HIRESAKA AMINAREO AHO RANKIZY AMIN'NY MAHALEHIBE AHY!

1. antimpanahy ( 02/12/2009 15:10)
Miarahaba anareo rehetra izay mpanaraka sy mpiserasera eto aho !

Efa nisy ihany fotoana iray izay nitenenako teto indray andro asa efa ho herintaona latsaka angamba izay momban'ny fiarahako tamin'i Ravalomanana hatraminizay !
ka ho averiko eto indray tsisy kianina ,tsisy latsaka io resaka io !
-Mpiasa tao amin'ny orinasa TIKO aho! nisy fotoana izay nitondran'ny Filoha Ravalomanana ahy sy i Rajemison(mbola mpiasan'ny TIKO tamizany)teny Alarobia ! asa na hitantsika ilay toerana eo amin'ny stade Alarobia ,rehefa afaka ny arret eo ambonin'ny Lycée tech dia mandroso eo amin'ny 200m eo ampita ankavanana misy lalana goudron midina any amilay trano vavahady misy olona fohy kely no mpanokatra eo, misy jiro roa andaniny avy !
-Tsy hanaratsy olona aho hoa fa ny zavamisy no holazaiko !
-nony tao izahay dia efa nisy karazan'olona manankarena betsaka sy nalaza efa tazanay tao (ohatra fotsiny Francisque Ravony..)trano malalaka misy ridao mainty roa lehibe eo anoloany ,misy jiro labozia lehibe mipetraka amin tongony ...tsy de nahatazana zavatra firy aho fa ny tahotra sy horohoro no tena nibahana tamiko fa ny zavatra natao tao no hambarako eto ! nisy karazana vavaka fanaon'izay vao tonga eo amin'ny hotel mena eo aoriana ! tsy haiko zay lazainy fa teny Italiana no fahenoko azy ! nanotanian'olona iray tamin'i Randriantsara chef d'equipe ny momba ahy dia nahazo nipetraka tany an'efitra hafa aho fa tsy nahazo niditra tao amin'ny fanasinana ,dia misy fiarahana miteny ataon'izy rehetra (efa hain'izy rehetra io teny io mety efa nianarana tsianjery angah ) mbola teny Italiana ihany koa !
-tsara ho marihina eto fa ny tena nitondrana ahy dia mila olona mahatoky 6lahy hitondra zanak'osy roa sy rà anaty tavoahangy fotsy(tsy haiko na ràn'inona io fa betsaka ilay izy ) dia otrizay no natao nanomboka tamin'ny 11h alina(23h) hatramin'ny 2h maraina !
-Tsindriako fa naheno zaza nitomany mafy aho tao anaty efitrano fanasinana ary izay no antony nampandositra ahy taty ivelany taminireny fotoana ireny ary nanelezako fa misy pactes satanique nataon'ny Mpitondra teo aloha .!
ka raha misy hianareo rankizy te hanontany ahy hametraka fanontaniana amin'ny fifanajana tsara dia hamaly anareo aho !

misaotra tompoko !
répondu par antimpanahy le 04/12/2009 09:19
2. terrywui ( 02/12/2009 15:49)
Mahafinartr izan fandavantena b zan ray amandreny fa on oa azonao tantaraina ve ny afera ratsy ze fanaonle ranga iny ? aleo ho potserinao eo r'inga ty fa az asina sentimaka mits ah ....! petsa nareo niany ; asio papa a ! merci a ..! azafad alou RAD amle vazivaz an ??!! ok
3. antimpanahy ( 02/12/2009 15:52)
Eny ,misy fantatro tsara ny afera ratsy nataon'i Ravalomanana ,fa ny tena lehibe indrindra dia ireny taxes sy haba Impots isankarazany izay tsy aloan'ny orinasa TIKO sy MAGRO ireny
tadidio tsara fa miakatra amina miliara maro dia maro isantaona izy ireny nefa tsy nandoa izy hatramin'ny Nitondrany teo ,eo koa ny harena ankibon'ny tany isankarazany izay haondrana antsokosoko
4. AndriambyII ( 02/12/2009 15:53)
Koa naninona no tsy tonga dia nidirana tao ary nanontaniana ny zavatra nataon' izy ireo ? Rehefa tsy afaka nanamarina ny zavatra henonao sy tsapanao ianao tsy tokony nanao commentaire t@ io zavatra tsy fanta- pototra mazava io .Manjary lasa intox fotsiny ilay izy avy eo dia ho lasa tompon' andraikitra @ izay niseho taty aoriana ianao.Adidy tsy maintsy hefainao ny hanao fanadihadiana sy fikarohana ny momba ireny zavatra miseho ireny @ ho avy satria efa tompon' antoka ianao nandefa ilay vaovao .
Amin' ny fo sy saina tsy miangatra ,mazotoa !
5. Noue ( 02/12/2009 16:16)
antimpanahy:

Miarahaba anareo rehetra izay mpanaraka sy mpiserasera eto aho !

