MISAOTRA ANAREO E TAMIN'NY EFATRA TAONA LASA AZA NY FINAL SY DEMI-FINAL FOTSINY NO MBA HITA KOU

1. terrywui ( 05/06/2010 22:28)
Mondial 2010
Ho hitantsika mivantana amin'ny TVM avokoa ny lalao rehetra

Ny filohan'ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra, Ahmad kosa dia nisaotra ny Fitondram-panjakana.
Herinandro mialoha ny hanombohan'ny «Mondial» dia fantatra izany izao fa handeha mivantana amin'ny TVM(Televiziona Malagasy) avokoa ireo lalao rehetra, amin'ny fiadiana ny Tompondaka eran-tany 2010, hatao atsy Afrika atsimo, eo amin'ny taranja baolina kitra. Io no nambaran'ny Minisitry ny Fifandraisana, Malazarivo Felix, omaly tetsy amin'ny Hôtel du Louvres Antaninarenina, nandritra ny fihaonany tamin'ny mpanao gazety. Mitentina 250 000 dôlara ny vidin'izany, izay voalaza fa vokatry ny fifanarahana teo amin'ny ORTM sy ny UAR(Union des Radio diffusion en Afrique) no nahazoana azy, ny CFI kosa no Canal hampita ny sary ho antsika. Ho hentitra noho izany ny fanaraha-maso amin'ireo rehetra mangalatra sary, hoy ihany izy, satria dia vola avy amin'ny vahoaka no nakana izany. Vao andro vitsy teo no nahazo ny fankatoavana isika teto Madagasikara fa voaray soa aman-tsara izany vola izany. Ny filohan'ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra, Ahmad, kosa dia nisaotra ny Fitondram-panjakana, izay nitady ny fomba rehetra hahitan'ny vahoaka malagasy ity fifaninanana lehibe ity, mbola ho hitantsika ihany koa, hoy izy, amin'ny faran'ny volana jolay any ho any, ny fiadiana ny Tompondaka eran-tany ho an'ny vehivavy latsaky ny 20 taona, hatao atsy Alemaina. Ny Minisitry ny Fanatanjahantena, Virapin Ramamonjisoa indray dia nisaotra manokana ny Filohan'ny FMF satria dia noho izy, hoy izy, no nahazoantsika ny sary amin'ny vidiny mirary toy izao. Mangalatra avokoa ireny manao dokam-barotra amin'ny gazety sy fahitalavitra rehetra ireny, hoy kosa Ingahy Pilaza Joreh, Talen'ny ORTM satria ny TVM sy ny RNM irery ihany aloha hatramin'izao no mahazo fankatoavana, handefa izany.
Rabenaivo
novalian'i pikatti ny 07/06/2010 21:31
2. bekiraro ( 05/06/2010 23:00)
Aza mamafi-dresaka ialahy raha tena lahy efa niteny aho fa rahapintso no hifankahita dia miomana fotsiny
3. AndriambyII ( 05/06/2010 23:38)
Ahmed iza mouu ?? Qu' il dégage le champ ! saleté !
4. terrywui ( 05/06/2010 23:46)

Aza mamafi-dresaka ialahy raha tena lahy efa niteny aho fa rahapintso no hifankahita dia miomana fotsiny
okay bainn a!...be ny vitanlah e!...nofahanlah lalitra mitsy ah letsy bainn a!...merci ee..elah tena bandy tena tssss..itako iany anie fa nitovitovy tamdrangorivao izany le firesak'elah fa za ko no vesa e!...hay ve lesy elah io leee kiiiii....elah tena aaa.. zao ah lasa niantsy an'i razoam fotsiny nefa elah kay no tena bidon leee...
5. terrywui ( 05/06/2010 23:52)
tena afabarakan'i ZAMA91 fotsiny ah letsy fa ay ve elah no tena folaitra be eto leee...elah letsy bainn tena tsy milay mitsy le fikafika maloto ataonlah amin'ny bandy le ,oaiaka be ah fa ay ve letsy elah no tena paingotra le ...azafady ZAMA tamle kozy vinany ireny fa voafitaka ah le !..
6. danielle ( 05/06/2010 23:59)
efa maro no victim an'i pikatti teto ,isan'izany tess , nalainy baraka eraky ny internet ny sariny ,faharoa i mirana niriana ,nalainy tany @ i terrywui ny sariny dia naparitany eraky ny net ,mba tonga saina pikatti an ,efa hanana zafikely mbola misary gaigy ohatry ankizy kely 20taona,en plus efa fotsy volom body mbola misary gaigy ihany
7. terrywui ( 06/06/2010 00:02)
tandremo elah aminio sipa io rapika oa fa tsy zah io a!...sao elah de aviavy be aty amiko otran fanaonlah aty ndray de oe zah io fa tsy koboko mitsy io a!!!..misy fika maimbo io sipa hafahafa io fa mailo elah bainnn fa tsy zahako io!!...mailo elah !...
8. terrywui ( 06/06/2010 00:02)
tandremo elah aminio sipa io rapika oa fa tsy zah io a!...sao elah de aviavy be aty amiko otran fanaonlah aty ndray de oe zah io fa tsy koboko mitsy io a!!!..misy fika maimbo io sipa hafahafa io fa mailo elah bainnn fa tsy zahako io!!...mailo elah !...
9. rasamy ( 06/06/2010 00:16)
angaha moa nisy niteny anao teo ry terywui hoe ianao io ,sa efa mailo @ ratsy fanao koa ,ny hafatra tiako lazaina tsy ianao loatra fa i pikatti satria noho ny conneriany dian nofoanan'i niry ao @ sobika ny sobika love ,satria nametyraka fitoriazna i tess noho ny sary nangalarin'i pikatti tao,mba mahalala menatra pikatti an,tout le monde est au courant ,tsy mety mahazaka ve toi e
10. AndriambyII ( 06/06/2010 00:38)
Ka inona mou fa tsy nareo taranaka betsa iany no tena be vnany t@ io !
11. bekiraro ( 06/06/2010 06:48)
Tsy misy mitsoaka an'ialahy eto na wiwiwi na wawawawa ialahy, aza manao adin'olona kanosa fotsiny, ialahy mantsy nilaza fa mazana dia hatreho aho izay fotsiny , ary aza mandositra fa androany ny fotoanako amin'ialahy
12. terrywui ( 06/06/2010 10:02)
ajanony amzay letsy rapika fa efa ts mahataitra tsony ah ...shhhh mbola averina fona ko ny anlah !!....asaiko averin'i hery eo Rangorivaonlah iny fa....
13. pikatti ( 07/06/2010 12:00)

