Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i antimpanahy, milahatra araka ny daty
antimpanahy ( 19/10/2010 11:11)
ANTSO MAIKA HO AN'IRETO OLONA IRETO
Malahelo ihany ny fo ary mitraho ny ranomaso anaka isany fa : misy nanjavona ireo namana mpiara-mihira tato, izay nandrora nitsilany moa ka ny tenanay ihany no voa ,koa noho izany re anaka dia : - Mb... tohiny
novalian'i dadabe ny 08/06/2011 17:06
antimpanahy ( 31/05/2010 21:13)
Aza mandositra mamoaka hevitra anaka !
atreho izay manoloana anareo anaka! izay koa no baiko any amin'ny miaramila : tsy mihemotra ,tsy miherika , ary ny fiarovantena tsara indrindra dia ny fanafihana . -raha nisy zavatra nahatezitra anare... tohiny
novalian'i rijadolly ny 05/06/2010 12:14
antimpanahy ( 16/02/2010 13:24)
Teren'ny fitiavantanindrazana aho rankizy dia hiverina ihany
Marina fa be ireo manatsatso na koa manompa sy manaraby ahy eto nefa dia hiezaka hanazava zay zava pantako ihany aho rankizy, -Ireo lisitry ny olona efa novonoin'i dada Ravalomanana hatramin'izay no... tohiny
antimpanahy ( 24/12/2009 10:26)
Ilay COUP D'ETAT natao hamonoana ny vahoaka Malagasy voalo..
http://www.youtube.com/watch?v=y8f1QU34yRo Izy ilay lehilahy namorona sy nanao [b]coup d'etat[/b] teto madagascar voalohany ! inona no nataony tamzany? namorona sy niantso tanora malagasy bedebe... tohiny
antimpanahy ( 21/12/2009 11:15)
Aza entin'ny fo rankizy fa "Diniho izay rehetra voalaza ato
-------------------------------------------------------------------------------- Marc Ravalomanana trahi par le chiffre 7 http://www.madagascar-tribune.com/Trahi-par-le-chiffre-sept-7,11440.html ... tohiny
antimpanahy ( 14/12/2009 15:26)
Nahavita foto-drafitr'asa be ny TGV fa ts niteny na nirehaka
rehefa nanao fanadihadina sy fanontaniana betsaka izahay momba ireo fotodrafitr'asa nataon'ny TGV dia hita fa betsaka ihany raha noharina tamin'ireo fingana marobe sy tsikera ary fanohanana ny vola to... tohiny
antimpanahy ( 12/12/2009 10:10)
Tsy mety izao PS LalaoRavalo sy MialyRajoel izao rankizy...!
Raha mba azonareo atao rankizy ny tsy manivaiva na manevateva olona ! indrindra moa fa olona Mpitondra ambony daholo ireo dia mba aleo atao resaka matotra sy manaja olona fa tsy mety izao ,efa hitanay... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/12/2009 13:34
antimpanahy ( 05/12/2009 10:29)
MAMPALAELO NY FOMBA FANDRAISANAREO TATO
Tsy ny faniratsiranareo ahy tsisy farany akory no ahazahoana dera sy voninahitra , misy ihany ireo momba ny teniko tato ka izay no nahatonga ahy tsy kivy na dia ompanareo ankizy sy zanaka aza ,fahamar... tohiny
antimpanahy ( 04/12/2009 11:21)
AKAIKY NY FARANY FA AVAHO IZAY RATSY : POROFO 2
[u]FIZARANA MANARAKA : mbola chapitre 2 ihany isika ![/u] Arak'ireo voalaza etsy ambany ireo dia ny biby ankoatra ireo izany dia tsy dia misy heriny loatra na miompy na tsia azy hianao : ohatra sak... tohiny
novalian'i papala ny 07/12/2009 10:03
antimpanahy ( 04/12/2009 09:35)
AKAIKY NY FARANY FA AVAHO IZAY RATSY : POROFO
[u][b]LOHATENY CHAPITRES[/b][/u] [u]Inona daholo ireo biby fampiasan'ny demonia[/u] Hilaza hiaramahita isika raha hiresaka ireo biby tena nompiandravalomanana marina tao Faravohitra na Iavoloha... tohiny
novalian'i ANARIM ny 07/12/2009 10:31
antimpanahy ( 03/12/2009 15:48)
CHAPITRES 2 SORONA NATAO TAO ALAROBIA
Mbola misaotra antsika izay nakasitraka ny tantara marina nolazaiko teto aho , --Tohizako eo amin'ny Fanaovana sorona indray ny resaka fa eo vao tena mampihorokoditra ny zavabitan'ity Ravalomanana it... tohiny
antimpanahy ( 03/12/2009 13:46)
TSY NY TGV AKORY ANEFA NO IDEAL RAHA NY HEVITRO
Mamoaka ireo zavadoza rehetra nataondravalomanana tamin'ny fotoana rehetra niarahako taminy aho fa kosa izany tsy milaza mihitsy hoe TGV ny tenako , -satria raha ny fahatsapako (hevitro manokana ity)... tohiny
antimpanahy ( 03/12/2009 13:02)
MITONIA TSARA ISIKA RANKIZY FA TSY AHAVITANJAVATRA NY FO
--mbola hiditra eo amin'ny resaka fangoronankarena amin'ny fomba tena haingana nataon DRAVALOMANANA aho fa tiako ho tony tsara daholo aloha ny mpisera amin'izao voalohany hiboran'ny resaka izao , -k... tohiny
antimpanahy ( 03/12/2009 11:07)
SAMIA MANDRAY IZAY TANDRIFY AZY AVY
Raha mbola tianareo rankizy ny hanohizako sy hitantarako izay zavatra fantatro rehetra teo amin'ny fotoana niasàko tamin'ny orinasa TIKO dia mbola vonona aho -ho tohizako kely ary ny tantarako Te... tohiny
antimpanahy ( 02/12/2009 15:10)
HIRESAKA AMINAREO AHO RANKIZY AMIN'NY MAHALEHIBE AHY!
Miarahaba anareo rehetra izay mpanaraka sy mpiserasera eto aho ! Efa nisy ihany fotoana iray izay nitenenako teto indray andro asa efa ho herintaona latsaka angamba izay momban'ny fiarahako tamin'i... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0528