Efa nisy ihany fotoana iray izay nitenenako teto indray andro asa efa ho herintaona latsaka angamba izay momban'ny fiarahako tamin'i Ravalomanana hatraminizay !
ka ho averiko eto indray tsisy kianina ,tsisy latsaka io resaka io !
-Mpiasa tao amin'ny orinasa TIKO aho! nisy fotoana izay nitondran'ny Filoha Ravalomanana ahy sy i Rajemison(mbola mpiasan'ny TIKO tamizany)teny Alarobia ! asa na hitantsika ilay toerana eo amin'ny stade Alarobia ,rehefa afaka ny arret eo ambonin'ny Lycée tech dia mandroso eo amin'ny 200m eo ampita ankavanana misy lalana goudron midina any amilay trano vavahady misy olona fohy kely no mpanokatra eo, misy jiro roa andaniny avy !
-Tsy hanaratsy olona aho hoa fa ny zavamisy no holazaiko !
-nony tao izahay dia efa nisy karazan'olona manankarena betsaka sy nalaza efa tazanay tao (ohatra fotsiny Francisque Ravony..)trano malalaka misy ridao mainty roa lehibe eo anoloany ,misy jiro labozia lehibe mipetraka amin tongony ...tsy de nahatazana zavatra firy aho fa ny tahotra sy horohoro no tena nibahana tamiko fa ny zavatra natao tao no hambarako eto ! nisy karazana vavaka fanaon'izay vao tonga eo amin'ny hotel mena eo aoriana ! tsy haiko zay lazainy fa teny Italiana no fahenoko azy ! nanotanian'olona iray tamin'i Randriantsara chef d'equipe ny momba ahy dia nahazo nipetraka tany an'efitra hafa aho fa tsy nahazo niditra tao amin'ny fanasinana ,dia misy fiarahana miteny ataon'izy rehetra (efa hain'izy rehetra io teny io mety efa nianarana tsianjery angah ) mbola teny Italiana ihany koa !
-tsara ho marihina eto fa ny tena nitondrana ahy dia mila olona mahatoky 6lahy hitondra zanak'osy roa sy rà anaty tavoahangy fotsy(tsy haiko na ràn'inona io fa betsaka ilay izy ) dia otrizay no natao nanomboka tamin'ny 11h alina(23h) hatramin'ny 2h maraina !
-Tsindriako fa naheno zaza nitomany mafy aho tao anaty efitrano fanasinana ary izay no antony nampandositra ahy taty ivelany taminireny fotoana ireny ary nanelezako fa misy pactes satanique nataon'ny Mpitondra teo aloha .!
ka raha misy hianareo rankizy te hanontany ahy hametraka fanontaniana amin'ny fifanajana tsara dia hamaly anareo aho !

misaotra tompoko !
saika tsy hamaly aho saingy mba loza koa ity resaK tantarain'i antimpanahy ity ee ! dia maninona zao no mamorona tahakizao ee ??? resaka re zany ka resaka eee !! koa raha tsy donto ny olona ka hino zao katsaka tsaramasonao zao ??

6. Noue ( 02/12/2009 16:23)

dia aza mijery ireny film oe Angelique ireny dia avy eo tantaraina eto ny tantara eee !!!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^) :^) :^) dia ilay tantara lazain'i antitra fanahy hono dia kapoka iray @ io film "angelique" io :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^)
7. Noue ( 02/12/2009 16:27)
hadinoko indray ity :-D :-D :-D :-D :-D ao @ ilay film io aa !! i angelique ilay nandositra t@ izy naheno ilay zaza nitomany sa tsy zany ??? sa ilay nain kely koa moa nandositra ??? :-D :-D :-D :-D
8. AndriambyII ( 02/12/2009 17:11)
Fantasmagorique !!wooouaaaaouuuhh !!! :-D :-D
9. xxx1 ( 02/12/2009 17:39)
ra-No:
saika tsy hamaly aho saingy mba loza koa ity resaK tantarain'i antimpanahy ity ee ! dia maninona zao no mamorona tahakizao ee ??? resaka re zany ka resaka eee !! koa raha tsy donto ny olona ka hino zao katsaka tsaramasonao zao ??

