Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
neo83
(
22/06/2010 12:22)
RSS
Arahaba avokoa,
Mba mangataka fanampim-panazavana re azafady, inona kay no dikan'ilay Flux RSS amin'ny site ireny ? oe tokony atao anaty site foana ve ireny ny tokony ho izy ? lavitra be ve ny lalana...
tohiny
novalian'i neo83 ny 24/06/2010 15:00
LionelMessy
(
22/06/2010 12:07)
Fara veloma ho an'ny Frantsay
Mampamangy indrindra , vita hatreo ny aminy
Bafana bafana1 - 0 Frantsay
...
tohiny
novalian'i milamm ny 27/06/2010 17:09
LionelMessy
(
22/06/2010 12:03)
Fara veloma ho an'ny Frantsay
Raha izao no fanomanana natokana ho @ mondial dia aza manantena , tsy ahazo but mihoatra ny 3 izany ry zalahy ireo ,nefa i Mexique mety handeresy an'i Uruguay mba hialany an'i Ekipako , ARGENTINE vs G...
tohiny
novalian'i terrywui ny 22/06/2010 13:37
rasamy
(
22/06/2010 10:21)
ity no logo ntsikatena izy
[URL=http://ti1ca.com/877qu3uu-AZ-AZ.jpg.html][IMG]http://mk9.ti1ca.com/877qu3uu.jpg[/IMG][/URL]
50taona ngarangidina mbola ny frantsay foana no mangalatra sy mandroba eto @ firenenan malagasy ,mitohy...
tohiny
novalian'i diloo ny 22/06/2010 22:11
terrywui
(
22/06/2010 09:13)
TONGA NY ASARAMANITRA O...manimanitra fety i Gasikarako !!
Mba ho fankalazana ny Fety ho amimpahasambarana tanteraka dia hozarain'ny FAT sakafo isan-karazany ny vahoaka eto andrenivohitra sy ny any amin'ny faritany rehetra !....toy ny menaka , hena ,vary fots...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:20
arialy
(
22/06/2010 08:11)
fametrahana zaza eo am pot volohany
miarahaba é, mba manotany anireo reny na ray manana traikefa
te hametraka ny zanako eo am pot amzay fa efa ho 2ans dans 4semaines
efa nanandrana za, iin 2 fa tsy misy inona ataony eo am pot fa mipet...
tohiny
novalian'i iorenantsoa ny 19/02/2011 08:24
peta83
(
22/06/2010 08:00)
Mitady salle (fotsiny) hanaovana mariage
Bjr daolo, efa nahita salle iany saingy ra mitondra traiteur d otran'tsy mahita tena tsara, fa le tsotsotra reny no misy. Ka ra mba mahita salle de reception fotsiny tsara nareo,f'efa manana traiteur ...
tohiny
novalian'i nyhaingo ny 14/10/2010 08:01
AndriambyII
(
22/06/2010 00:23)
La grande arnaque !
Aiza ho aiza ny fahalafosan' i Mada @ izao fotoana izao ? ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:25
pikatti
(
21/06/2010 22:50)
Hypopo miteny , manitsoka ny FATY
Chatagnier aloha dia efa manao isan-trano , eran'ny Masoivoho mba hiampy ny ho tonga eny Mahamasina , matahotra lery fa tsy ho hisy solon-tena vahiny miaraka manaiky aminy ny FATY [IMG]http://smileys...
tohiny
novalian'i tgvafond ny 22/06/2010 15:26
bazylou
(
21/06/2010 22:36)
aza mampiesona rangahy
Samy manao izay mahafalifaly ny fony eeeee
Milaza ianareo a anao grevy tsy hananga tsaina.
Milaza anao izatsy sy zaroa. Satria tsy mankasitraka ny hat sy tgv.
Fanontaniana:
Maninona no tsy nandeha n...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:51
terrywui
(
21/06/2010 19:17)
hamonjy an'io meeting miaraka amin'ny GTT paris io aho raha .......
