kopy di mondy

1. Makouto ( 10/06/2010 12:06)
iza no hi pari amiko fa i Espagne no mibata ny amboara
novalian'i DotMG ny 19/07/2010 15:47
2. saosibe ( 10/06/2010 16:11)
aza mitapitapy eo lesy ialahy fa mody aty france io an
vive tgv
3. pikanety ( 10/06/2010 17:11)
ory makuto an ,jero ny histoire an'io coupe du monde io fa hifandimbiasan'ny amerika latine sy euro andrefana ny coupe depuis nisian'io coupe du monde io,
hilaza vaovao ho anao za fa mody any amerika latine io coupe io @ ity taona ity ,tsy haiko mety i Argentine ,bresil,mexique ,sns ,vao farany teo ny coupe no tany europe andrefana (italie ) donc mazava be ny direction manaraka,jereo ity statistique kely ity fa toy ny ping pong entre l'amerique latine et l'europe de l'ouest NY COUPE DU MONDE IO
1962 BRSIL
1966 ANGLETTERE
1970 BRESIL
1974 RFA
1978 ANGENTINE
1982 ITALIE
1986 ARGENTINE
1990 RFA
1994 BRESIL
1998 FRANCE
2002 BRESIL
2006 ITALIE
2010 ARGENTINE,BRESIL,
4. karlu ( 10/06/2010 17:22)
Raha ny hevitr'i Pikanety izany de tsy hahazo mihitsy ny Afrika sy ny Eropa atsinanana ,ka raha izany Stat izany ve no verité absolue hisy hanao baolina intsony
5. Makouto ( 10/06/2010 17:27)
ô ra pikanety e ny baolina anie boribory e ary jereo tsara ny fivoatran'ny ekipan'i espana t@ iny taona lasa iny. ry zalahy zao radem mitsy vao tonga tsy hainareo ngah le we manao fiditra vedety tsy maintsy somary tara kely foana. ny favori no tsy maintsy andrasana de ny rehetra miandry. I bresil aza nivavaka mitsy tsy hihaona aminy fa tonga de mangorondamba vao mihaona eo
6. pikanety ( 10/06/2010 17:32)
non tsy miteny an'izany aho ,mba fandinihana ihany satria raha tadidintsika ny coupe du monde 1990 tany italie t@ cameroune sy angleterre 1/4 ,2 penalites imaginaire no nomena an'i angleterre rehefa nitarika foana ny cameroune deux fois tao anatiny prolongation,ny final moa
RFA SY ARGENTINE ARY FANTATSIKA TSARA LE PENALITE AZON'NY RFA 5min tsy hiravana
7. pikanety ( 10/06/2010 17:37)
ory MAkuto matetika ny equipe favori avant coupe du monde tsy mahazo an'io rehefa mandeha ny competition,akoatrany bresil mais il gagne pas a tout le coup,
8. 3188 ( 10/06/2010 17:49)
MBA AFRICAN @zay mba heritreretina e! lasan'ny egipt na ghanna
9. Makouto ( 10/06/2010 17:55)
3188 - andraso alou fa diso zany teneninao zany fa egipt aza tsy ao anaty fandaharampotoana mitovy @ barea
10. 3188 ( 10/06/2010 18:29)
kozy ve ! le aty @nay kou tsy d maheno vaovao momba an'io just oe mijery fotsny
11. pikanety ( 10/06/2010 18:55)
ireto no favori avant la coupe du monde
ESPAGNE
BRESIL
ARGENTINE
ANGLETERRE
ALLEMAGNE
PAYBAS
porugal
nefa isaky ny coupe du monde tsy maintsy misy equipe surprise foana tafakatra 1/4 de final voir en demis
en 1998 CROITIE EN DEMIS FINAL,2002 corée du sud en demis plus la turquie,UKRAINE EN 1/4 de final EN 2006 ,@ ity taona ity iza ireo hanao surprise ?
afrika atsimo en 1/4 de final
mexique
grece

12. Makouto ( 10/06/2010 19:05)
tena marina zany fa siora aho fa i Mexique no poins nefa tsy azo atao ambaninjavatra ihany fa i Afrika atsimo mpampiantrano sady efa manana mpilalao henjana kou @zao toa andry Aaron Mokoena fotsiny ohatra. psychologiquement mipetraka ho an'isan'ny favori ihany ny bafana bafana raha mihoatra @ Frantsa. sady toa mbola ilay braziliana santana iny alou ny mpanazatra fa tsy de arako mba omeo confirmation aho ra pikanety a
13. Makouto ( 10/06/2010 19:11)
3188- tsy kwa zany fa ny important de mba maka feeling mijery ny kopy di mondy e
14. 3188 ( 10/06/2010 19:18)
okay e! tany dago mba naharaka ihany fa aty tena tsy maharaka mintsy kou ! sady feeling kou mihintsy ra makouto o! ny aty zao @ 7 maraina no manombo radem
15. pikanety ( 10/06/2010 20:12)
Carlos Parreira ,mpanazatra an'i bresil t@ coupe du monde 2002 a 2006 no manazatra an'i bafana bafana,peinar Numero 10 bafana koa tena enjana be sady en forme
16. pikanety ( 10/06/2010 22:27)
sarotra be ny mandresy an'i bresil izany @ coupe du monde,ary ireny espagne za sur fa tsy ampy any ry lerony @ match officiel
17. diamondra27 ( 11/06/2010 12:18)
aleo hilamina dia hisesy e

bresil kosa mbola en forme foana e
18. Makouto ( 11/06/2010 13:36)
zay le nolazaiko we boribory ny baolina
diamondra27:

aleo hilamina dia hisesy e

bresil kosa mbola en forme foana e
19. 3188 ( 11/06/2010 16:11)
mbola ady be zany bresil sy espagne zany ra pikanety an!
20. mandrindra ( 14/06/2010 11:11)


mbola ady be zany bresil sy espagne zany ra pikanety an!
tsy misy mahazo an'io na iu barazily na i espana. zah konkou manaiky an'io tompodanka mifandimby io, saingy ny amin'ity dia na mody any zamerika latina ny kopy na mijanona ao zafrika. any zamerika dia i arzentina no hitako ahazo azy ary ny outsider dia i chili satria manana fomba fialao haingana miaraka amin'ny kitika tokana ry zalahy; ny ao zafrik indray dia kamerona na koty divoira no henjana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7181