarantsoa ), ny Akademia Miaramila (Antsirabe), ny ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 29/06/2010 00:50
soanja
(
28/06/2010 08:52)
Ny Fahafahako- Izay no katsahiko.
Fetim-pirenena tsy ela izay ary lasa ny saiko mandinika hoe manam-pahafahana tokoa ve ny vahoaka malagasy?
Soa fa misy ny fahafahan'ny isanisany avy.
Indro hira atolotro ho an'ireo izay mbola ampi...
tohiny
novalian'i soanja ny 23/07/2010 14:29
TEGEVE
(
27/06/2010 18:28)
METY VOAMBAKAKO @ IRENY FETY IRENY TOKOA VE NY MALAGASY ????SA MBOLA HITOLONA???
ADALAN'NY FRATSAY NY TSY HANAO GARDEN-PARTY NEFA ANIE DIA 762.000€ FOTSINY E!! NY ANAY MIANTOKA NY BOIS DE ROSE ,VATOSOA ISAN-KARAZANY ,SOKATRA ,OFF SHORE ...[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com...
tohiny
novalian'i MRifiona ny 29/06/2010 12:42
terrywui
(
27/06/2010 13:47)
Vita ny fety zay fa :"TONGA NDRAY NY FAMPIJALIANA NY MPIONDANA MPANOHITRA ATO "
de mihomana fa ho mafimafy noho izay nahazo anareo zay no omeko anareo manmboka anio !!
aza miteny ratsy fotsiny refa tsy mahazaka fa mivoaha moramora tato fotsiny!.....
...
tohiny
novalian'i swann ny 28/06/2010 12:37
blouky
(
27/06/2010 11:38)
fety izany tao @ ambasady gasy tao paris ry zareo an
mampihomehy ny zava nitranga tao anatiny,nahazo invitation izahay 5 mianaka fa izahay roa ihany no niditra fa ny 3 nihenoheno tany ivelany.Raha vao niditra izahay d hitanay mimpetaka @rindrina ny sari...
tohiny
novalian'i pikatti ny 28/06/2010 15:09
rijadolly
(
27/06/2010 06:06)
VITA FETY
Efa mba nahafinaritra aloha iny fety iny na dia nangidy aza ny fanjanahatany 1883 - 1960 sy ny fanjanahana ankolaka 1960 - 2010 ary ny tena mampalahelo amin' izao androny fanatotoloana izao dia ny fot...
tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:58
terrywui
(
26/06/2010 11:59)
Aza miavonavona mou rankizy fa mba midira miresaka a!!.....Fety anie ny andro e...!!!
vao mba petsa kely ve de zao no ataonareo e!.....
zao ny vola azo avy amindry kassav sy ireo tarika tonga de tena hanomboka hiditra ndray rahapitso !!
-raha somary niala vola kely androany ny Fanjak...
tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:44
terrywui
(
26/06/2010 09:23)
J - 0 .... tonga ilay nandrasana ! mitotorebika ny vahoaka alinkisa fa jereo haingna ny télé anie e....
Oooooaayyyyy eeee...... vahoaka Malagasy alinkisa zany !!!!!!
TONGA NY FETY EEE......
tena fetimpirenena tokoa !!..
de hita tokoa ireo vitsy an'isa mpamadika tanindrazana tsy mety hifaly ho an'ny t...
tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:57
terrywui
(
26/06/2010 09:04)
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NA DE MALAINA NY HANKATO AZA ANIO OOOOO.....
ARAHABA ....
[i]TONGA NY FAHALEOVAN-TENA
MITOTOREBIKA NY FIRENENA
FA TONGA TOKOA ILAY ANDRO MANANDAZA
DIA ILAY FIANDRIANAMPIRENENA NO HO HENIN-KAJA
KA DIA ARAHABAINA I HERY ARAHABAINA IPIKATTI
...
tohiny
novalian'i tsimendrika ny 26/06/2010 09:40
bazylou
(
26/06/2010 07:43)
ho ela velona TGV,ho ela velona ny Fat ary ho ela velona i MDG
Izay ihany dia mahalaza azy rehetra.
Akombony daholo ny vava ry tim and co fa tsy naharesy an'I TGV ianareo.
Mionona fa izay no anjaranareo na hilatsaka aza ny lanitra.
Vary be menaka izany izao no a...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 27/06/2010 11:37
hery
(
26/06/2010 06:23)
Afaka manao fety sambatra na tsy miaraka amin'ny HAT aza
Dia miarahaba ny Malagasy nahatratra izao faha 50 taonan'ny nanomezana an-taratasy ny fahaleovan-tena izao.
Azo atao tsara ny manao fety na dia tsy hiaraka sy tsy hanatrika ny fetin'ny HAT aza. Aho...
tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 14:00
rijadolly
(
26/06/2010 05:06)
RAITRA
Anisany tena raitra mihoatra nonho ny 26 juin rehetra ny omaly, Nifaly ny olona maro dia maro, horakoraka, Jiro mirantiranty manerana ny vohitra manodidina ny faritr' Anosy, Finaritra ery ny maso mije...
tohiny
novalian'i tsimendrika ny 26/06/2010 09:33
Noue
(
25/06/2010 18:07)
Tambatambazana indray aloha ny armée sao sanatria
Eo aloha tambatambazana kely ny armée sao sanatria ka tsy tonga @ défilé ao Mahamasina ee !
Le Président de la Haute Autorité de la Transition a offert 16 véhicules 4x4 aux militaires et gendar...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 27/06/2010 18:08
3188
(
25/06/2010 15:53)
RASTA SY SOLA
inona no hitovizan'ny rasta sy ny sola ...
tohiny
novalian'i nantmir ny 26/09/2010 14:42
hery
(
25/06/2010 15:42)
Ny vondrona ao amin'ny namana
Salama daholo indray,
Misy zava-baovao efa misy mampiasa indray ao amin'ny takelaka [url=http://namana.serasera.org]namana.serasera.org[/url] ka tiana holazaina amintsika tsirairay. Tsy inona izany f...
tohiny
Ralay
(
25/06/2010 13:44)
Pronostika mondial 2010
Iza no heverinareo ho tompndaka @ity mondial 2010 ity? Samia manomeny heviny. Ny ahy aloha dia Paysbas no alaiko e! na i Ghana ...
tohiny
novalian'i Ralay ny 07/07/2010 20:59
hery
(
25/06/2010 11:52)
Raikitra ve ny Kassav' ao?
Raikitra ve ny kassav ao? Sambatra ihany aloha manam-bola hanafarana an'izany Kassav izany. Izany tokoa no tena fitiavana ny Malagasy.
Na i Sareraka, Mamy Gotso, sy ireo artista malagasy malaza sady ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/06/2010 09:11
LionelMessy
(
25/06/2010 10:43)
PORTUGAL VS BRESIL
BRESIL 3-1 PORTUGAL
Ny Argentine ihany no ahy voalohany ka hatramin'ny farany...
tohiny
