Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pikanety, milahatra araka ny daty
pikanety ( 09/07/2010 20:07)
diso daholo ny pronostic ,i paul no nahita fa i espagne no ho lasa ary allemagne no 3em
tena mahavarina i paul ity fa dia hitany daholo ny pronostic rehetra rehefa i allemagne, ny petit final entre Allemagne sy uruguay dia mbola nandinika 10min paul vao nilaza ny resultat, i espagne no... tohiny
novalian'i pikanety ny 11/07/2010 22:34
pikanety ( 24/06/2010 21:54)
HO TONGA ENY MAHAMASINA IHANY NY ZANAK'DADA @ 26JUIN
MONDIAL BE FAHAROA IZY NO SADY FINAL MIHITSY EO @ ZANAK'I DADA SY NY FOZAORANA FC @ 26JUIN IZAO ATAO ETSY MAHAMASINA ,Voa vita ny hirampirenena malagasy dia hanomboka ny lalao ,tsoka suflet sy horako... tohiny
novalian'i pikanety ny 25/06/2010 21:36
pikanety ( 22/06/2010 17:37)
mba mendrika ny ho tonga any @ 1/4 kosa Uruguay
za aloha dia sur fa ho lasa lavitra ireto Uruguay na dia nahohana an'i la france sy afrique du sud aza aho ,i chili vs @ prochaine match ,1/4 assuré ,araka ny efa nolazaiko t@ ,voalaohany dia ny ny ... tohiny
novalian'i pikanety ny 24/06/2010 21:35
pikanety ( 18/06/2010 07:53)
mila mihetsika mafy ianareo avy any toliary mba tsy zanaky kala hafa
ianareo avy any toliary no voa mafy indrindra noho ny fahatapahan'ny 10em FED avy any mpamatsy vola UE,isany projet goavana ny hanamboarana an'ny RN 13 (butumage de 450km) ENTRE IHOSY ET FORD DAUPHIN,... tohiny
novalian'i hery ny 18/06/2010 07:59
pikanety ( 14/06/2010 17:49)
BRESIL OU ARGENTINE FIUTUR CHAMPION DU MONDE 2010
iza no sahyHILOKA ahy fa TSY MAINTSY IRAY @ BRESIL SY ARGENTINE NO HO AHAZO NY COUPE DU MONDE @ ITY TAONA ITY ... tohiny
pikanety ( 08/06/2010 23:17)
vola be hanafarana mpanakanto fata daza
araka vaovao re tao @ sobika dia hoe 2.200.000euros hanafarana an'ireo mpihira malaza hanafana ny 26juin ,tena izy sa film indray io ?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/07/2010 12:30
pikanety ( 08/06/2010 17:44)
aiza ny barea toa tsy mba nifampitana an'ireo mondialiste any afrika atsimo
cap ver vs potugal,tanazanie vs bresil,mozambique vs potugal,zimbawe vs bresil santionany fotsiny ireo fa dia manararotra ny pays afrikanna maro mba mifampitsapa an'ireo firenena goavana @ resaka foot... tohiny
novalian'i 3188 ny 11/06/2010 16:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075