Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui
(
10/06/2010 14:07)
toro-hevitra ny ahy ity ze hanaraka !!!
Tsoriko aminareo fa ratsy be zany fotopisainana ny "hanohitra foana"zany !! fotopisainan-tsika Malagasy io tsy mahatanty resy io fa tsy mba mipetraka refa petsa ! -ka izao ny anah !!...aleo ho eo alou...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:43
TEGEVE
(
10/06/2010 13:49)
Grande braderie de Madagascar !
Nous vous informons par la présente à tous les voyous, bandits, entreprises mafieuses, et les régimes douteux que depuis le 17 mars 2009, l’Etat malgache organise une grande braderie de Madagasca...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:54
Makouto
(
10/06/2010 12:06)
kopy di mondy
iza no hi pari amiko fa i Espagne no mibata ny amboara...
tohiny
novalian'i DotMG ny 19/07/2010 15:47
terrywui
(
10/06/2010 11:02)
ASIO COULEUR LE QUOTE RAH METY FA MIFANGARO AMLE VO NOSORATANA
LE TALOHA IZY TENA VOAFONO TSARA SADY MILOKO...
tohiny
novalian'i xxwx ny 16/06/2010 06:19
terrywui
(
10/06/2010 10:56)
de mbola mitady inona ndray e .....
Mirehaka be ndray ao ambany ao ry Rapika sy ny namany fa hoe " MAIKA LOATRA I KLY RAYMOND NANDRAY DECISION E ouiéouyéeee.....ka miandry ze lohamboto manaraka handrava ny Fanjakana ndray ary e !!
'-...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 13:01
pikatti
(
09/06/2010 22:33)
A l’approche des échéances électorales unilatéralement fixées par la HAT
Soloina PDS ekipan'ny HAT daholo ny maires hatahorana, Antsirabe, Toamasina,Ste Marie ,Nosy Be, Manakara sns.....
Tena sankalité marina ty mitomany RAD ty sannn a
http://www.midi-madagasikara.mg/...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2010 21:27
falimanana
(
09/06/2010 19:23)
aza mba Mitourne iany
toy ny fozaorana éé!ambany lotra ny saina!!
raha ny fozaorana JIOLAHY sy Mpangalatra no eo dia aza MANANTENA AN'i MADAGASIKARA HANDROSO !!
voalohany am fanapotehina fa zéro am fanatsarana!!
1taon...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:41
terrywui
(
09/06/2010 16:40)
asio dinika POLITIKA iray vaovao ary rahery hanaovanay vinany a ...
zahay kosa aza terenareo hipitsa hanao pastera sy mopera ao amin politika mifampisafosafo ao zany kle !.....tsy de mety loatra izany fa asio dinika politika2 de raha tianao de aleo tantanan'i Andriamb...
tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:53
tontonsola
(
09/06/2010 12:18)
[quote]
Aiza koa mbola homen'Ingh Zuma place d'honneur indray ve Ingh Ravalomanana, ary ny hakarary fo ahy ve no tena tadidiavina e, vao haingana ny UE nandatsa ahy fa tsy mahazo fanampiana intsony ho...
tohiny
novalian'i diloo ny 10/06/2010 01:02
LionelMessy
(
09/06/2010 11:36)
Frantsay tsy ho champion izany e, aza manonofy
Rama Yade a déclenché dimanche dernier une de ces polémiques dont elle a le secret. En critiquant le choix d'un hôtel 5 étoiles "clinquant" pour l'hébergement des Bleus en Afrique du Sud, la tur...
tohiny
novalian'i LionelMessy ny 13/06/2010 13:36
soanja
(
09/06/2010 02:25)
Ara-dalana ny fanafody rongony jamala.
Efa hatramin'izay no niady mafy ny mba ho ara-dalana ity rongony iray antsoina hoe " marijuana" na jamala ity aty aminay. Sonia efa impiry no andrasana eny amin'ny sisin-dalana ary ezahana mihitsy iza...
tohiny
novalian'i soanja ny 11/06/2010 03:50
pikanety
(
08/06/2010 23:17)
vola be hanafarana mpanakanto fata daza
araka vaovao re tao @ sobika dia hoe 2.200.000euros hanafarana an'ireo mpihira malaza hanafana ny 26juin ,tena izy sa film indray io ?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/07/2010 12:30
bazylou
(
08/06/2010 19:41)
saina gasy
Raha gasy ianao dia manangana fa raha tsy gasy dia aza manangana.
VIVE TGV...
tohiny
novalian'i terrywui ny 11/06/2010 09:18
terrywui
(
08/06/2010 19:27)
JEREO IREO FA HANDRANGITRA MIARAMILA NDRAY HONO ...
[u]Hetsiky ny mpitondra fivavahana
Hifamotoana amin’ny rehetra indray rahampitso
[/u] {mosimage}
Ireo Pasitera mankasitraka ny fijoroana amin’ny fahamarinana nataon’ireo tao amin’ny Hmf indr...
tohiny
novalian'i terrywui ny 10/06/2010 13:45
pikanety
(
08/06/2010 17:44)
aiza ny barea toa tsy mba nifampitana an'ireo mondialiste any afrika atsimo
cap ver vs potugal,tanazanie vs bresil,mozambique vs potugal,zimbawe vs bresil santionany fotsiny ireo fa dia manararotra ny pays afrikanna maro mba mifampitsapa an'ireo firenena goavana @ resaka foot...
tohiny
novalian'i 3188 ny 11/06/2010 16:33
TEGEVE
(
08/06/2010 15:32)
TENA EFA TSY RARINY INTSONY E
Aiza koa mbola homen'Ingh Zuma place d'honneur indray ve Ingh Ravalomanana, ary ny hakarary fo ahy ve no tena tadidiavina e, vao haingana ny UE nandatsa ahy fa tsy mahazo fanampiana intsony hono fa un...
tohiny
novalian'i pikatti ny 10/06/2010 13:13
ravatorano
(
08/06/2010 14:57)
raha ny toy izao aloha d tsy hay tsony hoe aiza ihany no aleha ?????
Raharaham-pirenena
Anjakan’ny petatoko sy fihemoran-dava
Tsy hentitra amin’ny fanapahan-kevitra sy ny teny ary ny fampanantenana atao ny mpanao politika sy ny mpitondra eto amintsika. Ho an’ny ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/06/2010 22:05
pikatti
(
08/06/2010 09:39)
Cl Raymond Andrianjafy: « le régime totalitaire tombera avant le mois de juillet »
Si les mots venaient d’un politicien, on aurait cru à un des discours vantards, mais émanant du Lieutenant-Colonel Raymond Andrianjafy, qui de plus était des plus confiants, on se demande réelle...
tohiny
novalian'i diloo ny 10/06/2010 12:07
vaovaogasy
(
08/06/2010 07:45)
vaovao ho an ny malagasy ny 07 jona
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=efZz7doS68g[/youtube]
http://vaovaogasy.blogspot.com/...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/06/2010 22:07
Djhamhal
(
08/06/2010 07:33)
vavy kely !!!
mba afaka manome torohevitra tsotsotra ve nareo raha te hiteraka vavy ?? raha mety dia natoraly fa tsy fanafody !! misaotra mialoha !!...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 02/07/2010 13:25
