Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
haryvelo ( 08/06/2010 07:06)
miarahaba ny mpisera rehetra ! mba misy teny kely ho alefako ho antsika
Izaho dia tsy mpanohana fa tsy manakiana ihany koa anefa an'io Fitondrana io ny antony raha ny saina tsy miangatra sy ny masotsika rehetra nahita koa anefa dia nahafantatra tsara fa tsy nandeha tami... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/06/2010 22:15
hery ( 08/06/2010 07:05)
Temoins de Jehovah, mba hazavao hoe ry Mpanazava?
Hitako nitsipalotra tatsy ambadika tatsy ny nolazain'i Mpanazava hoe [quote] [quote] Tsy mino an'i kristy ho Atra [/quote] io aloha angamba hors sujet sady tsy TJ no niteny anao an'io fa mety henonao... tohiny
novalian'i niryna ny 02/05/2013 14:56
Djhamhal ( 08/06/2010 05:59)
Fananganan-tsaina !
Mahatsikaritra ihany aho fa toa miha vitsy ny olona manangana saina noho ny fahatongavan'ny fetin'ny 26 jiona !! fa maninona kay ?? raha izaho aloha dia manentana ny olona hatrany hanangana saina !!... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/06/2010 11:55
hery ( 07/06/2010 16:16)
Hampiharina ny fitsipika eto amin'ny serasera
Nandritra ny fanatsaràna ny dinika serasera.org dia ninia tsy nikitikitika mpikambana mihitsy izahay mba hahitana ny olana mety misy ara-teknika. Efa hita fa mandeha amin'ny ankapobeny ny takelaka ko... tohiny
novalian'i xxxw ny 13/06/2010 11:59
vatofototra ( 07/06/2010 14:16)
REGARDER VIDEO Satrobory l'invité de l'actualité MaTV 06 juin 2010
REGARDER VIDEO Satrobory l'invité de l'actualité MaTV 06 juin 2010 - Révérend Andrianalijaona Andriamanampy, dit Satrobory l'invité de l'actualité MaTV le 06 juin 2010 - Nianifanalavitra ny h... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/06/2010 22:17
zakilinina ( 07/06/2010 12:47)
Mpitari-bato vilam-bava
Tao amin'ny tranonkala "gazetyavilavitra" no nahitana ny tenin'ny ben'ny tanàna t@ fametrahana ny vato fehizoron'ny fanarenana ny lapan'ny tanànan'Antananarivo toy izao : "Nanentana moa ny Ben’ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/06/2010 20:54
rafangotsohana ( 07/06/2010 12:44)
pavillon
Mba mila fanampiana za ry reto a : sao dia mba misy mahita na manana pavillon ao @ tsenan'i mahamasina, na soamantombo, na analakely, nefa tsy ampiasainy, mba hofaiko hanaovako activité kely? Raha en... tohiny
novalian'i ledala ny 01/11/2010 01:06
diloo ( 07/06/2010 11:58)
La reconnaissance de la HAT par le Vatican: Prémices d' incitation à la guerre de religion?
[b]Le silence du 1er des catholiques malagasy depuis 16 mois: Que peut-on analyser de son laxisme?[/b] Le Cardinal Odon Marie Arsène Razanakolona a joué un rôle plus que douteux dans le coup d’... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/06/2010 22:22
rdr2510 ( 07/06/2010 07:37)
Mitady Circuit integré logique
Salut daholo, Aiza ry zalahy no mba misy mivarotra circuit logique sy microcontrolleur MICROCHIP (PIC 16f84, 18f280,.....) eto tana a. Tena lany haiky mihintsy aho nitady fa tsy nahita. Sao mba misy... tohiny
novalian'i nilex ny 04/08/2010 06:21
diloo ( 06/06/2010 23:22)
Père Alain Thierry : « Rajoelina était un pion »
Tairo indray aloha ny dinika politika fa mikorontona ny bandy kely eto e! Manjary tsy mampazoto ny misera eto raha mitohy ny fanakorontam-poza. Raha tsy hoe angaha izay no tarigetra: atao izay mankal... tohiny
novalian'i milamm ny 10/06/2010 12:10
angotiko ( 06/06/2010 12:24)
NAFINARITRA NY BARBECUE PARTY
miarahaba ny rehetra ô vita moa izany ny BARBECUE PARTY teny ambohimalaza, ary tena nahafinaritra no samy hafapo daholo na ny tranainy na ny vaovao vao sambany nadeha fihaonana fa ny sary moa d ho av... tohiny
novalian'i hery ny 21/06/2010 22:31
AndriambyII ( 06/06/2010 11:38)
Miainga any ny Mafian-drahery !
