REGARDER VIDEO Edition spéciale sommet France Afrique 31 mai 2010

1. vatofototra ( 31/05/2010 18:51)
REGARDER VIDEO Edition spéciale sommet France Afrique 31 mai 2010

- Edition spéciale sommet France-Afrique à Nice le 31 mai 2010
- Monja Roindefo - Affaire Commandant Roger Luc (vaovao malagasy)


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i pikatti ny 02/06/2010 01:02
2. pikatti ( 31/05/2010 19:24)
Hoy ny SADEC tsy ialahy ry Sarkozy no mitabataba an'izany membre de sécurité-ny Afriqu e izany fa izahay ihany a, aleo izahay zoy fa efa majeur izahay ka ho dinihan'ny ry lerony any Kampala ny tena resaka , nangalatra départ rasarkovy ,,,, nifona t@ le resany iny lery fa tena tapina koa ny caisseny , mivarotra mpanao afera indray izany no atao ,
3. terrywui ( 31/05/2010 19:56)
sao de mba ho voatsipona eo a Bagnolet eo elah amity vava nalah ty rapika fa mba asio limite ihany a!....
4. pikatti ( 31/05/2010 20:19)
zah angé ry leity nandalo nijery anreo nitentedry tavoangy fotsiny no nandalovako tao @ io lakavin'io eglisy nelah iny e
5. terrywui ( 31/05/2010 20:23)
rabatista letsy no mankao fa za tsy ao zany a!.....iny resaka Tselatra iny ihany ah no tao ! .....
6. pikatti ( 31/05/2010 20:46)
Ka ahoana ho alefa eto tokoa ve ny sarinareo sa ahoana e?

Ny tgv aloha leisy mba vangiana fa malahelo be lery ao
7. feticon ( 31/05/2010 20:49)
aza bia be vava letsy ra wiwi an soa heverin'ialahy fa saka letaka ny aty ,na generala za ny bain'iala hy tsy blem mihitsy merina ier de l'etre ny aty ary mahazaka tsara mihitsy
8. antimpanahy ( 31/05/2010 20:50)
Pikatti --asio fifanajana ny namanao ary aoka mba tena resaka serieux no entinao Andriamatoa mba hampifandanja tsara lay dinikatsika


misaotra anareo !
9. feticon ( 31/05/2010 20:51)
tsy ialahy izay complexe ery akory no hampizefaza ny bandy ,mahaza tsara ny aty raha mitady ialahy sy radomelina an'ialahy
10. antimpanahy ( 31/05/2010 20:57)
feticon -- fa maninona moa ianao anaka no tonga fofona be sy mila ady amin'ny namanao ? moa ahasoa anao ve anaka ny miady ? toneo ny fo anaka ary aza mamerina intsony fa tsy mety izany a !

misaotra anaka !
11. feticon ( 31/05/2010 21:26)
rehefa ady no tadiavin'ialahy tsy misy mifezaka amin'ialahy izany eto en plus ialahy fanatako tsara na ny misy an'ialahy aza
12. pikatti ( 31/05/2010 21:27)
Hitako ilay vadin'elah rawix ity ilay sombin-tsombiny , mampamangy ialahy hantsoiny
13. antimpanahy ( 31/05/2010 21:33)
ambany loatra anaka ny raison entinao zany ,ary tsy nampoizin'ny maro hoe : izany ve no hianao ? tsy mety izany anaka hoa fa raha ohatra ka hiditra amin'izay lafiny izay dia tantara sy resaka hafa be izay ,ary mila fihomanana ny equipe tsirairay ,noho izany dia resaky ny tsy mahay politika ny anao anaka , fa resaka fo ka mety aharatsy fiafara anao izany ,toneo ihany ny fo anaka ,fa tsy mitovy daholo akory ny olona rehetra .


misaotra anao
14. pikatti ( 31/05/2010 22:07)
Inona izany raison izany ry anaka, aza marary fo @ izany ialahy wiwi a
Mijereva elah fitaratra fa ny toetran'elah no tian'olona aseho eto


Misaotra anao mialoha
15. bekiraro ( 31/05/2010 23:30)
izay anie no manahirana ny tgv eizy samy izy ihany no mifampinana ao ary tsy misy mahatsapa tena fa very dia fa samy mbola mifanitsaka ao ihany
16. bekiraro ( 31/05/2010 23:31)
izay anie no manahirana ny tgv eizy samy izy ihany no mifampinana ao ary tsy misy mahatsapa tena fa very dia fa samy mbola mifanitsaka ao ihany
17. terrywui ( 01/06/2010 08:37)
manao resak'oul efa MIDEPR elah ka sarotra be raha fo no entina eto , fa mila fisainana matotra ny miresaka amlah SAO AHITAKO LOZA elah ...
18. bekiraro ( 01/06/2010 09:09)
raha mazàna ialahy handao hifanao fotoana, inona anefa no handosiran'ialahy lava isak'izay mifanao fotaoana ? sao ve wain fa mideprr, ahoana hifanao foatoana any @ psy izany dia ho hita eo iza amintsika sy ialahy no midrrrrpra
19. terrywui ( 01/06/2010 09:21)
eto ve elah no mikozy anzany ? elah ve aona e! misy num ko any ,atsoy ah fa resaka milamina no anaovana anzany ary mila fifanarahana tsara satria tsy hisy hilalao amlah eo
20. bekiraro ( 01/06/2010 09:22)
aza manao olona leity raha tsy mahazaka a, izay fotsiny aloha no lazaiko an'ialahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544