Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
simplex
(
01/06/2010 12:44)
rvg fb
sali,
Otran'ny misy olana ny rvg fp apps.
Merci....
tohiny
novalian'i hery ny 01/06/2010 17:57
vatofototra
(
01/06/2010 09:21)
REGARDER VIDEO Intégrale sommet France Afrique 31 mai 2010-Débat et analyse
REGARDER VIDEO Intégrale sommet France Afrique 31 mai 2010-Débat et analyse
- Retrouver l'intégralité sommet France-Afrique à Nice le 31 mai 2010 avec débat et analyse
- Vaovao malagasy et jo...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/06/2010 00:40
terrywui
(
01/06/2010 08:54)
M/CAR = TGV ----- FRANCE = 2éme TGV ... Mbola miraikitra amin'ny TGV ary TGV i France
Raha tinareo ho hay dia mbola eto amin'ny "TANINAY" izahay eto FRANCE !!...
-Raha eto France no resahina dia mbola afaka manao izay rehetra azony atao ny TGV eto !
-Ho anareo be vava dia mitandrema ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 01/06/2010 21:00
antimpanahi
(
31/05/2010 21:28)
Mahagaga ahy ihany ny olona milaza hoe Ray aman-drenin'ny Malagasy
[i]J’ai décidé de me consacrer à ma fonction de Président de tous les Malgaches et d’Å“uvrer pour leur bien. [/i]
Mahagaga ihany ry anaka no mahatonga anao hanandran-tena ho Ray aman-dreny ...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 04/06/2010 09:51
antimpanahy
(
31/05/2010 21:13)
Aza mandositra mamoaka hevitra anaka !
atreho izay manoloana anareo anaka! izay koa no baiko any amin'ny miaramila : tsy mihemotra ,tsy miherika , ary ny fiarovantena tsara indrindra dia ny fanafihana .
-raha nisy zavatra nahatezitra anare...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 05/06/2010 12:14
TEGEVE
(
31/05/2010 20:32)
VANGIVANGIO IHANY RY GUIDE O
Dia tsy mba misy mamangy ahy akory ve ianareo e, izaho irery sisa no tavela ato nefa anie ry zareo tao Niger koa nanongana e
[img]http://www.icone-gif.com/gif/smileys/triste/k_crying.gif[/img][img]ht...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 04/06/2010 09:51
terrywui
(
31/05/2010 20:05)
NIHETSIKA TATO ANDROANY NY HADALAN'NY TGV .....
LASA KAONDRANA TENY BEHORIRIKA TENY NY TGV ANDROANY TONTOLO ANDRO ...NANDALO HONO RAHERY DE NIJERY HOE ADALA LE TGV AVY EO DE NIJERY FOTSINY NY HADALANY FA TSY NITENY MIHITSY ..
[u]--Izao anefa : ada...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:41
vatofototra
(
31/05/2010 18:51)
REGARDER VIDEO Edition spéciale sommet France Afrique 31 mai 2010
REGARDER VIDEO Edition spéciale sommet France Afrique 31 mai 2010
- Edition spéciale sommet France-Afrique à Nice le 31 mai 2010
- Monja Roindefo - Affaire Commandant Roger Luc (vaovao malagasy)...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/06/2010 01:02
AndriambyII
(
31/05/2010 17:59)
Place permanente au CSONU pour Madagascar .Yes !
Un personnage trés influent et mondialement a ainsi estimé qu'il était «absolument anormal que l'Afrique ne compte aucun membre permanent du Conseil de sécurité» des Nations unies et exigÃ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 01/06/2010 12:19
SERGIOxx
(
31/05/2010 16:36)
Miala any indray ry mpanompo sampy isany
Mitomany lava ny tgv eto fa tsy mila goaiga antitra hono e, dia inona daholo ary ireto RAD tsy mamely ireto , hifanositra ao @ resaka politika indray , efa fantatsika indray ny ho tohin'io
[i]Ny Pasi...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:44
terrywui
(
31/05/2010 13:39)
Jereo fa vao namono olona indray ny MPANOHITRA !....
