Place permanente au CSONU pour Madagascar .Yes !
1. AndriambyII
(
31/05/2010 17:59)
Un personnage trés influent et mondialement a ainsi estimé qu'il était «absolument anormal que l'Afrique ne compte aucun membre permanent du Conseil de sécurité» des Nations unies et exigé que ce Conseil soit «réformé». «je suis intimement convaincu qu'il n'est plus possible d'évoquer les grandes questions du monde sans la présence du continent africain !Les candidatures recevables de cinq pays de maghreb ,afrique subsaharienne , ocean indien , amerique latine ,d'asie du sud est , seront communiquées d' ici peu au reste du monde entier !
répondu par pikatti le 01/06/2010 12:19
6. AndriambyII
(
31/05/2010 23:51)
Raha tsinontsinoavina ny resaka foza isanisany , fa ny @ maha Malagasy no raisina ! Tsy ho ratsy @ Mada ny hangeja ireo firenena mpanao didy jadona sy didin' ny herim-pitaovam-piadiana eran' izao tontolo izao . Hibahan-toerana kokoa ny non alignement , dia mety hiova ny rapport de force !
8. pikatti
(
01/06/2010 12:19)
Yes /Not ?
Mety ho tanteraka raha mahazo toerana (ary toerana iray ihany aloha no mety raikitra araka ny fandinihan'ny politologue sy ny hafa), ary raha ohatra ka ny hisolo ny afrika ny président-ny UA ,izany hoe tsy Afrique du Sud na Egypte na Nigéria no ho ao tanteraka satria ny président UA @ izay dia hifandimbiasan'ny firenena Afrikanina rehetra, na Comores na Capt Vert