Maninona koa ra-No no manao fisainana lomorina tahaka izao. Efa miteny aminao ilay olona hoe vata-tenan'izao mihitsy no tany.

Dia efa milaza aminao koa izy hoe aza manao valy boraingina fotsiny fa efa zatra ilay manao maso be tsy mahita ny zava-dratsy nataon-dravalo moa enao ka hatao akory. Hanotanio hony izy (antimpanahy io) raha misy fanotaniana enao. Ka mba hanotanio izy re tompoko vao mitsara ny fahamarinany na tsia enao fa tsy faly ny hiaro betement an'i dadanao enao.

10. belaza ( 02/12/2009 17:55)
tena resakantitra marina leuleu, saingy adinonao ry anti-dahy ny nanoratra eo ambany hoe.."angano angano, arira arira" :-D :-D :-D :-D de tao hono Ravony :-D :-D :-D izay efa maty hoviana :-D :-D :-D sa nitsangana taminy maty??? :-D :-D :-D :-D :-D tena manapaka mihitsy le rangahy ity ka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D , de lazaivo koa fa nahita ani masina Maria letia ialahy a :-D :-D :-D :-D :-D , de lazaivo koa fa ialahy mihitsy no hirahindravalomanana manondrana vatosoa any andafy :-D :-D :-D :-D :-D :-P :-D :-D :-D , de inona koa ny manaraka baiiinnna a, miandry ny kilonga te haheno angano :-D :-D :-D :-D
11. milamm ( 02/12/2009 17:55)
tsy misy hafa @ le angano fitantarany olo be taona izy zany :-D tsy misy oe filazana mazava ny andraikitry antimpanahy tao @ io fivoriana io ny antondiany tany,ary iza avy izy reo tonga de Ravalomanana no resaka nrfa toe i Itpkl F.Ravony ihany no fantany tao ? omeo fanamarinana misimisy raha azo atao fa toa hevitra mitsapatsapa ny halaliny rano fotsiny e :-D
12. xxx1 ( 02/12/2009 18:09)
Izay fa lasa ilay fisainana mangoreran'i ra-No no arahin'ny sasany. 8O
13. Noue ( 02/12/2009 18:32)
angano angano, arira arira, i antitra fanahy mpitantara , ny adala no mino !

sans qualité eee ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. pikatti ( 02/12/2009 19:58)
belaza ,Noue :-* :-*
=D> =D> =D>
kobo ndray elah wiwi, antimpnahy a antimpanahy
anti-panahy ou anti-fahendrena fa adinon'elah lay trait d'union :-@ :-@ :-@
15. fijo ( 02/12/2009 20:44)
ny tena maha lainga ity resak aity dia ny filazana hoe"-nony tao izahay dia efa nisy karazan'olona manankarena betsaka sy nalaza efa tazanay tao (ohatra fotsiny Francisque Ravony..)hoadaray,ravony ve tamin'i tsy efa vovoka elabe ry akama an?????aza mamorona fa manahirana be anie le manala ny lainga atsipy toa io e
16. AndriambyII ( 02/12/2009 21:42)
Antimpanahy mitambolon-tsaina , lehibe kely taona ,hi hi hi !!!ra wui wui io ve ?? :lol: :lol:
17. nancy ( 03/12/2009 05:55)
Tsy lany match enao ry akama a, mbola hoela vao hahaforona angano....mila ianarana tsara anie izy ireny fa manjary lasa manoratsora-poana e.

antimpanahy:

Miarahaba anareo rehetra izay mpanaraka sy mpiserasera eto aho !

