HIRESAKA AMINAREO AHO RANKIZY AMIN'NY MAHALEHIBE AHY!

41. antimpanahy ( 03/12/2009 13:57)
noue ___raha tsy mety aminao hoy aho ilay dinika dia aza misendoatra ianao fa mamakia fotsiny dia tsy mamaly , izay no voalohampahendrena tokony nananao raha tsy nety taminao io resako io



misaotra anao !
42. Rajakoo ( 03/12/2009 14:12)
resaka devoly ve no mampidelire e :-D :-D :-D
43. antimpanahy ( 03/12/2009 14:16)
Raha izay no hevitrao irery fantatrao fa marina dia tazony ho anao izany ,fa marina daholo ireo voalaza rehetra ireo ary mbola hotohizako ihany !
44. pikatti ( 03/12/2009 14:45)
resaka devoly ve no mampidelire e

antimpanahy midelira=wiwi :-D :-D :-D
45. antimpanahy ( 03/12/2009 15:00)
i Antimpanahy dia iray ihany ,marina izay voalaza ary mbola hotohizako ny chapitres manaraka , tsy voafetra aho ny hilaza ny marina satria tombotsoa ho antsika Mlagasy rehetra no hitenenako eto,
fa raha tsy mahasoa anao na tsy mety aminao dia mamakia fotsiny dia diniho izay voalaza rehetra satria samy manana ny hevitsika isika rehetra eto ,



misaotra
46. patriick2002 ( 03/12/2009 15:24)
Rediredy TGV :roll:
47. nancy ( 03/12/2009 15:53)
Ratsy toetra ianao. Tsy hitako izay idiranao amin'izay fiainan'ny olona any sy hipublienao izany eto fa aleo ho azy sy Andriamanitra irery izany e.
Ny IP-nao io nge ka tsy sarotra fantarina fa mba misaina e.

antimpanahy:

i Antimpanahy dia iray ihany ,marina izay voalaza ary mbola hotohizako ny chapitres manaraka , tsy voafetra aho ny hilaza ny marina satria tombotsoa ho antsika Mlagasy rehetra no hitenenako eto,
fa raha tsy mahasoa anao na tsy mety aminao dia mamakia fotsiny dia diniho izay voalaza rehetra satria samy manana ny hevitsika isika rehetra eto ,



misaotra



48. antimpanahy ( 03/12/2009 15:54)
Ny marina no holazaina , ny zavanisy tsy azo hafenina mandrakizay
49. nancy ( 03/12/2009 16:13)
K'inona no tsy nilazanao azy hatrizay vao nahita ianao fa izao vao manely tsaho eto. Rehefa tsy zaka ny maoly de ajanony fa aza aseho be eto ilay hamavainana.

antimpanahy:

Ny marina no holazaina , ny zavanisy tsy azo hafenina mandrakizay



50. antimpanahy ( 03/12/2009 16:48)
Nancy ____efa indroa amin'izao aho no nilaza io zavatra io teto amin'ny serasera , fa mbola nitety serasera hafa nanambarana azy aho ,izaho anie vao 3taona amin'izao na 4 raha nisy vao tena niala tamin'ny Fitaritana ny TIKO BOY's (vice president TB) fantatrareo tsara aho izany zao !

Tsy ho lany andro aminareo eto aho rankizy raha zavatra tsisy lanjany no ho lazaiko fa naleoko nitanina andro teo atokotany aho ,fa matoa aho mijabajaba amin'ny tsy fahitana tsara manoratra izay zavapatako eto dia tombotsoa lehibe ho an'ny firenena izany , ka raha misy mankahala izay voasoratra dia afaka mamaky fotsiny fa tsy mamaly izy , ary misy dia misy tokoa ireo mankasitraka izay voalaza dia hirariana foana hianareo hametraka fanontaniana fa tsy natao hampiady eto akory na hampisarabazana fa zavanisy marina tokoa ary mendrika ny hoborahina amin'izao taonako efa voky andro izao ve ny ataonareo ankizy ialahy sy tevatevaina ? nefa efa nivonona ny ho amin'izany aho rankizy fa apetraho izay fanotanianareo


misaotra tompoko
51. nancy ( 03/12/2009 17:21)
Ary tena mandany andro mihitsy anie enao izany e...hey zany izy hoe mbola hitety serasera hafa ndray hono....naninn rangahy ty tsy niala hatramin'ny volaohany fa niandry elabe vao niala a....tranon-dainga tss.

antimpanahy:

Nancy ____efa indroa amin'izao aho no nilaza io zavatra io teto amin'ny serasera , fa mbola nitety serasera hafa nanambarana azy aho ,izaho anie vao 3taona amin'izao na 4 raha nisy vao tena niala tamin'ny Fitaritana ny TIKO BOY's (vice president TB) fantatrareo tsara aho izany zao !

Tsy ho lany andro aminareo eto aho rankizy raha zavatra tsisy lanjany no ho lazaiko fa naleoko nitanina andro teo atokotany aho ,fa matoa aho mijabajaba amin'ny tsy fahitana tsara manoratra izay zavapatako eto dia tombotsoa lehibe ho an'ny firenena izany , ka raha misy mankahala izay voasoratra dia afaka mamaky fotsiny fa tsy mamaly izy , ary misy dia misy tokoa ireo mankasitraka izay voalaza dia hirariana foana hianareo hametraka fanontaniana fa tsy natao hampiady eto akory na hampisarabazana fa zavanisy marina tokoa ary mendrika ny hoborahina amin'izao taonako efa voky andro izao ve ny ataonareo ankizy ialahy sy tevatevaina ? nefa efa nivonona ny ho amin'izany aho rankizy fa apetraho izay fanotanianareo


misaotra tompoko



52. fijo ( 03/12/2009 20:49)
รด ry animaola an,efa maty ela letsy ravony tamin'ny andron'i levalo an,aza manonony fa mampiomehy
53. antimpanahy ( 04/12/2009 09:19)
Fijo___________
marina tokoa fa efa maty ela izy tamin'io nefa tadidio fa ny TIKO sy ny MAGRO dia efa nisy 25taona lasa ! efa tany aho no efa nahita sy nahalal izao zavatra izao fa tsy hoe tamin'ity Fitondran-dravalomanana 7taona ity ihany akory !



misaotra anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076