MAMPALAELO NY FOMBA FANDRAISANAREO TATO

1. antimpanahy ( 05/12/2009 10:29)
Tsy ny faniratsiranareo ahy tsisy farany akory no ahazahoana dera sy voninahitra , misy ihany ireo momba ny teniko tato ka izay no nahatonga ahy tsy kivy na dia ompanareo ankizy sy zanaka aza ,fahamarinana no nentiko ary efa nentiko tany amin'ireo forum sy site isankarazany mba hampisokatra ny saintsika fa tsy ihidy lava amin'olontokana na dia efa hita aza ny haratsiany ,
VITA IZAY NY AHY NY ADIDIKO !
Anjaranareo no mandray namamerina mamaky izay voalaza,ho NENINA BE VAVA anefa no ho hitanareo raha tsy misokatra kely ny fomba fandraisanareo resaka amin'ny forum rehetra fa tsy eto ihany
-Mampalahelo ahy ny fandraisanareo ireo zava marina nambarako ,tsy toy ny fandraisan'ireo ankizy tamin'ireo forum sasany fa hita mikombona amin'ny lalantokana sy fijery tokana ny ankabezan'ny mpiserasera ato, Tsy atao hampisy olana anefa izany fa hiezaka handresy lahatra anareo ato ihany aho !
tsoriko aminareo mpisera aloha fa tsy misy na ariary aza miditra amiko amin'izao fanambarako ny marina izao fa fitiavantanindrazana sy fitiavana ny mpiarabelona amiko ,
ka raha misy tsy azoazonareo izay nambara dia ny teniko no ario fa ny tenako aza ariana ,misy fomba fitenintsika malagasy iray izay hoe :Atsipy ny teny ao ampon'ny mahalala ! ka raha vonona hanavotra ity tanindrazana ity isika dia tsinjovy ihany ny fahamarinana lazaina, sokafy kely ihany ny saina na dia mamy aza ny olona na ireo olona tohananao, fa isika Mlagasy dia olon'ny FO loatra fa tsy olon'ny SAINA ka matetika no manenina mafy rehefa vita izay natao!


misaotra anareo tompoko!
2. antimpanahy ( 05/12/2009 10:42)
Pikatti________
Betsaka ireo faniratsirana , ompa , eny ozona sy teny ratsy ataonao amiko aza , kanefa tsy hanana alahelo aminao aho fa raisiko toy ny zanako ihany ianao fa mania fotsiny,mba hanaporofoiko aminao fa tsy ady na hifamaly akory fa hilaza ny zava nisy marina no diako etoana ,mbola averiko indray fa raha toa ka tsy azoazonao ireto dinika marina momba ny naha tao amin'ny TIKO BOYs ahy navoakako ireto dia mamakia fotsiny ianao ary diniho izay voalaza , aza entin'ny FO sy tsy fitiavana be fahatany fotsiny fa ny SAINA sy ny FITONIANA no ento hanamarina na handiso izay voalaza !


misaotra anao !
3. Mirananirina ( 05/12/2009 11:29)
mamakia fotsiny ianao ary diniho izay voalaza , aza entin'ny FO sy tsy fitiavana be fahatany fotsiny fa ny SAINA sy ny FITONIANA no ento hanamarina na handiso izay voalaza
maninona moa raha manoratra boky mihitsy e,voavaky tsara amin'izay.
4. maryline ( 05/12/2009 13:43)
Mirananirina:

mamakia fotsiny ianao ary diniho izay voalaza , aza entin'ny FO sy tsy fitiavana be fahatany fotsiny fa ny SAINA sy ny FITONIANA no ento hanamarina na handiso izay voalaza
maninona moa raha manoratra boky mihitsy e,voavaky tsara amin'izay.



miblaogy mihitsy ry Mirana an! de hitan'izao tontolo izao i dadabe sy ny redirediny ary ny fankahalana ao an-tratrany . Ny atahorako sao de ho voan'ny " ulcère" eo i wuiwui kou
5. antimpanahy ( 05/12/2009 14:59)
maryline ________
Aza ovaina ho olonkafa i antimpanahy fa iray ihany no momba sy ny tanjoko eto sy amin'ny forum hafa , ny ankoatra izay dia raiso ho anareo sy namanareo eto ihany ,handefa ny hafatro aho dia tsy ho hitan,areo eto intsony atsy ho atsy , fa rehefa tafita ny hafatro rankizy dia faly aho


misaotra anareo
6. terrywui ( 05/12/2009 16:27)
avoay ny marin rehetr^papa f aza mifeza amzani enao a , ze marn retr avoay eo papa a , efa zatr andri zalah io manopa ze olona ts azoazoni ato io mahereza enao fa ef fombany io e fay lisany zay aminio kozy io ,demony loatra kahhhh ....! hin hin hin hon hon hon ! ary az mamoromoron mesazy nalefak tamla eo elah rapique fa elah mitapy sa aona a ..! ref tsy mahatohitr le bainn elah de mifo,nà fa ts za no lazainlah fa lasa bainn fa tena tsssss :evil: :evil: :evil: :evil:
7. terrywui ( 06/12/2009 20:21)
tena tsy oboko zani fa raha misy kozyn mopba anzany de mba lazao ah rapique a
8. antimpanahy ( 07/12/2009 09:44)
Handefa ny hafatro sy izay MARINA rehetra hitako aho dia tsy ho hitanareo eto intsony aho rankizy atsy ho atsy , fa rehefa tafita ny hafatro rankizy an , voalaza ny marina dia faly aho ,ary azonareo izay ny tiako hampitaina na dia nisy aza ireo nanakiana fotsiny , nanompa fotsiny , nanevatena fotsiny dia mbola misaotra anareo ihany aho rankizy


misaotra anareo
9. antimpanahy ( 07/12/2009 15:08)
ITY NY DINIKA NALEFAKO TATO FARANY FA NY ANY AMBONY REHETRA ANY ANKOATRA ILAY AMBONY INDRINDRA DIA TSY IZY FA HOSOKA DAHOLO



MISAOTRA TOMPOKO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1556