Tsy mety izao PS LalaoRavalo sy MialyRajoel izao rankizy...!
1. antimpanahy
(
12/12/2009 10:10)
Raha mba azonareo atao rankizy ny tsy manivaiva na manevateva olona ! indrindra moa fa olona Mpitondra ambony daholo ireo dia mba aleo atao resaka matotra sy manaja olona fa tsy mety izao ,efa hitanay ato amin'ny admin fa i Batista sy Pikatti no manao ireo PS ireo ka mandrara anareo roalahy ny admin mba tsy hanesoranay ny IP nareo !
--Sady tsy mi existe tsony i LalaoRavalo fa OnjaRavalo araky ny tenin'i kidoro no mety ho vaovao farany ho renareo ato ho ato ...!
misaotra anareo!
antimpanahy lehibe mpamboraka ny marina!
--Sady tsy mi existe tsony i LalaoRavalo fa OnjaRavalo araky ny tenin'i kidoro no mety ho vaovao farany ho renareo ato ho ato ...!
misaotra anareo!
antimpanahy lehibe mpamboraka ny marina!
répondu par pikatti le 16/12/2009 13:34
2. terrywui
(
12/12/2009 10:27)
TRATRA ELAH ZANY LETY BATISTA FA MIAKE AMZAY A
ELA NANAOVANA RATSY ELAH SY PIKATTI ZANY FA ZAO LAISANY KOBON I BAINITRA BE FA MPANAO VINANY ETO :-D :-D :-D :-D
ELA NANAOVANA RATSY ELAH SY PIKATTI ZANY FA ZAO LAISANY KOBON I BAINITRA BE FA MPANAO VINANY ETO :-D :-D :-D :-D
3. ramosekely
(
12/12/2009 10:33)
INONA INDRAY IZAO REDIREDINAO IZAO RY WIWI AU MOINS IANAO MBA MI SOUHAITER ANNIVERSAIREAN'I DADA ALOHA VAO MIRESAKA
5. terrywui
(
12/12/2009 10:37)
eny ary e.......! ekena batista fa hisoeté ary ah !
TRATRY NY TAONA AHAKETRAHANAO HIANAO RY DADA MALALA
---DE MAHEREZA MIHINANA LAVA NONO AO SWAZI OZY RAKIDORO
--- DE MISOTROA RONONO ANTAVY BOBAKA SAO MIOLANA NY HOZAPE !
TRATRY NY TAONA AHAKETRAHANAO HIANAO RY DADA MALALA
---DE MAHEREZA MIHINANA LAVA NONO AO SWAZI OZY RAKIDORO
--- DE MISOTROA RONONO ANTAVY BOBAKA SAO MIOLANA NY HOZAPE !
6. ramosekely
(
12/12/2009 10:45)
fanina eo ianao ry wiwi ,tsy i batista izany aho :-D :-D :-D
tohizo ny dinika
tohizo ny dinika
8. terrywui
(
12/12/2009 10:50)
OnjaRavalo letsy ry twing ilay sipa mpihiran'i tinondia petsainlery lava taty M/car iny a ...! Onja ny anaran'iny ..! sipan'i Dada ...!! mampalaelo kotony i neny r'ifiona ooo ? ataon'i dada lava-droa nefa izy tokana ...!! hon hon hon hon
9. terrywui
(
12/12/2009 10:53)
fanina eo ianao ry wiwi ,tsy i batista izany ahoo lty ra-batistà a..!!
tohizo ny dinika
za ve amlah donto otran TIM ka tsy ahalala anlah mpiresaka amiko isan'andro io a ! vao mikozy elah na manao PS vaovao eto defa koboko oe rabatista ndray io ..! aontanio andrapikany fa efa nokoziko anlery zany oe ireto doly oa ny PS ndrabatista ..!! hin hin hin hin koboko fon ela ee!!
10. ramosekely
(
12/12/2009 10:56)
tsy ampy amidin'i pikatti ianao ry wiwi an,lery zao ao dangy fihomezana fotsiny
tsiky dia ampy e
tsiky dia ampy e
13. pikatti
(
13/12/2009 12:40)
OnjaRavalo letsy ry twing ilay sipa mpihiran'i tinondia petsainlery lava taty M/car iny a
Onja (Tinondia) nie étre la maîtresse de Marc Ravalomanana
Tout le monde en parlait. Certains bodyguards de la Présidence rapportaient volontiers les virées de la 4x4 présidentielle et des journalistes affirment avoir recueillis d'info de la bouche méme de la belle. Mais voila, comme disait quelqu'un, sois belle et tais-toi. Onja, la chanteuse de Tinondia, une tropicale bootylicious, mi-Shakira mi-Beyoncé, a donc décidé de se taire. Ou plutôt de parler.
Dans "Midi Flash", le journal speed de l'Homme pressé, nouveau produit du groupe "Midi Madagasikara", Onja annonce urbi et orbi qu'elle n'est pas la maîtresse du président de la République de Madagascar, Marc Ravalomanana. "Quand on est connue, on n'est jamais à l'abri de ce genre de rumeurs, on apprend à vivre avec. Mais, je ne sors pas avec le Président. On s'est déjà rencontré mais il est quand méme le Ray aman-dreny et j'ai beaucoup de respect pour lui", confesse-t-elle dans le 4ème numéro de "Midi Flash" daté du samedi 12 janvier 2008.
Resapoza tsy mahagaga manely tsaho fotsiny ry le tgvizana :-D :-D :-D :-D
14. antimpanahy
(
14/12/2009 15:35)
pikatti________________Raha tsy fantatrao ilay olona anaka dia aza manao lainga tsara lahatra eto ianao ,efa fantatra koa ny momba anao sy ny hadalana vitanao teto amin'ny serasera ...!! enao ilay mpanao "ankitifitifitra be" ndray andro niaraka tamin'i Rainivoanjo (mpandefa sary porno sy sary vetaveta) teto amin serasera !!
ka tsartsara aminao ny tsy be teny fa izaho dia membres ato amin admin ka afaka manala ny PS nao raha mbola be di-doha iany ianao ,
misaotra anao !
ka tsartsara aminao ny tsy be teny fa izaho dia membres ato amin admin ka afaka manala ny PS nao raha mbola be di-doha iany ianao ,
misaotra anao !

