saina gasy
1. bazylou
(
08/06/2010 19:41)
Raha gasy ianao dia manangana fa raha tsy gasy dia aza manangana.
VIVE TGV
VIVE TGV
novalian'i terrywui ny 11/06/2010 09:18
2. rijadolly
(
08/06/2010 20:09)
raha Gasy ianao dia tongava saina, fa raha tsy Gasy ianao dia oui mosé fona eto hatrany amin' zafy tsiaiko tsony.... HO TONGA ANIE NY "FAHAFAHANA TENA MARINA."
3. pelaka2000
(
08/06/2010 20:53)
hono wa ry bazylou ,fa mba ohatrinona kay no azonao tany @ frantsay na HAT no eto ianao no mba manambanimbany gasy,mahagaga ihany mbola misy olona sahy miteny ohatranao,manoahatra noho tsy manana havana mijaly any dago
4. Mirananirina
(
09/06/2010 06:03)
Raha gasy enao dia mpihira gasy mahatra any ambanivohitra alaina manao fety,fa tsy vaza efa manakarena.
5. Djhamhal
(
09/06/2010 12:11)
io loha hevitr'i bazylou io dia efa natsidiko tary @ fiarahamonina ! fa amiko gasy za dia manangana ny sainam-pirenena malagasy noho ny fahatongavan'ny fitsingerenen'ny taonan'ny fahaleovantenantsika malagasy ! zay !! dia izay ihany tsy misy idirana pôlitika sy olona sy mpitondra ny ahy ! fa na iza no mpitondra eo ka hamporisika na handrara ahy @ fananganako ny sainam-pirenena malagasy dia tsy maintsy mametraka saina eo antranoko foana aho ho voninahitry ny tanindrazako!!
6. rijadolly
(
09/06/2010 15:42)
Djhamhal :Tena nahatsapa fahaleovantena marina ve se hatramin' izay? Amiko tsy nisy ny tena fahaleovantena fa saritsariny hatrizay ( 1960 ==> 2010 ).
fa amiko gasy za dia manangana ny sainam-pirenena malagasy noho ny fahatongavan'ny fitsingerenen'ny taonan'ny fahaleovantenantsika malagasy ! zay !!
Djhamhal:Fa politika inona ny tian' se tenenina eto, fa nga ratsy ny politika? Ka politika anie no nahazoana ny fahaleovantena SARITSARINY tamin' 1960 fa tsy noho ny ady e! fa raha ady fanoherana dia ny 1947 isika dia efa afaka nahazo FAHAFAHANA TENA MARINA. Ny tiako ampita dia fahatsiarovana ny fandresen' Frantsay antsika ny 26 juin 1960 ka hatramin' ny 2010, fa ny 2010 ==> 00 dia mila miady isika mba ahazo FAHAFAHANA TENA MARINA; izay FAHAFAHANA TENA MARINA izay no tena voninahitry ny TANINDRAZANA.
tsy misy idirana pôlitika
7. terrywui
(
09/06/2010 16:03)
tena marina io loha hevitry bazylou io !! misaotra letsy akama a!...refa tsy gasy nareo fa sarin-gasy(sarimbavy) de aza manangana e!...aleo ny anay ataonay mijoaljoala be !!
vive TGV..........
vive TGV..........
8. fijo
(
09/06/2010 20:53)
tsy ny fanangana tsaina no olana,fa ilay antony.ny antony hananganana saina,dia faly.faly fa hoe manana ny firenen'ny tena,sy ny hajany .manana ny maha izy ny tena.ara ekonomika sy politika ary ny hafa koa.ka rah atsapanao fa efa manana ireo ny gays,di aatsangano ny saina.fa rah atsy izay ,ampirimo aloha,fa lasa henatra ilay izy
9. pikatti
(
09/06/2010 21:48)
tsy ny fanangana tsaina no olana,fa ilay antony.ny antony hananganana saina
Ka ny an'i bazylou saina manga fotsy mena no reveny fa sao rawix mitonatonana eo ndray, ny antony @ lery dia ny Frantsay mpanjanaka an'i Malagasy ihany no milay, ny azy dia [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0017.gif[/IMG], à défaut lasa lavenona tgv [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
10. Djhamhal
(
10/06/2010 06:56)
Tena nahatsapa fahaleovantena marina ve se hatramin' izay? Amiko tsy nisy ny tena fahaleovantena fa saritsariny hatrizay ( 1960 ==> 2010 ).
Fa politika inona ny tian' se tenenina eto, fa nga ratsy ny politika? Ka politika anie no nahazoana ny fahaleovantena SARITSARINY tamin' 1960 fa tsy noho ny ady e! fa raha ady fanoherana dia ny 1947 isika dia efa afaka nahazo FAHAFAHANA TENA MARINA. Ny tiako ampita dia fahatsiarovana ny fandresen' Frantsay antsika ny 26 juin 1960 ka hatramin' ny 2010, fa ny 2010 ==> 00 dia mila miady isika mba ahazo FAHAFAHANA TENA MARINA; izay FAHAFAHANA TENA MARINA izay no tena voninahitry ny TANINDRAZANA.
fa ny 26 jiona ve tsy fetim-pirenena é! raha mijery ny calendrier rehetra aho dia (féte national , na féte de l'indépendant no ao ) fa tokony ho ovaina izany oe fahatsiarovana ny fandresen'ny frantsay an'ny gasy no soratana eo zany kou !!kou inona moa zany no idiran'ny saina @ zany ??? sa adala daholo zany ny gasy nandritra izay 50 taona izay nanangana saina ???ary tokony ho saina fotsy ko anie zany no natsangana é !! dia rehefa azo ny fahafahana tena marina vô hanangana ny sainam-pirenena ? ka iza @ firenena eto ambonin'ny tany ary no tena manana izay fahafahana tena marina izay ??? mety ho azo isaina @ ratsantanana angamba !!dia ny ambiny tsy mankalaza ny fetim-pireneny fa miandry ny fahafahana tena marina ! ho tanteraka tokoa anie izany !!!!!

