Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vaovaogasy
(
12/06/2010 18:26)
madagasikara mahafinaritra ho simbain ny mpanao politika
http://vaovaogasy.blogspot.com/
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=fCHE_fnzvP4[/youtube]...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 14/06/2010 18:25
vaovaogasy
(
12/06/2010 18:24)
visite de madagascar par la RN7
http://vaovaogasy.blogspot.com/
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=fCHE_fnzvP4[/youtube]...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/06/2010 12:43
vatofototra
(
12/06/2010 18:13)
ECOUTER Ravalomanana a rencontré des Chefs d'Etat 11 juin 2010
ECOUTER Ravalomanana a rencontré des Chefs d'Etat 11 juin 2010
- En marge de l'ouverture de la Coupe du monde de football, Ravalomanana a rencontré plusieurs Chefs d'Etat en Afrique du Sud
- Ecou...
tohiny
novalian'i diloo ny 14/06/2010 23:01
Noue
(
12/06/2010 12:58)
Miraisa hina re ry Malagasy
Miarahaba ee !
Saika mba hanontany oe sao dia mba misy manana ny tonon'ity hira ity ianareo.
Miraisa hina re ry Malagasy
K'aza mba misaraka
----------------------------
Ho any Tanindrazana
Misaotra...
tohiny
novalian'i walte ny 22/07/2010 09:03
vaovaogasy
(
12/06/2010 12:00)
bois de rose eto madagasikara
http://vaovaogasy.blogspot.com/
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=KfpFHaYUBB8[/youtube]...
tohiny
novalian'i ouioui ny 14/06/2010 17:43
falimanana
(
12/06/2010 10:07)
coupe du MONDE!! aleo havadika ndray ny sujet fa mamplélouu b i Wiiwiiwiii
Nijery ny lalao fanokafana ny Filoha Ravalomanana !
Publié par MyDago.com le Samedi 12 juin 2010 à 11 h 02 min, rédigé par admin
President Ravalomanana, invité officiel Coupe du Monde
President...
tohiny
novalian'i diloo ny 14/06/2010 23:00
falimanana
(
12/06/2010 09:15)
MIHIDY ny robinet ooooo
-tsy misy handoavana ny karaman'ny mpiasampanjakana intsony am volana ambony!!!
- fanampiana avy am vondrona eropeana dia tapaka !!tsisy tsony
580.000.000 euros
developement rural
transport
fanamp...
tohiny
novalian'i diloo ny 12/06/2010 10:23
falimanana
(
12/06/2010 09:05)
aiza lé sosibé???MBOLA MANDAINGA iany rainilainga LEbén'i SATANa iééééééé
Noheverin’ny FATE fa mora fitahina ny vahoaka ka notsahony fa afaka anavotana ny Firenena ny vidin’ny vy any Soalala. Hatreto aloha tsy mbola voarain’I TGV sy ny forongony ny vola tokony harotsa...
tohiny
novalian'i diloo ny 14/06/2010 12:26
bazylou
(
12/06/2010 07:57)
dinnn
Mbola tsy resin'ireo milaza azy ho mpanara dalana ihany
I TGV.
Gasy be menomenona fotsiny kay no tena marina le.
Nanompo an I TGV daholo le,looooooooool...
tohiny
novalian'i 3188 ny 12/06/2010 13:37
miou
(
12/06/2010 07:17)
NY HANITRAO RY GASIKARA
fotoana iray tsy azo adinoina
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=K8QTBj6fNlk[/youtube]...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 19/06/2010 07:30
AndriambyII
(
12/06/2010 00:53)
Kéfony manta ao ary itony ry havana isany !
"Honte à vous (la France) de ne pas respecter vos propres valeurs"
L'ancienne ministre malgache Elyett Rasendratsirofo a convoqué la presse ce matin afin de dénoncer "le double langage du gouve...
tohiny
novalian'i falimanana ny 12/06/2010 09:18
niryna
(
11/06/2010 19:37)
Raha mba nanambady,niteraka ,nanan-karena mantsy aho an!
Matetika isika dia tsy mba faly amin'izay fahasoavana nomen'Atra antsika
Ao ny miteny hoe raha mba nanambady angamba aho dia mba nanana fifaliana amin'ny fiainana ,ao koa ny hoe raha mba niteraka,na ...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 21/06/2010 13:47
3188
(
11/06/2010 17:58)
sigara
sao mba misy manana toro hevitra .te hiala sigara fa tsy mety afaka mihintsy...
tohiny
novalian'i arialy ny 06/07/2010 08:36
Lejoba
(
11/06/2010 15:50)
sipa mijajika be
tena mba hazavao ahy ry zalahy ny dikan'ilay mijajika fa ohatry ny fampiasanareo any Madagasikara any ilay izy fa tsy arako hoe ohatry ny ahoana marina ilay sipa mijajika a!
Ohatry ny zavatra tsara al...
tohiny
novalian'i raherigna ny 14/02/2011 05:42
Lejoba
(
11/06/2010 15:48)
WC ny aza voany ihany
Tena resaka matotra ity an! Torohevitra mahasoa ny tena marina fa aza mba tratra ohatry ny nahazo ahy aloha e!
Tsentsina ilay lavapiringa indray andro. Tsy mahay dia niantso olona. Tonga izy sy ny fit...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2010 19:06
falimanana
(
11/06/2010 14:19)
efa akaiky ééé
Vendredi 11 juin 2010 *11h30->Un expert international, spécialiste en économie, a constaté qu'avec l'argent qui lui reste, la Hat peut à fortiori payer les fonctionnaires mains ne peut pas faire...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/06/2010 11:23
falimanana
(
11/06/2010 14:02)
MATY aho SOSY b wisco!!vita ndray lé lalambarotra é!!hihihihihi
La HSBC de Hong Kong, banque de Wisco, aurait refusé de payer le premier chèque de 50 millions de dollars du projet Soalala. Ce qui permet de croire que le second chèque, de méme montant, connaÃÂ...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 12/06/2010 13:08
TEGEVE
(
11/06/2010 13:58)
Pays àrisque : Situation aggravée pour Madagascar
« Les perspectives économiques et politiques très incertaines et un environnement des affaires comportant de nombreuses lacunes sont de nature à détériorer sensiblement le comportement de paie...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 12/06/2010 00:09
falimanana
(
11/06/2010 13:55)
na miverina dada na tsy miverina ambony ny moraly
aza d marary fo am zany eo Razokiny b aaaa!!!!
ny karapasy retra am zay mikarepoka daolo f'az taitsa an!!
ny vola nangalarina retsa miverina am MALAGASY§
NY TSANO NOVIDINAREO TAM VOLA halatsa retsa...
tohiny
novalian'i ouioui ny 11/06/2010 15:48
terrywui
(
11/06/2010 13:46)
Ity ary misy fanontaniana iray !...tapitra eto ny lalanareo ry MPANOHITRA
--Raha tsy nanao ratsy teto amin'ny Tanindrazany ary i Dada ka tena nihevi-tena fa nadio ,tsy namono olona , tsy nangala-bolam-panjakana ,tsy nampijaly ny pokna Malagasy!!! de izao ary no fanotaniana ...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 12/06/2010 13:03
