Aza mandositra mamoaka hevitra anaka !

21. bekiraro ( 01/06/2010 09:21)
aza manao olona leity raha tsy mahazaka a, izay fotsiny aloha no lazaiko an'ialahy
22. bekiraro ( 01/06/2010 09:21)
aza manao olona leity raha tsy mahazaka a, izay fotsiny aloha no lazaiko an'ialahy
23. terrywui ( 01/06/2010 09:25)
hhhhmmm...mbola be ny fotoana hifankahitana fa asehoy ny tava ary !!! elah anie fantatro na miafina aza e ! raha ze elah ? tsinjovy ny zanakelah! fa tsisy hisangy amlah eo raha tena elah io !.....
24. bekiraro ( 01/06/2010 09:25)
ialahy no mideprrr hanaovan-drapika azy koa izaho aty no lazaina , ahoana fa hantsoiko rapika fa ho hamboariny tsara ialahy
25. pikatti ( 01/06/2010 12:13)
Aoka leisy bain ainona ary tony klé, lasa manao bizna daholo ny spekta
26. terrywui ( 01/06/2010 20:13)
tena diso fanatika loatra lery lety rapika a !
--ampindramiko PA elah rafroma raha misy ilanlah azy a !..manana 9mm automatique anakiroa ah! tena kozy vrai zany! anotanio bazylou!!!...afaka omeko hindramlah miaraka amn autorisation ny iray raha afaka elah mankaty antrano maka azy!
27. pikatti ( 02/06/2010 00:50)
Ampy zay e, raha eto anie ry lery no samy hanampatra tsy hisy farany e, aleo mifanaja , hafa ny sangisangy sy resaka fiainan'olona any , ary misy samy efa zatra elah sy zà ohatra samy mpamazivazy fa , mety tsy hety @ olona sasany kosa anefa izany
28. terrywui ( 02/06/2010 16:10)
tsy mety amin'iza lety rapika ??....lery ve ??..isan'andro lery manao anah fona amn phon ngah nisy nikozy ? ... f'anga letsy refa sitraponlery no hi Depr de ny bandy no hiaviavian'edala fa rehefa hanao anie de mifanamamo hatramin'ny zanak'elah sy havanlah tadiavinay hatramin farany refa ho atao le izy e! ze ray leo sy ringana eto na elah na zah !!..bekiraro feticon zama de zigzag de iza ndray ??
29. bekiraro ( 03/06/2010 01:36)
tsy ny sitrapon'ialahy koa aloha no atao aeto !izay dia ataovy ao anatin'io lohakelin'ialahy io, ary hitako eto iza tsika sy ialahy no faty voalohany eto, azon'ialahy tsara ve izay ry lohan'ampola a!
30. bekiraro ( 03/06/2010 01:36)
tsy ny sitrapon'ialahy koa aloha no atao aeto !izay dia ataovy ao anatin'io lohakelin'ialahy io, ary hitako eto iza tsika sy ialahy no faty voalohany eto, azon'ialahy tsara ve izay ry lohan'ampola a!
31. terrywui ( 04/06/2010 09:16)
O lety ry ZAMA91 = zigzag bekiraro a...lehilahy lehibe fotsy volo efa antitra otranlah io ve de mbola manao fisainana zaza alika ihany ! 2 sec fotsiny ah mitifitra anlah de vita ane tsisy dikany zany!!... fa le antitra vao lasa gaigy ty no tena mahagaga ahy amlah !! sa tsy ampy vady ve elah e?? sa itadiavanay sy Rapika ? sa inona no tena blemnlah ry akama a? fa tena tsy norma tsony ny betronlah leee...teny ratsy zany ataonlah ato zany ry ZAMA91 ..mampalahelo elah ee!!...tsy koà fa ataoko akama foana elah refa afaka ny aretinlah kah !...etsy akainlisany etsy Juvisy misy Psychiatre raha mila elah !..eo EVRY elah de midina kely eo de OK !...tandremo sao manao askidan fa tena efa vizana be le cerveau amle badenina lava !...za tsy hamaly teny ratsy anlah zany na hanao ZIGZAG sy bekiraro sy mbola hamorona vaovao aza elah !...afaka manampy anlah amn resaka vady fotsiny ah raha manqué elah !.....de ajanony amzay ny deliranlah fa tsy ampy Ogako ato elah raha mbola manohy ahy eo !...bon courage
32. bekiraro ( 04/06/2010 09:52)
Ahoana tsy valin'ialahy ny fanontaniko raha tena milay ialahy e, omeo ahy ny adiresy hanaovana fotoana dia izay fotsiny ,tsy mila olo vantara,jerevako tsara araha mazana ialahy , zanaka miaramila e ouaiouay e, PA e, , tsy raharahiko izany ialahy sy izaho izao raha favy ialahy ! aiza tiako mba ho hita, karakory hagnano sa tsy hagnano raha !!!olo mavozo
33. bekiraro ( 04/06/2010 09:52)

34. rijadolly ( 05/06/2010 12:14)
Tsy misy azoko ilay resaka ato zany. Ohatrany hfahafa be zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0497