Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui
(
15/06/2010 16:52)
VAO MIDITRA EO IVATO EO I DADA DE PAN PAN PAN , RATATATATATA .... RAZANA !!!!
Ampidiro izy ary e! aleo izy hiditra de aiza ny basiko teo !
-aleo izy hiditra moramora e!!....tsisy hanakotaba azy eo amle izy vao tonga iny fa afaka miarahaba ny fianakam's farany izy !!!!!..olona...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:30
rijadolly
(
15/06/2010 16:22)
Mitovy satria
Inona ny hitovin' ny Kiraro sy ny aéroplane?...
tohiny
novalian'i jodasy2009 ny 13/07/2010 10:54
falimanana
(
15/06/2010 15:30)
io ary lé lazaiko anao baba aaa
Depiote Manoela : Efa mangotraka ny any Toliary. Feno tanora manao fehiloha mena Ny tanàna, ary vonona ny handringana ny FAT ry zareo. Nitsoaka avokoa ny fianakavian’i camille vital, niakatra ao An...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2010 13:21
terrywiui
(
15/06/2010 15:30)
Samy Malagasy daholo isika ary Afrikanina
TSY MANAVAKAVAKA FIODIRANA NA MAINTY NA FOTSY SAMY MALAGASY SAMY AFTIKANINA SAMY OLOMBELONA
HARENA HO ANTSIKA MALAGASY DAHOLO IZANY NA MERINAVIANAO NA BETSIMISARAKA NA TAGNALA NA BETSIMISARAKA NA ANT...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 17/06/2010 10:42
falimanana
(
15/06/2010 15:29)
vavao tena mafana
Mpitandrina R. Edouard : tsy maintsy vita @ 19 jona ny na tian’ny fitondran-jiolahy tarihin’I tgv sy frantsa na tsy tiany.
Hanao fety be manerana ny Nosy @ izany fahafatesan’ny FAT izany.
HIhets...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:24
falimanana
(
15/06/2010 15:27)
OPK sy OPF o p foza
Depiote Camille Mektoub : Manakarama mponina sahirana ny FAT sy KARANA mba hanangatsaina any @ fokontany. Tsy misy manangatsaina ny vahoaka. 0,1%n’ny Malagasy no manao izany @ izao fotoana izao.
Ao...
tohiny
novalian'i Fall ny 16/06/2010 17:59
falimanana
(
15/06/2010 15:26)
HOAVY DADA
Depiote Manoela : Efa mangotraka ny any Toliary. Feno tanora manao fehiloha mena Ny tanàna, ary vonona ny handringana ny FAT ry zareo. Nitsoaka avokoa ny fianakavian’i camille vital, niakatra ao An...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:27
terrywui
(
15/06/2010 15:22)
Maizina daholo le miaraka mipetraka amin dada ! nenay france iany e !
ty vao tena izy
allez les bleu ! allez le bleuuuuuu........
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=gh0USlLpFb0[/youtube]...
tohiny
novalian'i diloo ny 16/06/2010 00:18
wxxx
(
15/06/2010 15:02)
NY VENDRANA IHANY NO MIVADIKA KONDRANA
Miodina avia e e e , mihodina havanzna e e e mivadika kondrana e e e, miova ho bado fa e e e Sankalité foanafona hihihi
Ho aiza eo ho avy Ingahy CHISSANO ho BE indray ny harary kibo hihihi...
tohiny
novalian'i diloo ny 16/06/2010 00:03
terrywui
(
15/06/2010 14:56)
Vovoka i dada ke hiverina ho vovoka indray !!...
Raha mbola maniry ny hi-monolizen'i dada ny toekarena elah rafaly kely de hivavaho iany ny hiverenaniny olona efa razana iny !
hira iray ndray ary ty ! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=1GVSP...
tohiny
novalian'i koula ny 17/06/2010 18:11
falimanana
(
15/06/2010 13:45)
fahatongavan'i DADA iany!!ok???
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=tOFC_XFlvCs&feature=related[/youtube]...
tohiny
novalian'i 3188 ny 17/06/2010 18:45
terrywiui
(
15/06/2010 13:39)
26 JOINTSM-POZA
[youtube]rhoyZxIjnpE[/youtube]
TENA LEOBE NY FOZA MPAMONO MPAMPIJALY NY MALAGASY...
tohiny
novalian'i 3188 ny 17/06/2010 20:53
falimanana
(
15/06/2010 13:35)
VAVAO mafana
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=8kxC8CzwIOY[/youtube]...
tohiny
novalian'i falimanana ny 15/06/2010 13:37
falimanana
(
15/06/2010 13:05)
MALOK'ila FAHAVALO
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Xnhsk9BdO_g&feature=PlayList&p=761CBCA549079D50&playnext_from=PL&playnext=1&index=71[/youtube]...
tohiny
novalian'i falimanana ny 15/06/2010 13:28
terrywui
(
15/06/2010 12:44)
tsy hitako mitsy hoe inona iany ary ty mampifalifaly foana anareo e !.....
ambany loatra manko le hevitra mba tonga ao antsainareo !! de ze daka baolina ve ry zalah no mampisahotakotaka be ny serasera.org tahak'izao ?
--sa ve mba misy fanantenana kely amin'ny mety ahazahoa...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 15/06/2010 15:11
falimanana
(
15/06/2010 12:34)
SOSIBé tsy toko tsy forohana!!!
falimanana - 14/06/2010 22:46
AO ambany latabatra tokoa lé cheque 200.000.000 !!ny 100.000.000 d tadiavindry zalahy akepoka fa ny 100.000.000 dia omena ny Fanjakana!!!
saingy ndrisy !!!!ndrisy hoan'i...
tohiny
novalian'i falimanana ny 15/06/2010 13:05
falimanana
(
15/06/2010 12:28)
inona hono wééééééééééé???
efa mietsika ny FARITANY!
Majunga
Toliary
Toamasina
tsy manaiky lé JIOLAHY kely io sy ny forongony...
tohiny
novalian'i falimanana ny 15/06/2010 13:05
falimanana
(
15/06/2010 12:26)
hoavy ao afrika atsimo i OBAMA hanohana ny UA !!
sy ny aradalana!...
tohiny
novalian'i falimanana ny 15/06/2010 13:06
terrywui
(
15/06/2010 12:13)
hiangaviana ny Admin na i Hery mba hanala an'io terrywiui FOPLA io fa lasa otran'ny hoe dondrona zany koa ny bandy aminio ! OK
Raha azo hatao de palao hatramin'ny IP n'ny ordiany sy ny PCrehetra ampiasainy ny PS rehetra io faizo any daholo fa heverin'ny olona fa tena izaho tokoa le vendrana Mpanohitra Fanjakana io !
---mino i...
tohiny
novalian'i diloo ny 15/06/2010 23:08
toovs
(
15/06/2010 09:26)
tsy ekena hono ny hahazanatany indray an'i madagasikara
koa ngaha misy an zany zanatany izany intsony izao e. ny tokony ho resaka ngamba dia hoe tsy ekena ny hahalasa frantsay ny malagasy. manjary tsy afaka manao banga mihomehy alina ny mpanao pôlitika ta...
tohiny
novalian'i wxxx ny 15/06/2010 14:46
