Ny tiako ho lazaina fotsiny dia efa nanatrika io SORONA io aho na taty ivelany aza ary nahita tsara ny tao antrano ny fomba fomba rehetra fanaony ,tsoriko eto koa aloha fa tsy misy fantatro izay lazaina satria amin'ny teny Italiana daholo ny zavatra hatao ,fa ny rĂ tompoko dia tena nitondra amin'ny tavoahangy , ary ny zanak'Osilahy dia nitondra koa ,
Tsy tafavoaka amin'izao zizotra ataonareo izao hianareo raha ny FO be no hiasa fa tsy ny SAINA , mandiniha tsara , mieritrereta dia ho voky andro tahaka ahy hianareo , matoa aho niditra teto dia efa nivonona ny hangatsiaka foana ny foko ary efa fantatro ny ho ambaran'ny tsirairay saingy ny marina tsy maintsy avoaka na ho faly ny sasany na tsia !