ANTSO MAIKA HO AN'IRETO OLONA IRETO

1. antimpanahy ( 19/10/2010 11:11)
Malahelo ihany ny fo ary mitraho ny ranomaso anaka isany fa : misy nanjavona ireo namana mpiara-mihira tato, izay nandrora nitsilany moa ka ny tenanay ihany no voa ,koa noho izany re anaka dia :
- Mba mangataka an'ireto olona ireto "hiverina" izahay :

PENGUIN
RANGORIVAO69 (raha mbola velona)
FETICON
TERRYWUI
PIKATTI
OUIOUI
NANJAKELY
ZAMA91
MAMIJO
KALACK
GENERAL

fa mangina ny serasera ary mangina ireto vitsika momba kitay tavela irery eto !


admin azafady aza fafaina ity!
novalian'i dadabe ny 08/06/2011 17:06
2. cyril ( 19/10/2010 12:10)
ha ha ha ha ha

ha ha ha ha ha cyril adino


cyril = pikatti iany tsy adino a
3. cyril ( 19/10/2010 12:16)
mirananirina =nyhaingo =ngaila=belle aa
ha ha ha ha ha

ha ha ha ha ha a
4. halloween ( 19/10/2010 16:01)
mbola mikonetaka ve bainn a ?

ppppfffffffff.....!
5. jojo-bebe ( 20/10/2010 11:22)

hahaha!
6. andrywui ( 21/10/2010 09:59)
ao ambany ao i mirana mivouvou be ao lety ry jojobe oe elah iany hono no gratos sy foudre a !
- de mbola elah iany hono ozizy ony no Ngaila ! jereo ao ane e !
7. nanjakely ( 16/11/2010 11:42)
i pikatti sy ny miaramilany( diloo ,foudre , zigzag ,bekintanay,mirauvero,bonne ,bekiraro,ouioui(vrai),cyril(vrai),lanyie eto ny pages fa ireo alou niu tena malazai no namana en ombre alou zao
8. dadabe ( 08/06/2011 17:06)
soa ihany fa tsy nisy dadabe kleazaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1604