HIRESAKA AMINAREO AHO RANKIZY AMIN'NY MAHALEHIBE AHY!

21. pikatti ( 03/12/2009 10:50)
Fantako tsra lesy zany reska Brday zany (socobis , cholat Robert sns..) fa sangy ny anelah alahelo R8 no tena tsapako, mifangaro foana ny kôzin'elah ,mety efa tena borné ngamba elah io
22. antimpanahy ( 03/12/2009 10:53)
Miarahaba anareo aho rankizy !
Ninia tsy namaly mihitsy aho aloha fa nijery tsara ny fandraisanreo rehetra ilay resako,
-voalohany aloha dia tao aho raha ilay resaka Alarobia ny antodia nitondrana ahy na zahay 6lahy hoy aho, hoa dia ny hitondra ireo osy 2 sy rà amin'ny tavoahangy, asa na misy mahafantatra ary ireo namako fa afaka hotononiko eto ny anarandry zalahy raha ilaina ,
-Noue ___tezitra be ianao namaly ahy sy tsy nino izay nolazaiko toy izay i nancy sy andriambyll ,tokana ny teniko aminareo rankizy dia izao ihany :samy manana ny fomba handraisany azy ny tsirairay fa tsy manery anareo aho raha ohatra ka manohana ilay olona voalaza ato hianareo ,fa izay zavatra hitako sy fantatro hatramin'izay no hambarako,
ho tohizako kely ihany anefa
-nilaza hianareo fa i francisque ravony ihany no nolazaina ? satria iny no tena fantatrareo fa tao koa i Mr NDRIANA directeur cofarma ,Auguste Rasamizanany (collecteur miniers de M/car), Rakoto Albert(directeur n'ny FITIM majunga taloha) ....mbola maro ireo olona tazako tao fa tsy haiko anarana ,
izaho kosa anefa dia efa nilaza taminareo fa tsy tafiditra tao antrano fanasinana fa tany an'efitra hafa izahay enin-dahy no nijanona ,ireo olona vao tonga no tazanay fa efa nisy be no efa tao ,rehefa vita ny fanasinana izay marihiko fa tamin'ny teny Italiana ny ankabeazany, dia nisy fizarana ny henan'ireo osy nentina nody ,zahay tsy nihinana tamin'ireo fa tonga dia navantana tany antrano ,nitondra ny hena fotsiny izahay dia nanadio ny automobile ,
-Mbola marihiko eto ihany fa tsy marenina akory izahay na domelin'ny zavanisy fa nahare zaza mitomany mafy izahay enindahy ireo tao an'efitra fanasinana ,
-mbola marihiko ihany fa efa nolazaiko teto ity resako ity heritaona lasa teo izay ary tsy misy miova ny zavatra nolazaiko fa iray ihany ,betsaka no mbola nahatadidy hianareo tranainy teto , ary mbola ho averiko eto ihany mba hisainana tsara ny zavatra ataonareo tsirairay avy arak'izay safidiny fa tsy an-tery akory ! tano ho anao zay voarainao na hino ianao na tsia ,
-raha mbola misy hanontany dia mbola miandry anareo aho rankizy , ary ataovy amin'ny fifanajana tsara ny resaka ataotsika fa tokatrano iray ihany isika !

misaotra tompoko !
23. ifiona ( 03/12/2009 11:03)
ts ato no tokony hametrahana an'ty kozy ty fa any @ dinika finoana... na any @ poubelle
24. kidoropamba ( 03/12/2009 11:07)
Mamannnnnnnn (bonne à); loza mihitsy hoa no nafitsok'ity Ra8 sy ny devoliny ity marina e. Mbola mangovitra ihany aho mieritreritra an'ilay balita kely mitomany fa hovonoina atao sorona. Amin'izany koa dia ampifangaroany @ ràn-kenan'Osy ilay izy. Dray dray dray dray ....7 taona katroka teo @ fitondràna no vokatri'zany sorona izany. Lé..Fanadotonana vahoaka koa.

Tokony halevimbelona ny olona nahavita an'izany marina mafy e. Tokony tonga dia samborina ka halevim-belona fa tena mampalahelo be ilay balita, tsy nambinina.
hhmmmmm!!!!!!mangovitra aho, tena mangovitra.
25. pikatti ( 03/12/2009 11:10)
slt ifiona :-* :-*
tsy ato no tokony hametrahana an'ty kozy ty fa any @ dinika finoana... na any @ poubelle

