aiza ny barea toa tsy mba nifampitana an'ireo mondialiste any afrika atsimo

1. pikanety ( 08/06/2010 17:44)
cap ver vs potugal,tanazanie vs bresil,mozambique vs potugal,zimbawe vs bresil santionany fotsiny ireo fa dia manararotra ny pays afrikanna maro mba mifampitsapa an'ireo firenena goavana @ resaka foot ball,tsy azo nieritreretina ve ny ny mba hiaonan'ny Barea t@ equipe de france ohatra ,non non tsy hoe reconnaissance hoan'ny Fat akory io fa mba juste au moins victoire hoan'ny equipe de france avant la coupe du monde mba hampiakatra ny moraly an'ny ry lerony ,allez afrika du sud
http://www.youtube.com/watch?v=-qmB4ZZF_uA
novalian'i 3188 ny 11/06/2010 16:33
2. Makouto ( 10/06/2010 17:30)
gaigibe fa mbola hadinondry zalahy we misy ny barea de tsy tafiditra tao anaty kalandrie :-)
3. pikanety ( 10/06/2010 17:38)
mbola varina @ politika lesy makouto ny kil an
4. 3188 ( 10/06/2010 19:29)
mba raovina marina tsika vao mba ho hiady ny can sy ny mondial ry zalah? ny hibata azy alou mbola nofinofy e!mety feeling be ny mahita barea any anaty modial zany an!
5. pikanety ( 10/06/2010 20:14)
isika mbola kely loatra ,jereo ny defenseur international tsy latsaky ny 1m85 daholo,ny demis sy ny lateral tsy koi raha somary fohy
6. 3188 ( 11/06/2010 16:33)
coup de confederation african aza moa tsika tsy lasa kou maika fa mondial
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.14