Une société italienne dénommée MAGGIORA, entreprise de carrosserie basée à Turin envisage de s’implanter dans la Région du Boeny. La Société a beaucoup travaillé pour de grandes marques co... tohiny
novalian'i fijo ny 08/06/2010 20:47
terrywui ( 05/06/2010 22:28)
MISAOTRA ANAREO E TAMIN'NY EFATRA TAONA LASA AZA NY FINAL SY DEMI-FINAL FOTSINY NO MBA HITA KOU
[u][i][b]Mondial 2010 Ho hitantsika mivantana amin'ny TVM avokoa ny lalao rehetra [/b][/i][/u] Ny filohan'ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra, Ahmad kosa dia nisaotra ny Fitondram-panjakana. Heri... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/06/2010 21:31
terrywui ( 05/06/2010 22:17)
JEREO TY FILAMBANINY BE TY ANIE ...HITA MITSY HOE MANDRANGITRA OFANJAKANA ........
Tatsy Antanimora efa bedy be tao sy nifanazava be tao hoe: afaka avel miditra soamatsara hianareo fa makà autorisation de mamangy ze havana na sakaiza ato !...de mbola ahoana ndray ?? nankany tsiafah... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/06/2010 17:51
diloo ( 05/06/2010 18:12)
Fampiasana "Sary fanampiny" Smiley eto @'ny serasera
Sali Ary nankaiza ireo" sary fanampiny "misy smileys tetsy ambany avia ry Hery an? Sady en plus tsy mandeha ny combinaison nomen'i Cutie, toy ity : =)), ilay smiley tsiky mahery e!... tohiny
vaovaogasy ( 04/06/2010 13:02)
vaovao malagasy exploitation du gisement de Fer à Soalala
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=D9zhS9u4Fik[/youtube] En faisant allusion au projet d’exploitation du gisement de Fer à Soalala qu’entreprendra le Consortium WISCO d’ici 2 mois, le che... tohiny
bazylou ( 04/06/2010 12:50)
bekiraro froma ireny
VIVE. TGV Sady zigzag nolohany no bekraro froma ireo. Beuuuuurrrrkkkkk.... tohiny
zigzag ( 04/06/2010 09:17)
Djéma !!!za mila Adersin'i WIWIWIkomoro!!!
za ZIGZAG legalista pur et dure mila adresin'i WIWIWi komoro Mpivarotra Madagasikara amboarazana !!manino tsy valian'ialahy?? ataoko teny MALAGASY mazava sao tsy hain'ialahy ndray!!be taimbava b mank... tohiny
novalian'i bekiraro ny 07/06/2010 01:35
terrywui ( 04/06/2010 09:04)
ireo misy lien !...mba azon'i hery jerena ao amin'ny SOBIKA ve ireo azafady !!..valin'ny le resakao atsy ambany hoe 'mivarotra tanindrazana "
[u]azafady letsy Billy fa lasako kely vetivety ity kozinao ty fa misy ilako azy an !!......[/u] VAROTRA TANINDRAZANA – HARENA AN-KIBON’NY TANY NATAO VARO-BOBA Uranium, diamants, or, émer... tohiny
hery ( 04/06/2010 08:47)
Zavatra hafa mahasolo kotrana?
K'aiza daholo. Resa-dehilahy efa manomboka antitra ity. :-) Tena mitady solution ankoatry ny kotrana fa mihamitombo ny kibo. Ny asa atao eto ambody ordi foana dia tsy misy fotoana hikotranana ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2010 19:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1468