HO TONGA ENY MAHAMASINA IHANY NY ZANAK'DADA @ 26JUIN

1. pikanety ( 24/06/2010 21:54)
MONDIAL BE FAHAROA IZY NO SADY FINAL MIHITSY EO @ ZANAK'I DADA SY NY FOZAORANA FC @ 26JUIN IZAO ATAO ETSY MAHAMASINA ,Voa vita ny hirampirenena malagasy dia hanomboka ny lalao ,tsoka suflet sy horakoraka insulte an'i radomelina ,asa aloha raha mbola misy foza sahy hiaro an'i radomelina eny
répondu par pikanety le 25/06/2010 21:36
2. terrywui ( 25/06/2010 10:24)
mitapitapia eny fa ity no miandry anilaisany efa zatra ny mananihany sy ny manao coup d'etat tsy mety tafa lava manko ka eny Mahamasina amin'ny fetim-pirenena eny mikidaladala ndray fa efa vonona ny vao mitapitapy eo !!! atovy anga mou a !!
3. 3188 ( 25/06/2010 15:39)
rawix==fa elah ty moa mba inona ao @io FATY io e?sa mpilelaka vodim-poza hihihi
4. pikanety ( 25/06/2010 21:36)
mba mahagaga ihany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0819