Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nahavita foto-drafitr'asa be ny TGV fa ts niteny na nirehaka
1. antimpanahy
(
14/12/2009 15:26)
rehefa nanao fanadihadina sy fanontaniana betsaka izahay momba ireo fotodrafitr'asa nataon'ny TGV dia hita fa betsaka ihany raha noharina tamin'ireo fingana marobe sy tsikera ary fanohanana ny vola tokony hiditra teto M/car ,satria nahoana ?
--nisy lalana anjatony KM mba tsy hilazana hoe anarivony KM efa vitany
--nisy lavadrano amanjatony vita
--nisy ecole sy hopital amanjatony tao amin'ny Fid, Agetip ,cresed ,gtz ,vita
--nisy perimetre irrigués na ny tohadrano sy ny lakandrano aman'aliny km vita
--nisy fivoarana be ireo renivohimparitany rehetra raha ny hatsarany
Ka tokony isika rankizy mba tsy hihinana ambolony toy ny bibilava mitelina voalavo fa mba haka ambony handinika ambany vao hiteny fa tsy izay eo ambava de ho alefa ho hitan'olona daholo
misaotra anareo

novalian'i antimpanahy ny 16/12/2009 19:26
2. nanjakely
(
14/12/2009 15:27)
iééé tamin'i Ravalomanana kosa aloh vo nahavita kaboné iray defa nihorahana sy niantsoana anjombona eran'ny M/car e
3. papala
(
15/12/2009 06:54)
- ne ny DADA ry vendrana efa POMPE fa tsy LAVADRANO ZANY TSONY A!
- HOPITAL sy ECOLE manarapenitra efa t@ andron'ny DADA DAHOLO IRENY ka zay vao vita no NOTOKANAN'I LAVA NIFY TGV. EFA LALANA T@ andron'ny DADA RA8 DAHOLO RENY efa zava-bitan'ny RA8 daholo reny mody tokanan'ny TGV TSY vanona mandray vonona fotsiny. SAO DE HEVERIN'NY ANTIMOLA FA TSY FANTATRY NY MALAGASY ARY ZANY. fa i antimola nitapina inona ny masonao sa ZAO EFA ANTITRA ZAO VAO NAHITA NY ZAVA-BITANDR8 daholo reny ranonaA! aza eto hoa no mamoron-dainga matsiravina be ato A~! 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O . ary hitako tsy misy mamaly mihintsy ny resaky le antitra ratsy saina ity!

4. dadabe
(
16/12/2009 13:25)
cercle vicieux zany le...Ra8 nitotokana ny projet an'i ratsiraka ...sns d zao Andry nitokanan y projet andra8 hahaha
5. AndriambyII
(
16/12/2009 14:10)
Samy tsy tompon' ny asa vitany ny politisiana nandalo tao hatramin' izay ra Dadabe !! fa asakasak' izay mbola manohana ny culte de personnalité ihany io !!
6. antimpanahy
(
16/12/2009 19:26)
ekeo ny fahamarinana rankizy a ny marina tsy ho takona naoviana na oviana na hosorana vovoka aza vao maika koa mamiratra , fa hianareo no jamban'ny taolana ka tsy mahalala afatsy voanjo ,ampiasao kely ny saina vao miteny
misaotra anareo
misaotra anareo