BRESIL OU ARGENTINE FIUTUR CHAMPION DU MONDE 2010

1. pikanety ( 14/06/2010 17:49)
iza no sahyHILOKA ahy fa TSY MAINTSY IRAY @ BRESIL SY ARGENTINE NO HO AHAZO NY COUPE DU MONDE @ ITY TAONA ITY
2. LionelMessy ( 14/06/2010 18:47)
Ny elipoko aloha zay VAO Espagne
3. locl ( 14/06/2010 20:52)
ambeno eo pôly
4. pikanety ( 16/06/2010 17:46)
be ny ho diso fanantenana @ espagne io ,jereo ny nanaovany suisse azy ,
5. vuvuzela ( 17/06/2010 22:29)
i france iny izao dia efa tsy compte intsony,manaraka azy afrika du sud ,espagne
toa tena ho lasany amerika latine marina ity tantara ity kle,toa mba ry rainiboto sisa no mba mety ahatohatra azy
6. pikanety ( 18/06/2010 07:56)
jereo tsara fa mody any amerika latine coupe @ ity
ARGENTINE
BRESIL
Uruguay
MEXIQUE
7. hery ( 18/06/2010 08:06)
Gravy be raha Bresil satria mazava ho azy fa efa ho lasany ny amin'ny 2014 any amin'ny taniny tsss.

Soa ihany fa tsy dia mbola matanjaka ry zalahy ary mety ilaozan'i Argentine.
8. pikanety ( 18/06/2010 21:02)
aza manantena equipe eropeanina izany ahazo an'io,vao any @ continent eropeanina dia ry zalahy eropeanina no mahazo an'io,saingy ity any afrika .I bresil no tena alezy amin'io ,manaraka azy argentine
9. bobimarolahy ( 21/06/2010 16:43)
izaho mpiondana Argentine hatramin'ny tsinaimaintiko ary manantena vokatra tsara , mbola hafa-po amin'ny vokatra hatramin'izao, saingy i Maradona dia atahorako hitapy ka hanimba zavatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1165