mila mihetsika mafy ianareo avy any toliary mba tsy zanaky kala hafa

1. pikanety ( 18/06/2010 07:53)
ianareo avy any toliary no voa mafy indrindra noho ny fahatapahan'ny 10em FED avy any mpamatsy vola UE,isany projet goavana ny hanamboarana an'ny RN 13 (butumage de 450km) ENTRE IHOSY ET FORD DAUPHIN,RN 9(200km) ARY IREO PROJET FANAMBOARANA BARRAGE Barrage d'irrigation maro any @ iny faritra iny .
novalian'i hery ny 18/06/2010 07:59
2. hery ( 18/06/2010 07:59)
Sady hitanareo ny zava-bita raha tena olona hanampy anareo tokoa. Jereo fotsiny, firy taona ny Tampon'Ihorombe tsy nety vita mihitsy... nefa tamin'ny andron-dRavalo izy vita ihany.

Izany hoe azo natao iny raha tena vonona hanao azy ny fitondrana fa tsy nataony fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0952