anti-fahendrena ary laozan'elah manao copie-coller ndray lé :-@ :-@ :-@
26. antimpanahy ( 03/12/2009 11:25)
ifiona , pikatti
tsy misy fanerena ny ankizy mihitsy ny zavatra nosoratana fa raha ny tiako dia mamakia tsara aloha vao mametraka hevitra satria entin'ny fo loatra hianareo noho ireo olona na ilay olona tohanana voatonotonona , aoka ny saina no handinika fa tsy ny fo satria misy fiteny hoe: manao tapi-maso toy ny soavaly hoy izy ka lalan-tokana ihany no izorany"
27. antimpanahy ( 03/12/2009 11:29)
Raha azo hatao azafady dia aleo asiana fifanajana sy fahamatorana ny famaliana izay voalaza ato mba tsy hisian'ny fahatezeran'ny namana hafa
28. antimpanahi ( 03/12/2009 11:30)
kidoropanmba
tsy misy fanerena ny ankizy mihitsy ny zavatra nosoratana fa raha ny tiako dia mamakia tsara aloha vao mametraka hevitra satria entin'ny fo loatra hianareo noho ireo olona na ilay olona tohanana voatonotonona , aoka ny saina no handinika fa tsy ny fo satria misy fiteny hoe: manao tapi-maso toy ny soavaly hoy izy ka lalan-tokana ihany no izorany"
29. maryline ( 03/12/2009 11:31)
antimpanahy:

Aleo mihitsy ianao manokatra blaogy fa ataoko fa ho feno kilonga hitsidika enao any fa raha ny ato aloha da sha hisy kil hafa tsy i wuiwui sy kidoro ihany ireo no kilonga ato marô!
30. AndriambyII ( 03/12/2009 11:32)
antimpanahy:

Miarahaba anareo aho rankizy !
Ninia tsy namaly mihitsy aho aloha fa nijery tsara ny fandraisanreo rehetra ilay resako,
-voalohany aloha dia tao aho raha ilay resaka Alarobia ny antodia nitondrana ahy na zahay 6lahy hoy aho, hoa dia ny hitondra ireo osy 2 sy rà amin'ny tavoahangy, asa na misy mahafantatra ary ireo namako fa afaka hotononiko eto ny anarandry zalahy raha ilaina ,
-Noue ___tezitra be ianao namaly ahy sy tsy nino izay nolazaiko toy izay i nancy sy andriambyll ,tokana ny teniko aminareo rankizy dia izao ihany :samy manana ny fomba handraisany azy ny tsirairay fa tsy manery anareo aho raha ohatra ka manohana ilay olona voalaza ato hianareo ,fa izay zavatra hitako sy fantatro hatramin'izay no hambarako,
ho tohizako kely ihany anefa
-nilaza hianareo fa i francisque ravony ihany no nolazaina ? satria iny no tena fantatrareo fa tao koa i Mr NDRIANA directeur cofarma ,Auguste Rasamizanany (collecteur miniers de M/car), Rakoto Albert(directeur n'ny FITIM majunga taloha) ....mbola maro ireo olona tazako tao fa tsy haiko anarana ,
izaho kosa anefa dia efa nilaza taminareo fa tsy tafiditra tao antrano fanasinana fa tany an'efitra hafa izahay enin-dahy no nijanona ,ireo olona vao tonga no tazanay fa efa nisy be no efa tao ,rehefa vita ny fanasinana izay marihiko fa tamin'ny teny Italiana ny ankabeazany, dia nisy fizarana ny henan'ireo osy nentina nody ,zahay tsy nihinana tamin'ireo fa tonga dia navantana tany antrano ,nitondra ny hena fotsiny izahay dia nanadio ny automobile ,
-Mbola marihiko eto ihany fa tsy marenina akory izahay na domelin'ny zavanisy fa nahare zaza mitomany mafy izahay enindahy ireo tao an'efitra fanasinana ,
-mbola marihiko ihany fa efa nolazaiko teto ity resako ity heritaona lasa teo izay ary tsy misy miova ny zavatra nolazaiko fa iray ihany ,betsaka no mbola nahatadidy hianareo tranainy teto , ary mbola ho averiko eto ihany mba hisainana tsara ny zavatra ataonareo tsirairay avy arak'izay safidiny fa tsy an-tery akory ! tano ho anao zay voarainao na hino ianao na tsia ,
-raha mbola misy hanontany dia mbola miandry anareo aho rankizy , ary ataovy amin'ny fifanajana tsara ny resaka ataotsika fa tokatrano iray ihany isika !

misaotra tompoko !