11. terrywui
(
10/06/2010 09:45)
KA AZA MANANGANA ARY RY MPANOHITRA MPIVAROTRA SY MPANDORO TANINDRAZANA FA ALEO ZAHAY HANOMPO FIRENENA E
--ATSANGANO NY SAINA RABAZYLOU FA ALEO REO HANOPA NY MALAGASY EO IHANY A MANODIAVA OZY RAHERY ZAY ....
TSY IZAO MIHITSY NY ANAY SY BAZYLOU

FA ITY NO TENA IZY E....
--ATSANGANO NY SAINA RABAZYLOU FA ALEO REO HANOPA NY MALAGASY EO IHANY A MANODIAVA OZY RAHERY ZAY ....
TSY IZAO MIHITSY NY ANAY SY BAZYLOU

FA ITY NO TENA IZY E....

12. rijadolly
(
11/06/2010 04:16)
Misaotra an' Terrywui za amin' ilay sary, ra azon' se omena ilay rohy dia mba andefaso eto fa ilaiko.
Tsy fahalalana tahaka ny tsy nahampifantarina ny vahoaka Malagasy ilay Fifanarahana ny firenena farantsay sy ny FIRENENA Malagasy no nananganana ny Saina hatrizay. Io fahalala io ankehitriny no mibaiko anao hanangana na tsia. Azavaiko: Raha mahatsapa ianao fa tsy mbola afaka marina dia aza mihatsaravelatsia, fa tombony ho an' ilay Firenena manao néocolonisation izany satria manaiky ianao fa nafahana marina. Etsy andaninin' izany tsy nahalala ny Malagasy maro fa madio ny sainy fa fitiavana Tanindrazana marina, tsy azotsika omena tsiny izireny eny na izao koa aza satria tao anatiny tsy fahalalana, Ankehitriny lozako satria nahatsapa ny fahambanian' Rà latsaka ho ahy aho, mila manohy ny ady aho mba hananganako Saina indray ho an' taranako dia ilay FAHAFAHANA TENA MARINA, izay holovaiko sy ho lovan' taranako. MASINA NY TANINDRAZANA.

13. terrywui
(
11/06/2010 09:18)
rijadolly == clikéo droite de alao le http://-ny de ataovy eo ampovoan'io carré kely bleu ciel io' esory le http:// efa nataon'i hery sao lasa double fa tsy mandeha !
14. terrywui
(
11/06/2010 09:18)
rijadolly == clikéo droite de alao le http://-ny de ataovy eo ampovoan'io carré kely bleu ciel io' esory le http:// efa nataon'i hery sao lasa double fa tsy mandeha !