Ilay COUP D'ETAT natao hamonoana ny vahoaka Malagasy voalo..

1. antimpanahy ( 24/12/2009 10:26)
http://www.youtube.com/watch?v=y8f1QU34yRo


Izy ilay lehilahy namorona sy nanao coup d'etat teto madagascar voalohany ! inona no nataony tamzany? namorona sy niantso tanora malagasy bedebe ho atao sorona ao amn reservistes izy! firy no maty tamin'izany ? teo amin'ireo Malagasy tany Anindrantany dia 2000mahery no maty! tamin'ireo reservistes dia 200mahery no maty !...lazao izay marina ...! aza misy afenina !! iza no tompon'antoka ? Ravalomanana

misaotra anao !
répondu par ndotofetsy le 26/12/2009 11:44
2. antimpanahy ( 24/12/2009 10:32)
ity koa porofo iray rankizy ..! milaza izy fa lany tamin'ny 53% nefa laingany te-hanao sorona sy handripaka ny tanora malagasy fotsiny no tiany hatao ! tsy nisy naharesy izy Didier Ratsiraka tokony ho nanao 2é tours ! nefa dia naleony niditra tamin'ny resaka coup d'etat !

tantara tsy fanadino izany rankizy ! ahitanareo ny marina !


misaotra anareo

http://www.youtube.com/watch?v=3FLpxZt-m78&feature=channel
3. maryline ( 24/12/2009 10:33)
Tsy mahita lazaina intsony dadabe dia mitady ny fanjaitra any anaty momlolo tsy ho hita . Aoka izay re ry antimpanahy ô! tsy reraka ve ianao mijery izao fahoriana manjo ny tanindrazana e! :oops: :oops: :oops:
4. antimpanahy ( 24/12/2009 10:35)
hanaporofoana izay tena nanongampanjakana voalohany sy ny niatombohan'izao anie no nandefasako ireo tsy fanadino ireo ry maryline e! manjary afamaina ny ratsy raha toa anao izany daholo ny fisainana


misaotra anao maryline !
5. pelaka2000 ( 24/12/2009 10:35)
ny vahoaka tananarive 5MILLIONS ireo ve ka 2000 fotsiny no mba nitsena ny trois mouvance,nefa ny anay efa nahatratra 2millions be izao no nilatra nanala ny dadany sasany
6. terrywui ( 24/12/2009 11:02)
Ary nahafaty Tanora amanarivony toko kay i dada tam 2002 kllléééééétie ary odiana tsy hita ve izao sa takotakonana amin'ny oe mpivavaka sy fahamasinana de nivadik oe mpamono olona masina ! fahamarinana mandringana ny malagasy
le crimes be na genocide natao eeee!!
7. pelaka2000 ( 24/12/2009 11:17)
mbola nanao genocide betsaka be teto dago ihany koa ny dadany sasany
nahafafaty miaramila tsy latsaky ny 5000 teo ho eo erany faritany ,tena loza be wa ity dadany sasany ity mody lazaina fa mpivavaka
8. dadabe ( 24/12/2009 17:33)
2. Mpandefa : maryline [ Valio ] 24-12-2009 11:33:47
Lohateny : Re : Ilay COUP D'ETAT natao hamonoana ny vahoaka Malagasy voalo..
Tsy mahita lazaina intsony dadabe dia mitady ny fanjaitra any anaty momlolo tsy ho hita . Aoka izay re ry antimpanahy ô! tsy reraka ve ianao mijery izao fahoriana manjo ny tanindrazana e!

leuleu aiza izay ps-ko eo ry maryline a :evil: :-D
9. maryline ( 24/12/2009 18:25)
dadabe:

2. Mpandefa : maryline [ Valio ] 24-12-2009 11:33:47
Lohateny : Re : Ilay COUP D'ETAT natao hamonoana ny vahoaka Malagasy voalo..
Tsy mahita lazaina intsony dadabe dia mitady ny fanjaitra any anaty momlolo tsy ho hita . Aoka izay re ry antimpanahy ô! tsy reraka ve ianao mijery izao fahoriana manjo ny tanindrazana e!

leuleu aiza izay ps-ko eo ry maryline a :evil: :-D



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Ka ilay sary re no tiako ho lazaina ry dadabe ô! ny azy no tena dadabe i antimpanahy io e! :lol: :lol: :lol: :lol:
10. dadabe ( 25/12/2009 03:16)
:-* :-* :D
11. fijo ( 25/12/2009 19:48)
misy manafangaro sahady izany bedada an???hummm
12. terrywui ( 26/12/2009 09:51)
rehefa mpamono olona ravalomanana sy ny tim de mpamono olona e tsisy fanamboarana zany assassin , :evil: :evil: :evil:
13. ndotofetsy ( 26/12/2009 11:44)
samy mamono fa aza mifanenjika ny ahy koa zao rehefa tonga eo de hamono koa za

har har har

sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.061