Aza ovaovaina sy avilivily le resaka fa tsotra fotsiny e.....

1. terrywui ( 10/06/2010 19:28)
TSY FILOHA VOAFIDIM-BAHOAKA I DADA


ny antony ? tsy nahazo anle antsasa-manila tokony hiakarana president izy fa nanao be mokony sy nampiasa hery de niakatra teo point C tt !!.....ny fitaovana nentiny :vahoaka sy ny reservistes !...de aza ovaovainareo tsony le diniko fa miova be le izy ao ambany ao refa any antenantenany !!...
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:50
2. terrywui ( 10/06/2010 19:30)
be mitsy mantsy ireo mpanohitra be vava ao ambany ao hoe : mba manaova otran'ny dadanay FILOHA voafidimbahoaka izy !!! asa adala ve sa mihevitra ny olona ho tsisy saina sa miseho ho fetsy loatra !!
--zao izy zao mazava tsara ny resaka izao ka raha mbola misy mandà eo de alefako eo daholo ndray ny porofo !!!hon hon hon hon hon
3. 3188 ( 10/06/2010 19:34)
io ndray le olona ry mirana a!mbola miteny fona. hi hi hi
4. danielle ( 10/06/2010 19:53)
hoavy lesy 3188 an
5. terrywui ( 10/06/2010 19:54)
danielle ===== salut letsy !! ela ela elah an !! fa elah ve mbola tezitra amiko e za efa nifona ve de mbola tsy hita fona elah ! de aona hono bainnn a !.
6. blouky ( 10/06/2010 20:05)
oui oui
7. terrywui ( 10/06/2010 20:11)
ahoana letsy ty vaovao be ty fa hay hono tsy anisan'ny tafiditra ao anatin'ny FILOHA VOAFIDIM-BAHOAKA NY MALAGASY hoy ny UI ....gaigy ty marina !!!
8. 3188 ( 10/06/2010 20:20)
fa iza no anontanian'lah e! tena gaigy marina ra wiwi ty leu
9. saosibe ( 10/06/2010 20:22)
i dada nangalatra t@ election 2001 iny indrindra moa le t@ 2006 ,Rolland ratsiraka no nitarika dia dada moa iny fatsoralahy be iny dia navadika ny vato ,izao nipoira ihany ny marina t@ fifidianana an'i rajoelina ho maire .1.800.000 be izao no votans azonay
10. xxx3 ( 10/06/2010 20:25)
dia ahoana bain an ,za lesy io miresaka an'i rawix io ry 18,3 AN
11. antimpanahy ( 11/06/2010 09:04)
fa maninona ary raha mba pikatti no tena ps entinao anaka fa tsy xxx3 izany ? hay ve ry anaka isany ka tsy "voafidimbahoaka" aradalana ity ravalomanana ity araky ny tatitry ny UI hono fa karazana coup d'etat ihany no nataony fa nosarotsaronana "fahamarinana sy fahamasinanan "fotsiny hono !.....
12. pikatti ( 11/06/2010 12:50)
Anaka fa inona hono no atahoran'elah an'i xxx3 anaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0582