CHAPITRES 2 SORONA NATAO TAO ALAROBIA
1. antimpanahy
(
03/12/2009 15:48)
Mbola misaotra antsika izay nakasitraka ny tantara marina nolazaiko teto aho ,
--Tohizako eo amin'ny Fanaovana sorona indray ny resaka fa eo vao tena mampihorokoditra ny zavabitan'ity Ravalomanana ity :
--Tsara ho marihiko ihany aloha fa teo amin'ny in-4 na in-5 teo aho no voairaka hiaraka ho eny Alarobia , ary in 3 tany Andranomanelatra ..
-tohizako ny tantara ..
asa na nahatsiaro isika tamin'ireny korontana nisy teto amin'ny firenena izay nisian'ny faty olona be dia be tamin'ny volana fevrier sy janvier ireny fa nisy gazety mpivoaka isan'andro 3 mihitsy nilaza fahaverezanjaza 78
--78zaza very tsy hita tamin'ireny ,nankaiza ? tsy hilaza hiaramahita akory hianareo fa izaho no hamaly hoe hoe mety tsy Alarobia ihany no mila zaza atao sorona , fa azo atao koa hoe misy mitovy amin'io koa any ananona any na namidy na nampiasaina any ivelany sns...
-fa ny eto amin'ny resatsika no arosoko satria nisy feonjaza nitomany reko ;nilaza ilay namako iray fa nisy fotoana izy nirahina hitady olona (vehivavy) hangala jaza ka 10millionsfmg ny zaza iray ! misy fanamarihana kely ity mialohan'ny hitohizany : asa na tsapanareo fa tsy misy voatazona ireo olona voapanga fa nangala jaza ? mbola baraingo iray lehibe iny ...
-Nisy fotoana iray nahitako zaza 6taona tao anaty camion cocacola (misy ny camion mantsy sary sprite na classiko na yaourt ...) ary ramatoa iray tsemboka be no teo amin'ny devant ! tsy haiko izay nisy io zaza io hatramin'izao fa niditra tao anaty quai io camion io dia avy eo niainga vao marainabe .
-Nisy koa fotoana iray nanirahana anay nividy osilahy(fa tsy vavy) tokambolo mainty 20isa tany tuléar 300.000fmg ny iray
-Nisy fotoana nivoahan'ny didy fa tsy misy mahazo manao pataloha ny mpiasa vehivavy rehetra (tampoka be io) na dia ririnina aza
-Ary tsara ho marihiko fa tamin'ny fotoana farany nandehanako tany Alarobia dia nanala pataloha daholo ny mpanasina fa zipo mainty lava daholo nonanaovany !
TSISY LAINGA IZAY VOALAZA FA ARAKARAKAO MANDRAY AZY AMIN'NY FO TONY
tapitra ny fizarana voalohany
misaotra tompoko

répondu par antimpanahy le 05/12/2009 10:44
2. XxxX
(
03/12/2009 16:00)
aokizay ny dinika midelire rawiwi a! rehefa tsy zakanareo ny moly d adaboy e! sao d everinareo fa kentrona dol aza ny mpisera ka tsy mahafantatra fa i tery saina wiwi ihany io milaza fa goaika fanahy io
3. belaza
(
03/12/2009 16:27)
aza mandany andro ato ra antimpanahy a, de aza mijery filma be loatra koa fa mampitapitapy anie ireny e!!, tena torohevitra marina izany fa tsy vinany an!! sady tsy ampiova ny fitiavany olona andravalomanana izany na de lazainao aza fa nasiandra8 koa ny vadinao!!
5. antimpanahy
(
03/12/2009 16:41)
Tsy ho lany andro aminareo eto aho rankizy raha zavatra tsisy lanjany no ho lazaiko fa naleoko nitanina andro teo atokotany aho ,fa matoa aho mijabajaba amin'ny tsy fahitana tsara manoratra izay zavapatako eto dia tombotsoa lehibe ho an'ny firenena izany , ka raha misy mankahala izay voasoratra dia afaka mamaky fotsiny fa tsy mamaly izy , ary misy dia misy tokoa ireo mankasitraka izay voalaza dia hirariana foana hianareo hametraka fanontaniana fa tsy natao hampiady eto akory na hampisarabazana fa zavanisy marina tokoa ary mendrika ny hoborahina amin'izao taonako efa voky andro izao ve ny ataonareo ankizy ialahy sy tevatevaina ? nefa efa nivonona ny ho amin'izany aho rankizy fa apetraho izay fanotanianareo
misaotra tompoko
misaotra tompoko
7. XxxX
(
03/12/2009 17:01)
antimpanahy:any @ 93 ve d misy masoandro @ zao ririna b zao e? sady efa maizina b zao? ary lery miseho ho goaika mpananatra nefa rawiwi ihany io sady milaza fa niasa tao @ TIKO nefa mpanao lalana no asan'lery! aokizay ny lainga fa mankaleo rawix a
Tsy ho lany andro aminareo eto aho rankizy raha zavatra tsisy lanjany no ho lazaiko fa naleoko nitanina andro teo atokotany aho ,
8. belaza
(
03/12/2009 17:02)