Ahmed iza mouu ?? Qu' il dégage le champ ! saleté !

Bandy tiakely , tena fitiavan-tena tanteraka ny an'ireo bandy ireo , vao roa herinandro izay nisy coupe du monde latsaka ny 13ans teto Frantsa dia ekipa anakitelo no tonga taty, vao tonga aloha dia mbola tazana daholo ny mpandrindra ny olon-dehibe nitondra an'ireto boaikely ireto , fa nony hody @ izay dia tsy tazana daholo ny ankamaroany, (asa raha nanararaotra ny nitsoaka ny FATY koa ry lerony dia nilentika aty daholo , izay koa aloha tsy fantatra.....)dia natao antso avo tà radio FPP( Fréquence Paris Plurieur, mandeha ny alarobia @ 8h30 hariva)ny fiangaviana izay mety afaka hampiatrano ireto mpanao baolina kitra, alohan'ny hodiany ny zoma, tssss, tena mbola betsaka foana ny tandrametaka e, iray izay ...
Faharoa , mbola io bandy io ihany koa no nitarika ny delegasiona gasy t@ scorpion de Mada nanao mini-tournoi teto Parisy ndraimapé zay , nampalahelo hoa fa na rano sotroin'ireto mapanao baolina ny Malagasy teto an-toerana no niatonka fa ny fédé laozan-dry zalahy nividy entana tany ho any , tsssss,nony nody @ izay koa ary ireto scorpion, dia nandeha wc io Ahmed io, dia tsy hita fa lasa ihany ny avion, avy eo nedala nipoitra tsy hay avy taiza , dia inona no mba lazainy , fanahiniany hono fa misy zavatra mbola tsy voavidiny, izany no tena hoe ny tontakely daholo ireto tary reto klé,

14. terrywui ( 07/06/2010 15:20)
mody faninana le pikandoza paty ty !!!..... efa koboko daholo elah e...ssssshhhh ...bandy kapotsaka mandagy be fotsn elah kleee...haiko ane ny fika maimbonlah ee!!...
15. pikatti ( 07/06/2010 15:39)
Inona ndray ary ny nanjo an'elah tany lééé, poteho any leity ny ordi de aza mijery rehefa tsy vitan'ialahy ny mandingana dinika bainn a
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Ordinateur/ordi-casse-20060614.gif[/IMG]
Iza aloha no ekipan'elah e, tsy eo ela mitomany lava eo
16. AndriambyII ( 07/06/2010 16:16)
Ok ra wui wui akama élah eto !!
17. terrywui ( 07/06/2010 16:18)
elah tena bandy tssssshhh....!! koboko tam drahery anie ny tena marina e ... nanotaniko anilery daholo hin hon hin hon !...ekipa,ekipa ahona fa andao hi pari atsika lahy e! nenah France fona hatram farany allez le bleu !!! allez le bleu (tgv) hin hon hin hon
18. terrywui ( 07/06/2010 16:18)
elah tena bandy tssssshhh....!! koboko tam drahery anie ny tena marina e ... nanotaniko anilery daholo hin hon hin hon !...ekipa,ekipa ahona fa andao hi pari atsika lahy e! nenah France fona hatram farany allez le bleu !!! allez le bleu (tgv) hin hon hin hon
19. AndriambyII ( 07/06/2010 16:40)
Nampiseho vangy ra wuiwui , njay nen' lah Ra punk punk ! hon hon hon !!
20. pikatti ( 07/06/2010 17:39)
Mampalahelo kely le filazan'elah lafrantsa klé, tena lotika be elah zany klé, fa nisy inona marina leity a???[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/sourire-broches-8539.gif[/IMG]ireo adinareo ao ambany ao ireo ve zany tena mamparary an'ialahy ato izany e?? tena tsy hay hampanginina le tary keity rabilly a, lasa namoaka vangy, manao loaham-poza [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0389