Teren'ny fitiavantanindrazana aho rankizy dia hiverina ihany

1. antimpanahy ( 16/02/2010 13:24)
Marina fa be ireo manatsatso na koa manompa sy manaraby ahy eto nefa dia hiezaka hanazava zay zava pantako ihany aho rankizy,
-Ireo lisitry ny olona efa novonoin'i dada Ravalomanana hatramin'izay no alefako sy asiko isany eto :
-Ravolomaso ( mpanao rugby)
-Eienne (naman-dravolomaso ,voasambotra niaraka tamin'ny Hotel Cb )
-Mme Sonia ,mpiasan'ny douane (tsy nanaiky nanala ny haba tamin'ny fahatongavan'ny entan'ny TIKO tao amin'ny seranana) ---hazaiko kely rankizy: nisy entana roa sambo(PPn) an'ny TIKO tonga tao Tamatave, nandefa filazana sy antso maika ny Fanjakana fa esorina ny Haba rehetra ho an'ny entana rehetra izay miditra ao anatin'ny 12h !
-Tsy nanaiky an'izay i Mme Sonia = hita faty teny antanimbary voatifitra teo amin'ny fihirifany !
-Zaza 35 isa , natao sorona ! ary 78 isa tsy hita popoka !
-Général Boba nasiana poizina tao Soavinandriana Htl
-Général Andrianaivo ,notifirina teo ampandriana tao amin'ny Hopitalin'Antsirabe
-famonoana ny TGV ho faty teo Analakely (natao veloma farany teo a Mahamasina)
- famonoana ny TGV ho faty teo Ambohitsirohitra izay nahatratra 300 raha tena atotaly marina !

mbola betsaka ny ho tantaraina rankizy fa hiverina matetika eto aminareo eto amin'izay aho fa mba asio FIFANAJANA SY FAHAMATORANA ny famalianareo izay volazako teto satria raibenareo aho rankizy ka mba hajao ny volofotsiko !




misaotra anareo!
misaotra ny mpiandraikitra !
-
2. antimpanahy ( 16/02/2010 13:27)
raha misy moa aminareo te hitantarako mivantana ny zavatra fantatro sy niainako tao amin'ny TIKO BOYS dia homeko anareo ny lahantariby mety ahazahoana ahy ! ity ny email : rakotojeanba@yahoo.fr tsy misy lainga tsy misy fitaka izay lazaiko anareo rehetra


misaotra anareo!
3. terrywui ( 16/02/2010 15:20)
misaotra ra antitra a! potsiro eo mits ze ten marn fa aza amelan ee fay izy zao hin hon her :-D :-D :-D
4. pikatti ( 16/02/2010 19:22)
Politika adala sisa ty tgv fopla tony klé :lol:
5. ndotofetsy ( 16/02/2010 22:09)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Onah ( 17/02/2010 07:37)
Marina mintsy izany ry antimpanahy an,
raha tsy anarina @ hadalany mantsy ny adala dia mihevitra ny tenany ho hendry,
raha tsy potsirina hôtrizany mihitsy ny nataon'i r8 sy ny forongony dia meritreritra ry zareo hoe nandra daholo ny gasy.
mbola tsy hitanao aza ry antipanahy ny maty tao vodiala sy ambatondrazaka, ny fibodoana ny zavatrolona dia olona firy nov very fananana?
Ka dradradradrao mihitsy ho rentany fa tena mpamono olona r8 eh
7. katrikatry ( 17/02/2010 07:43)
Angano angano arira arira, resaka fampatoriana @ alina ny tgv izany ry nao a =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.103