Tsy mampino izany ry antimpanahy an! fomba fiady @ ny politika ny mametaka etiquette isan-karazany @ olona ,hanaovana discreditation ,hahazahoana tombiny ,hanaovana investigation , sns , mbola betsaka ny olona tsy vory fanahy manoloana ny atao hoe obscurantisme sy ny sacrifice rituels marobe eto antany . Lazaiko tantara mety hampieritreritra anao ianao .
Hitanao eo @ fitsarana taloha ambanin' ny rova manjakamiadana ? eo akaikin' ny fianarana CEG avaradrova ? nisy toerana fanapahan-doha tao taloha ho an' ireo malagasy nanana finoanoam-poana t@ andron' ny fahampanjaka ,ary minoa ahy ianao fa raha t@ andro taloha no nahitana io angano notantarainao io dia efa maro ny ny fianankaviana no nikarakara fandevenana ny olona voaheloka .
31. antimpanahy ( 03/12/2009 11:45)
efa nilaza mazava ny hevitro aho teo aloha fa afaka mino izay mino ary afaka tsy mino izay tsy te hino fa ny zava misy marina no holazaiko sy mbola ho tantaraiko aminareo eto , ato antin'ny herinandro
32. Rajakoo ( 03/12/2009 12:14)
Ajanony ny maina raha tsy tanty nama a!!! :twisted: :twisted: :twisted:
33. xxx1 ( 03/12/2009 12:18)
Izahay indray dia mino tompoko. Tsy hahagaga anay mihitsy izany fomba ratsy fanaon'i Marc izany. Fa na izany aza dia manantena fa ho ampianao misimisy kokoa ny mikasika ny zavatra hitanao tany.
34. kidoropamba ( 03/12/2009 12:23)
Tsy fantako na ny masoko no efa mitady hamalan-kira fa toa "mitsiky" ity sarin'ny Rajakoo ity rehefa jereko. tsetsatsetra tsy aritra iny.

hoan'ingahy antimpanahy indray:
Tsy fantako aloha na mahay mamaky na tsia (mety ilay masoko mihitsy io), fa ny hany zavatra fantatro @ izay resahano dia ity "balita mitomany nataondravalo sorona miaraka amin'ny ràn-kenan'Osy" izay ianao no nitondra azy tao. Ka mipetraka ny fanotaniako: Ilay ràn-ken'aOsy sa ny ràn'ny balita natao sorona no natelin-dra8 voalohany?
35. antimpanahy ( 03/12/2009 12:51)
kidoropamba _____
-izaho tokoa no nitondra ilay rà tao anaty tavoahangy nankeny Alarobia , fa kosa tsy nisy zaza mihitsy niaraka taminay na noentinay tamin'io fotoana io fa ankevitry ny efa zaza efa tao no nampiasaina tamin'ny fanasinana ,ilay rà kosa dia tsy fantatray izay niaviany fa nampitondrana fotsiny ilay tavoahangy lehibe mifono anaty valizy izahay ,ary navoaka tao rehefa tonga teny amin'ny trano tery ambany izahay
36. kiidoropamba ( 03/12/2009 12:52)
Tsy fantako aloha na mahay mamaky na tsia (mety ilay masoko mihitsy io), fa ny hany zavatra fantatro @ izay resahano dia ity "balita mitomany nataondravalo sorona miaraka amin'ny ràn-kenan'Osy" izay ianao no nitondra azy tao. Ka mipetraka ny fanotaniako: Ilay ràn-ken'aOsy sa ny ràn'ny balita natao sorona no natelin-dra8 voalohany

Ny masonao aloha efa misy fahavoazana fa tsy any loatra ny fandehany,i Rajoelina no tsy mantsy nanao sorona Mlagasy teny Ambohitsirohitra fa izay no nitakian'ny devoly taminy raha hanala an'i L8 izy
37. antimpanahy ( 03/12/2009 13:24)
Miangavy indrindra aho raha azo hatao tompokolahy isany mba hatao amin'ny fifanajàna re tompoko lay dinika raha mba misy FAHENDRENA KELY ao aminareo ,satria rehefa namoaka ity hevitro ity tamin'ny forum hafa aho dia natao ampanajana sy fiadiana hevitra tokoa ny zavaboalaza fa tsy hadrohadro sy tevateva no amaliana boraingona azy , mba mangataka aho raha azo hatao

misaotra
38. pikatti ( 03/12/2009 13:29)
Aza mamahan-dalitra lesy refa tsy mahita lazaina a, naninona elah zao vao mody mandefa tsaho isan-karazany eto ,satria ve efa hanjavona tsy ho ela ny ry zalahy ex-ministra reto de mody manova resaka
Ny zava misy zao dia ny fika maimbo ataon'ireto bandin'i tgv reto ary matahotra ry zalahy @ lay ampamoaka
39. antimpanahy ( 03/12/2009 13:35)
pikatti ____

diso be ilay filazanao hoe vao izao ve vao navoakako ireto dinika ireto ?
-afaka manontany izay efa elaela tato amin'ny forum i pikatti fa efa tami'ny heritaona teo no efa nalefako teto ireto dinika ireto ary tsy nisy nanalana tsisy nanampiana fa mitovy tsisy valakamin'ireo dinika ireo

misaotra anao
40. Noue ( 03/12/2009 13:45)
tsy aleo ve hajanona ilay résaKé ry antitra fanahy fa aza variana midelire eto eee ! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087