Efa nisy ihany fotoana iray izay nitenenako teto indray andro asa efa ho herintaona latsaka angamba izay momban'ny fiarahako tamin'i Ravalomanana hatraminizay !
ka ho averiko eto indray tsisy kianina ,tsisy latsaka io resaka io !
-Mpiasa tao amin'ny orinasa TIKO aho! nisy fotoana izay nitondran'ny Filoha Ravalomanana ahy sy i Rajemison(mbola mpiasan'ny TIKO tamizany)teny Alarobia ! asa na hitantsika ilay toerana eo amin'ny stade Alarobia ,rehefa afaka ny arret eo ambonin'ny Lycée tech dia mandroso eo amin'ny 200m eo ampita ankavanana misy lalana goudron midina any amilay trano vavahady misy olona fohy kely no mpanokatra eo, misy jiro roa andaniny avy !
-Tsy hanaratsy olona aho hoa fa ny zavamisy no holazaiko !
-nony tao izahay dia efa nisy karazan'olona manankarena betsaka sy nalaza efa tazanay tao (ohatra fotsiny Francisque Ravony..)trano malalaka misy ridao mainty roa lehibe eo anoloany ,misy jiro labozia lehibe mipetraka amin tongony ...tsy de nahatazana zavatra firy aho fa ny tahotra sy horohoro no tena nibahana tamiko fa ny zavatra natao tao no hambarako eto ! nisy karazana vavaka fanaon'izay vao tonga eo amin'ny hotel mena eo aoriana ! tsy haiko zay lazainy fa teny Italiana no fahenoko azy ! nanotanian'olona iray tamin'i Randriantsara chef d'equipe ny momba ahy dia nahazo nipetraka tany an'efitra hafa aho fa tsy nahazo niditra tao amin'ny fanasinana ,dia misy fiarahana miteny ataon'izy rehetra (efa hain'izy rehetra io teny io mety efa nianarana tsianjery angah ) mbola teny Italiana ihany koa !
-tsara ho marihina eto fa ny tena nitondrana ahy dia mila olona mahatoky 6lahy hitondra zanak'osy roa sy rà anaty tavoahangy fotsy(tsy haiko na ràn'inona io fa betsaka ilay izy ) dia otrizay no natao nanomboka tamin'ny 11h alina(23h) hatramin'ny 2h maraina !
-Tsindriako fa naheno zaza nitomany mafy aho tao anaty efitrano fanasinana ary izay no antony nampandositra ahy taty ivelany taminireny fotoana ireny ary nanelezako fa misy pactes satanique nataon'ny Mpitondra teo aloha .!
ka raha misy hianareo rankizy te hanontany ahy hametraka fanontaniana amin'ny fifanajana tsara dia hamaly anareo aho !

misaotra tompoko !

18. kidoropamba ( 03/12/2009 10:03)
ok rabaina à. Ny ahy indray ny tena mahaliana ahy dia ity: Marina ve fa nopehan-dra8 ilay mpihira malaza tinondia iny sa tsia? hin!hin!hin!hin!

Ary mba tantarao eto ny fitondran-dra8 vehivavy vahiny maromaro any @ Nosy Iranja (izay nampifanolana azy t@ ingahy Barday) iny. Toa misy vehivavy vahiny: norveziana, italiana, frantsay, senogaly, thaliandy sy ny sisa tany ka fankan-dra8 tsirotsirony raha efa reraka ny mangalabola ao @ banky foibe ao Iarivo lery.

Ilay halatra sy fiarahana amin'ny devoly nataon-dra8 mantsy efa maro mahalala, fa ilay fitiavan'i lery milalao nofo henjakenjana indray no tokony omena porofo eto @ izay tapina ny daomy.
19. pikatti ( 03/12/2009 10:20)
Toa misy vehivavy vahiny: norveziana, italiana, frantsay, senogaly, thaliandy sy ny sisa tany ka fankan-dra8 tsirotsirony raha efa reraka ny mangalabola ao @ banky foibe ao Iarivo lery.

Reasaka pédophilie lesy ny resak'elah zany bainn,mila castrer-na elah ty fa miteniteny foana
20. kidoropamba ( 03/12/2009 10:32)
Resaka veridique ange io lazaiko mikasika an-dra8 io satria io no nampisy fifanolanana teo @ Riad Barday sy Ra8. Ndana mandeha any @ Nosy Iranja fa hotantarain'ireo mponina (izay maro be no niasa tao @ hotely) anao izany zavatra izany. Mba mivoaha avy ao @ fokontany misy anao io ianao ka mba mandehandehana mijery zavatra hafa fa ho donto ao no hiafarany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.067