Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
11/06/2010 12:15)
nelson Mandela...
finoana sa efa izay no anjara.
Hatrizay dia fanirian'i Mr Mandela ny hampiray ny fotsy sy mainty sy mavo sns. Nitolona mafy teo @ fiainany izy.
Tanteraka izany ankehitriny... nefa dia izao namoy ny z...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 17/06/2010 09:40
LionelMessy
(
11/06/2010 11:59)
Manombok'izao ary dia ataovy ny fanamby
Afrique du Sud vs Mexique zà maka Afrique du sud
France vs Uruguay zà maka Uruguay ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 14/06/2010 14:23
terrywui
(
11/06/2010 10:11)
MAZAVA NY RESAKA FA AOKA IZAY NY WAWAWAn'ny TIM ETO E
very tanteraka nareo ry zanpoly fa efa nivoaka izao ny sonde, analyse sy ny jugement ataon'ny firenena rehetra fa rehefa natao ny stat dia nazava be otran'ny lamba miahy fa "TSY TAFIDITRA AO ANATIN'NY...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 12/06/2010 00:06
hery
(
11/06/2010 10:06)
Solfa Misaora an'i Zanahary
Mitady ny solfa-n'ny hira faha-2 ao amin'ny fihirana ffpm "Misaora an'i Zanahary" raha mba misy manana.
Na raha tsisy dia feony marina no tena ilaiko. Sarotra atao be mantsy ilay izy, indrindra ho ana...
tohiny
novalian'i ni81 ny 11/06/2010 18:19
bobimarolahy
(
11/06/2010 09:17)
4 no hitako fa ho enjana
Bresil,Argentine,Espagne,Allemagne. Tsy miala @ iray amin'ireo io coupe io. Lafrantsa manonofy atoandro,Italie efa tsy defensif firy intsony,Angleterre tsy dia hita loatra saingy nanafay izay nihaona ...
tohiny
novalian'i Vuvuzela ny 12/07/2010 21:11
vatofototra
(
11/06/2010 08:36)
REGARDER VIDEO Examen sur le Droit de l'Homme àMadagascar- ONU Genève 10 juin 2010
REGARDER VIDEO Examen sur le Droit de l'Homme à Madagascar- ONU Genève 10 juin 2010
- Guy Rajemison HAT
- Naika Eliane
- John Mariz USA
- ACAT
- Amnesty International
- Alex Van Meeuwe-Prési...
tohiny
novalian'i ouioui ny 11/06/2010 14:29
bobimarolahy
(
11/06/2010 06:18)
invite donera
Nahazao fanasana hanatrika ny ceremonie d'ouverture ny coupe du monde avy @ Zuma I Ravalomanana @ maha namany azy dia tokony mba ahazo avy @ Sarkozy koa I Andry @ maha filohan'ny tetezamita voafidin'n...
tohiny
novalian'i ouioui ny 11/06/2010 14:31
soanja
(
11/06/2010 05:17)
Nahoana no dia toaka?
Arakan'ny voalazan'i gazety iray ao Madasikara tamin'ny herinandro lasa teo dia 35% ny vehivavy malagasy ao Madagasikara dia manana fahazarana misotro toaka avokoa.
Toaka? 35%? Betsaka anie izany...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2010 19:07
hery
(
10/06/2010 21:32)
Angamba raha i Ravalo no nanasonia ny exploiation Soalala
Ny exploitation-n'i Soalala dia efa tetikasa nanomboka tamin'ny 2008. Tsy nirotoroto anefa ny fanjakana tamin'izany fotoana izany satria sao dia tsy mahaleo ny sarany ny vidiny. Ny sinoa mantsy manamb...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 12/06/2010 04:08
hery
(
10/06/2010 21:23)
Rakibolana
Ampitampitaiko ihany fa mbola mila ezaka amin'ny rehetra. Site iray misy ny rakibolana malagasy http://rakibolana.org
Voalaza ao amin'io site io ihany moa ny tanjony sns....