[u]Raharaha nahafaty ny Lt Théodule :
« Handray fepetra ny fanjakana»
hoy ny jeneraly Camille Vital [/u]
Efa mandeha ny fanadihadiana mikasika ny raharaha nahafaty ilay manamboninahitra teny...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:47
terrywui
(
31/05/2010 13:18)
Mamoaha PS tokana sy vrai raha hiresaka fa aza miafikafina e! ny ahy io iray io de io !.....HANO FA HENA io raha tsy mpiraharaha vahoaka izahay
Na tiana aloha na tsy tian de tsy maintsy RAD n'ny malagasy ny TGV satria olona tsy tia tena = milay, tsy tia seza zany fa ny fiainampirenena sy ny vahoaka no tsinjoviny = milay
(raha tia tena koa an...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:49
terrywui
(
31/05/2010 12:35)
zao no porofo fa saro-taoatra kely ireto MPANOHITRA ato ireto !!... VANGY=64 points --ny mamaly 6pers .....
Maninona ry lerony raha mitomban-dahy a !...vao petsa kely fotsiny ve ny FIGN defa ny tsy fidirana serasera no ataonlaisany e !!?? ..ny serasera angaha no nampihinana anilisany fa tsy i ZAFERA ???...h...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:53
hana
(
31/05/2010 11:32)
inona no tena tianareo?
Miarahaba ny reny rehetra eto @ serasera. Inoako fa nahazo fiarahabà na daholo isika omaly, mety ho nisy nahazo fanomezana.
Dia eo indrindra no tiako hasiana resaka : raha ianareo no nasaina nifidy di...
tohiny
novalian'i belakely ny 30/07/2010 09:03
hery
(
31/05/2010 11:13)
Lavaka ve dia tsy voatsentsina?
Mahagaga ahy ihany ireto Amerikana ireto. Malaza amin'ny resaka teknolojia na madinika na goavana. Teny amin'ny volana sy te ho atsy sy ho aroa. Kanefa ilay lavaka amin'ilay sambo rendrika mitondra pe...
tohiny
novalian'i diloo ny 08/06/2010 11:20
terrywui
(
31/05/2010 10:16)
TSY MILA ,TSY MILA ATAO FILOHA, TSY MILA ADY TOERANA MAFY TOA ANIZAO ATAON I DADA IZAO NY TGV ....
Fa kosa hijoro ho Ray Amandrenin'ny Malagasy Hananatra ireo be aferafera ratsy sy MPIBODO ny ECONOMIE sy ny Fihariana rehetra eto M/car ho an'olon-tokana !!....tsy hisy amin'ny tanana intsony zany fa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2010 21:07
SERGIOxx
(
30/05/2010 22:05)
Gloire àtoi Rajoelina, notre saigneur !
Chaque discours de Rajoelina est un monument de stupidité. En fait, ses discours seront les programmes scolaires dans » L’académie de cancres» qui regroupera tous les abrutis indépendamment de ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2010 19:45
terrywui
(
30/05/2010 21:26)
MBA AOKIZAY E!...MBA MAHALALA RERAKA AMZAY FA NY VAHOAKA AZA EFA NIALA TSY NANARAKA ANAREO TSONY LE 2000 KELY TEO AMIN MAGRO FAHINY RENY ....
..mba mipetraha ndray anie nareo ry Mpanohitra anie nareo de mba manajà tena ndray refa tsy nety fona ze natao rehetra de aleo ndray mba hanao ny Fanjakana ahitanareo azy aleo hiasa ny oul fa mampala...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/06/2010 00:51
AndriambyII
(
30/05/2010 12:52)
Tenin' olona iray visionaire tao @ sobika ity !
Hitako fa mazava tsara ny teniny eto , ary mitovy firehan-kevitra aminy aho .
ENVOYEZ CELA A 7 PERSONNES SI VOUS TENEZ VRAIMENT A VOS DESCENDANCES
Les Malgaches ne voient pas loin. Ils sont faibles ...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:34
ndotofetsy
(
30/05/2010 10:05)
fiovana be eto madagasikara
tena tssisy le icone fivanitihana tsony [youtube]kwpOdUTAa_I[/youtube]...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:28