voky taona hono nefa niasa tao aminy TIKÖ :-D :-D :-D taminy taona firy??? taminy 4taona lasa izany ianao mbola vatandehilahy matanjaka tsara? satria nirahindra8 nividy osy, sy miaraka aminy fôna??? aza fohana miaraka aminy vôniny hoa ny môly fa mampitapy
10. Mirananirina
(
03/12/2009 17:07)
Tsy ho lany andro aminareo eto aho rankizy raha zavatra tsisy lanjany no ho lazaiko fa naleoko nitanina andro teo atokotany aho
any @ 93 ve d misy masoandro @ zao ririna b zao e? sady efa maizina b zao? ary lery miseho ho goaika mpananatra nefa rawiwi ihany io sady milaza fa niasa tao @ TIKO nefa mpanao lalana no asan'lery! aokizay ny lainga fa mankaleo rawix a=)) =)) =)) =)) avy foana ny orana androany ko ,tsy nisy masoandro marina!!! :-o
11. antimpanahy
(
03/12/2009 17:12)
Raha zavatra tsisy lanjany no ho lazaiko dia naleoko nitanina andro teo atokotany aho ,
-fa matoa aho mijabajaba amin'ny tsy fahitana tsara manoratra izay zavapatako eto dia tombotsoa lehibe ho an'ny firenena izany ,
-ka raha misy mankahala izay voasoratra dia afaka mamaky fotsiny fa tsy mamaly izy , ary misy dia misy tokoa ireo mankasitraka izay voalaza dia hirariana foana hianareo hametraka fanontaniana
-fa tsy natao hampiady eto akory na hampisarabazana fa zavanisy marina tokoa ary mendrika ny hoborahina
-mety amin'izao taonako efa voky andro izao ve ny ataonareo ankizy "ialahy" sy tevatevaina ? nefa efa nivonona ny ho amin'izany aho rankizy fa apetraho izay fanotanianareo

12. AndriambyII
(
03/12/2009 17:12)
Averiko ilay fanontaniako tetsy ambany , efa mba namaky ny verset satanique nosoratan' i Salman Rushdi ve i antimpanahi ?? soraty hoe eny na tsia dia efa tonga ny hafatra . 8)
13. AndriambyII
(
03/12/2009 17:17)
Mila fanazavana amboniny izay valin-teny nomenao tao ambany kosa aloha aho é , na efa nahare siosio momba ny fampiasana ilay boky ?
14. XxxX
(
03/12/2009 17:36)
antimpanahy:aoka leisy rawix a! fa inona aza ity rediredinlahy ity e? ary ialahy io anie tena bandy fantatro tsara e! niara niasa t@ lahy aho ka aza mampihesona ol eto leity a!
-mety amin'izao taonako efa voky andro izao ve ny ataonareo ankizy "ialahy" sy tevatevaina ?
15. lohataona
(
03/12/2009 20:06)
:-D :-D :-D :-D daholo, fa miseho ho mahafantatra ity sy ity daholonefa tsy afak manaona inn na inn! izao e!! versé eee! ity ee! izaho nahita izao eeee! mampihomehyee! na i bainn na i baofy dia mitovy tsy misy mitondra fa diska gôka no sady baolina tsy mibontsina ça ne sert à rien, na dia hikikiaka eo aza!!! :-D :-D :-D :-D
16. fijo
(
03/12/2009 20:29)
fa film inona no tena ankafizin'ny mpanoratra ,fa toa lialian dra izany ,hihihii
18. Rajakoo
(
03/12/2009 23:06)
fa maninona kay wiwi no miova ps foana e
Tsisy olona mamaly vendrana ntsony eaha vao terrywui no entiny nedala io mntsy efa leo dinika sans valeur ny pokna
19. dadabe
(
04/12/2009 07:26)
zah aloha efa ela no naheno io resaka io e, asaksak'izay tsy hino....efa navokako teto fahiny ilay resaka "franc macon" fa mbola tantara lava koa io kleuleu ...sao d tratran'ny fandraikirekena nareo ireto ka tsy mahita ny tena marina leuleu :-D
20. antimpanahy
(
04/12/2009 09:08)
Misaotra anao dadabe ______
Tsy te hifandahatra be aminareo aho rankizy ,satria fantatro tsara fa misy mankasitraka betsaka ihany koa ny zava boalaza ,misy koa anefa ireo izay tsy mankasitraka !heviny izay fa tsy azo odintsy hita koa fa ho antsika izay mankasitraka rankizy dia mbola averiko aminareo ihany fa marina daholo ireo teny ireo
andriambyll_________
manontany ahy ianao hoe namaky io boky io ve aho ,raha tantara fotsiny araky ny hevitry ny sasany anefa no nolazaiko dia mety efa namaky na tsia aho angamba , fa kosa hoy aho zava misy sy niainako ary zavamarina no ambara eto ka tsy dia misy hidiran'ny tantara loatra angamba , asa mety mahavaly le fanotanianao angamba izay
-raha tsy misy fanontaniana intsony dia handefa ny chapitres manaraka eto inadray aho rahatoandro
misaotra betsaka tompoko