Aza mandositra mamoaka hevitra anaka !
1. antimpanahy
(
31/05/2010 21:13)
atreho izay manoloana anareo anaka! izay koa no baiko any amin'ny miaramila : tsy mihemotra ,tsy miherika , ary ny fiarovantena tsara indrindra dia ny fanafihana .
-raha nisy zavatra nahatezitra anareo anaka dia toneo ny fo avoahy eto izay nahatezitra ary aoka hifandray tanana isika fa samy Malagasy ary tsy voazarazaran'ny ranomasina .
misaotra anareo anaka !
-raha nisy zavatra nahatezitra anareo anaka dia toneo ny fo avoahy eto izay nahatezitra ary aoka hifandray tanana isika fa samy Malagasy ary tsy voazarazaran'ny ranomasina .
misaotra anareo anaka !
répondu par rijadolly le 05/06/2010 12:14
2. antimpanahy
(
31/05/2010 21:21)
raha ny fo no entina eto anaka dia aleo tsy manketo intsony fa politika sy hevitra ary loha no atao eto ka rehefa tsy zaka intsony dia ndeha matory anaka isany o ! ny PA 9mm manko tsy misangy ry anaka ka tsy mety ny mihantsy ady toa izany rehefa misy fahavoazana mahazo !
misaotra anareo anaka !
misaotra anareo anaka !
3. feticon
(
31/05/2010 21:25)
ka lisany anie vendrena loatra e ,na ny mponina ao tana aza tsy hay akory ny isany ,fa mba fiaranarana taiza lesy no nisy hoe eto tana misy population 5millions d'habitants
4. antimpanahy
(
31/05/2010 21:40)
afaka manisa ary ianao anaka dia firy no itanao ? fa tsy fo entina eto anaka fa ny saina sy ny hevitra ary politika ,fa raha resaka hafa ny anao anaka dia zavatra hafa ndray izay !
tsy tsara anefa izay anaka fa rehefa tsy zakanao intsony ny politka ato dia aza miditra intsony
misaotra anao
tsy tsara anefa izay anaka fa rehefa tsy zakanao intsony ny politka ato dia aza miditra intsony
misaotra anao
5. feticon
(
31/05/2010 21:43)
ka na ankizy ary @ CM2 aza ve lesy dia tsy ahalala fa ny misy an'izany 5millions IZANY NY MPONINA AO TANA ?EN PLUS 2millions manifeste avec tgv c'est n'impotetr koi ,foza 3000 lazan'ialay isany fa vahoaka
6. antimpanahy
(
31/05/2010 21:51)
tsy misy olona akoho akory anaka isany ka ho tetehina fotsiny dia amidy eny antsena fa mba ampiasao koa ny loha hamaly izay hevitra sy dinika voalazan'ny namana eto ,
-ka rehefa tsy voavaly ny hevitra avoaka eto anaka dia tsaratsara ny mivoaka tato fa ny teny tafahoatra hanenenana satria samy manana ny maha izy azy matoa samy aty . aleo hazava zay ,ka rehefa tsy hifanaja intsony isika anaka isany dia izay etape manaraka eo ndray no atrehina .
asio fifanajana otrizay nanajako anareo teto izay !
misaotra anareo tompoko!

7. bekiraro
(
31/05/2010 22:44)
ka na ankizy ary @ CM2 aza ve lesy dia tsy ahalala fa ny misy an'izany 5millions IZANY NY MPONINA AO TANA ?EN PLUS 2millions manifeste avec tgv c'est n'impotetr ko
sady dondrono no tsy mahay manisa akory , nefa milaza fa tgv milay ato , izany daholo ny ry tgv miseho be taim-bava befa tsy alehany raha tsy miaraka @ basy
8. feticon
(
31/05/2010 22:55)
ka na le teny @ 13mai aza anie nalaza be le phrase hoe ny vidina aire force one2 iny equivalent vidina vary 5taona hoan'ny malagasy ,maka ialahy machine caluler ry wiwi dia manaova calcul aloha, fa raha 60.000.000dollars vidin'nilay avion dia raha ka omena an'ny vahoaka malagasy 20.000.000 dia mahazo ohatrinona par tete ny gasy ? dia raha amidy vary io dia maharitra firy taona ?
VALINY 3dollars/perosnne izay ve ahavita vary mandritra ny 5ans
VALINY 3dollars/perosnne izay ve ahavita vary mandritra ny 5ans
9. bekiraro
(
31/05/2010 23:40)
resaka ambony vavahady daholo irenay e, manao fampanatenana foana fa tsy misy afitsoka na kely aza, hanaovana arène eny Anjozombe e, inona indray izao raha tsy fikafika indray io, mody lazainy fa tsy possible indray avy eo
10. zoam
(
01/06/2010 00:13)
lazainafa tsy mila mian kindohany @ any ivelany i madagasikara nefa misolelaka ery mangataka reconnaissance internationl mba handehan'ilay vola fanampiana,
11. pikatti
(
01/06/2010 06:06)
aiza aaa!!!, ary tena petsa tsara anie elah zany rawix e
ka na le teny @ 13mai aza anie nalaza be le phrase hoe ny vidina aire force one2 iny equivalent vidina vary 5taona hoan'ny malagasy ,maka ialahy machine caluler ry wiwi
12. terrywui
(
01/06/2010 08:32)
resaka bandy MIDEPR ve letsy itanlah raisina aona fa raha vao manao zavatra tafaoatra eo kosa de goahiko tsara mitsy ka !...
13. bekiraro
(
01/06/2010 09:08)
raha mazàna ialahy handao hifanao fotoana, inona anefa no handosiran'ialahy lava isak'izay mifanao fotaoana ? sao ve wain fa mideprr, ahoana hifanao foatoana any @ psy izany dia ho hita eo iza amintsika sy ialahy no midrrrrpra
15. bekiraro
(
01/06/2010 09:14)
wiwiwiwiwiwiw wawawawawa miafim-belona fotsiny sisa no azon'ialahy hatao eto , maninona raha mazàna no tsy voasakan'ialahy ny kôfy, sa heverin'ialahy fa sipa ve ny bandy e, any @ sipa any ialahy no mahasahy fa raha vao bandy miforin-drambo
16. bekiraro

17. terrywui
(
01/06/2010 09:16)
tsinjovy ny zanakelah fa tsy havanlah ah akory ka hisangy amlah ....loahako elah ...
18. bekiraro
(
01/06/2010 09:17)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy moitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
19. bekiraro
(
01/06/2010 09:17)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy moitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
20. terrywui
(
01/06/2010 09:20)
eto ve elah no mikozy anzany ? elah ve aona e! misy num ko any ,atsoy ah fa resaka milamina no anaovana anzany ary mila fifanarahana tsara satria tsy hisy hilalao amlah eo