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 23/06/2011 19:42
vaovaogasy
(
10/06/2010 20:18)
tosakevitra politika eto madagasikara
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=UcGD32FQLyc[/youtube]
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=z4wRgQrhAWE[/youtube]
http://vaovaogasy.blogspot.com/...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 11/06/2010 23:54
falimanana
(
10/06/2010 19:37)
AVERIKO eto fa mbola tsy MAZAVA
HERITAONA MONJA D zao no ZAVABITAN'ity ATAO HOE DOMELINA TSY NANDIA FIANARANA ity
sy ireo JIOLAHY MPANGALATRA
falimanana - 10/06/2010 21:33
falimanana - 09/06/2010 21:23
toy ny fozaorana éé!ambany...
tohiny
novalian'i ouioui ny 11/06/2010 15:48
terrywui
(
10/06/2010 19:28)
Aza ovaovaina sy avilivily le resaka fa tsotra fotsiny e.....
TSY FILOHA VOAFIDIM-BAHOAKA I DADA
ny antony ? tsy nahazo anle antsasa-manila tokony hiakarana president izy fa nanao be mokony sy nampiasa hery de niakatra teo point C tt !!.....ny fitaovana nenti...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:50
terrywui
(
10/06/2010 19:28)
Aza ovaovaina sy avilivily le resaka fa tsotra fotsiny e.....
TSY FILOHA VOAFIDIM-BAHOAKA I DADA
ny antony ? tsy nahazo anle antsasa-manila tokony hiakarana president izy fa nanao be mokony sy nampiasa hery de niakatra teo point C tt !!.....ny fitaovana nenti...
tohiny
novalian'i 3188 ny 11/06/2010 15:22
vatofototra
(
10/06/2010 19:06)
REGARDER VIDEO mensonge et double langages àl'ONU 10 juin 2010
REGARDER VIDEO mensonge et double langages à l'ONU 10 juin 2010
- Rajoelina a crié haut et fort aujourd’hui qu’il n’y a plus de négociation possible et qu’il va continuer la voie qu’il ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:47
3188
(
10/06/2010 17:38)
hanafatra artiste vahiny
tsy aleo ve zaraina @nay vahoaka lay vola 2.200.000 er e! izahay zao hatramin'izay nitondranareo FATY ireo tsy mbola nihinana izany hena izany. @ 26 juin zao mbola tsy na ho patsa na ho ravim'bomanga...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/06/2010 03:41
saosibe
(
10/06/2010 15:48)
efa manomboka mihaiky ny HAT ny ONU bientot
Selon Andry Rajoelina sa décision de ne pas se présenter lors des prochaines élections présidentielles a entraîner un changement d'opinion de la communauté internationale. La preuve, les diffÃ...
tohiny
novalian'i saosibe ny 11/06/2010 04:23
soanja
(
10/06/2010 15:11)
Karama 2 arivo ariary.
Dia nivanaka ny vavako raha nahalala fa hatramin'izay ka hatramin'izao dia mbola roa arivo ariary na 10, 000 fmg ny karaman'ny 2eme classe ao amin'ny foloalindahy malagasy isambolana.
Inona re tompo...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2010 19:16
gassmilay
(
10/06/2010 14:29)
Azo averina ve ilay tsy mahazo manokatra dinika raha tsy afaka ora iray
Tokony haverina ilay fitsipika tsy afaka mandefa dinika raha tsy afaka ora iray satria zavatra tsy misy dikany daholo no mipoipoitra dia lasa tsy misy vanony ny loha hevitra , ny eo aza tsy lalinina n...
tohiny
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 07:48
terrywui
(
10/06/2010 14:18)
Aoka kely alou sao misy tsy mahafantatra! RAPPEL kely ...le investiture in-2 e !!
Aleo alou hazava mialohan'ny nareo hitsontsona be fa nanao investiture in-2 anie i dada e!! satria nahoana ????--TSY LANY FILOHA VOAFIDIMBAHOAKA IZY tamin'ny 2001-2002 fa nanandratena taminkery tao Ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2010 21:20