...ohatra ka maharesy lahatra anah ny toetran'ny GTT miaraka amitsika ao!
-- ka itako hoe tsy hiandry vola ho zaraina fotsiny , otrandry rapika sy ny namany fa mba tena fitolomana marina sy fisaonana ...
tohiny
novalian'i xxxw ny 23/06/2010 00:09
rijadolly
(
21/06/2010 18:22)
ANANGANA AHO VE SA TSY?
Ny valeurn' Rà latsaka ho ahy dia tsy ho ataoko ho zava- poana, Inoako fa iraisatsika hevitra tanteraka iny. Ary tsy 60.000 izany fotsiny fa efa ho 1.000.000 ny aina latsaka nandritra ny fikatsahan' ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:37
vatofototra
(
21/06/2010 14:26)
TELECHARGER Madagascar vers un agenda de relance économique - Banque mondiale Juin 2010
TELECHARGER Madagascar vers un agenda de relance économique - Banque mondiale Juin 2010
- TELECHARGER Madagascar vers un agenda de relance économique - Banque mondiale Juin 2010
http://www.vato...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:45
ouioui
(
21/06/2010 14:25)
MANGATAGA RE TOMPOKO O
MBA TENA MIANGAVY DIA MIANGAVY RE TOMPOKO MBA HANANGAN-TSAINY EE ,MBA EFA ASIAKO MPIHIRA GASY KALAZA BE KASSAV HO ANAREO HIHIHI
Resaka ka atao fa tena tsy mbola nisy fangatahana ny hanangan-tsaina ha...
tohiny
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 10:44
terrywui
(
21/06/2010 11:17)
IZA ARY NO HI-PARI AMIKO ? ....
--Eto no tena ahitana ny herinareo na ny fahalemenareo !!...
1/ - Iza no sahy hi-PARI amiko fa feno hipoka MAHAMASINA amin'ny 26juin hoy aho !!
...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 22/06/2010 00:11
swann
(
21/06/2010 09:49)
NA DIA HO VONINAHITRY NY FIRENENAO AMIN'IZAO TONTOLO IZAO FOTSINY AZA VE .......
Aza miditra amin'ny resaky ny efa naloan'ny firenena hianareo ry vahoaka Mlagasy na eto antanindrazana na ny any ampita fa tena "fahavalompirenena tokoa " ireo izay milaza aminareo fa tokony hiepoka ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:54
terrywui
(
21/06/2010 09:35)
IO ARY LE NOLAZAIKO ANAO TONTON.... jereo
-Vao tamin'ny sabotsy aho no nilaza taminareo fa zavatra tsisy dikany io resaka TULEAR nahabe resaka be sy honohono anareo teto teo ireny hoe mihetsika ny atsy eee..mihetsika izarokatra ee... !wawawaw...
tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:37
terrywui
(
21/06/2010 09:02)
Na hankalaza 26juin ny MPANOHITRA vitsy an'isa na tsia dia .....
Efa betsaka ny vahoka no mi participé ! be loatra indray aza ireo mandray anjara raha ny fandraisana anjara no tenenina !
--Mikasika ny Fanangana-tsaina izay "hanoheran'ny sasany" ny hevitray ny Fam...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:56
hery
(
21/06/2010 08:19)
Nakaiza daholo ny sipa manja?
Marina fa manana ny maha izy azy sy ny maha manja azy ilay sipa lany tamin'ny Miss RTA teo fa tena gaga ihany aho hoe dia tena tsisy sipa manjamanja kokoa intsony ve ao Dago ao? Miss izany ange tokony...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 27/10/2010 12:14
Mpanazava
(
21/06/2010 06:23)
Mampiditra sary
Mba tiako ho fantatra hoe ahoana ny mampiditra sary anaty D. Dur ka tiana aseho amin'ny Dinika?....
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 21/06/2010 08:25
