AKAIKY NY FARANY FA AVAHO IZAY RATSY : POROFO

1. antimpanahy ( 04/12/2009 09:35)
LOHATENY CHAPITRES

Inona daholo ireo biby fampiasan'ny demonia

Hilaza hiaramahita isika raha hiresaka ireo biby tena nompiandravalomanana marina tao Faravohitra na Iavoloha na Ambotsirohitra
-Somary nihomehy ihany moa aho raha nopongarin'ny miaramila sy ny mpanao gazety ireo ODY tao Ambotsirohitra ,nisy sary OSY lahy kely volamena tao nisy Manjakaben'ny tany tao ny vola ariary be ny sary sikotra lohan'osy vita tamin'ny hazo ! _____tsy dia eo no resako fa ity nisy nahatsikaritra ilay sary Madagascar misy sarimbehivavy sy sary tongotra manitsaka an'i M/car ve hianareo ?
izao ary no fanazavana ! maninona no sarintany Madagascar no nitshina tongotra ? -Iny dia marikin'ny fiporetana tanteraka eo ambany faladia an'i M/car raha toa ka .....notanterahiny ilay SORONA farany nagatahina !
-Ny teny nomena dia hoe :azonao hanjakàna izao rehetra izao ! hitsahinao ampaladia i M/car raha omenao ahy ho sorona ny ràn'i.......(tsy hay io tsy nekena io)
-hiverina kely amin'ilay lohateny amin'izay ary aho : inona daholo ireo biby fampiasan'ny demonia sy tsy ampiasainy
---Ireo biby tsy fampiasany aloha :voromailala(colombe): tandindon'ny Fanahy Masina ,Ondry na zanak'ondry =Tandindon'nilay Kristy hamonjy ny Olombelona sns...
---Ireo biby fampiasany:: sahona = biby vetaveta , kisoa biby vetaveta ihany koa , alika biby ratsy sy famoaka eny ivelany ,osy tandindon'ny SATANA ,bibilava mpamitaka ,dinde biby fampitahorana ny kanosa sns....

__dia hametraka ny teniko amin'izay ary aho tompoko fa ireo biby eo amin'ny farany ireo dia biby fikarakaran'ny tanora sy ny TIKO Boy's satria tsy nahalala izahay ,afaka manontany izay olona membres tao amin'ny TIKO Boys isika fa ny :SAHONA ,KISOA ,ALIKA ,DINDE,OSY LAHY,BIBILAVA dia biby nompiana sy nohasohavina ary natao tsara karakara tokoa tao amindravalomanana !


tapitra ny fizarana !

misaotra tompoko !


NB:raha azo hatao dia ataovy betsaka ny fanontaniana
novalian'i ANARIM ny 07/12/2009 10:31
2. harybe ( 04/12/2009 10:22)
tena antitra mintsy ilay toetsaina ka!! tsy y fanahy ihany fa ny saina koa!
3. maryline ( 04/12/2009 10:51)
misaotra @ le mail e! Mba asio resaka manjamanja @ manaraka de valiko tsara enao e! ity izany no chapitre faharoa @ le angano??
4. antimpanahy ( 04/12/2009 11:01)
harybe_____ahoanao inona hozizy izay omby maty any fa ny hena hohanina ,vakio dia mieritrereta tsara izay voalaza dia apetraho ny fanotanianao, misaotra !
maryline__________mbola averiko aminao fanindroany indray ilay teniko taminao iny hoe :afaka mamaky fotsiny ianao raha tsy mety aminao ilay dinika dia diniho tsara izay voalaza ao fa ahasoa anao izany ,faharoa aza mitapi-maso roa toy ny soavaly hoy aho fa fara faharatsiny ny ilany ihany no tapeno dia mba sokafy ny ilany , dia ho hitanao fa hazava aminao ilay fahamarinana tiako ho soritana
5. kidoropamba ( 04/12/2009 12:11)
Izaho aloha vonona hanome vola hanontana an'izany boky izany raha ilaina fa tena mahafinaritra ary tsara ho raketina ho tantara hoan'ireo dimby sy fara.
8) 8) 8) 8) 8)
6. belaza ( 04/12/2009 13:32)
MITENY IRERY RA KIDORO AN DE MITADY HISOLOKY HOE MANOMEZA VOLA KOA HI HI HI FA HEVERINIALAHY VENDRANA DAHOLO VE NY ETO E?? POLITIKA NY ETO LETI FA TSY NOFINOFY A!!!
7. maryline ( 04/12/2009 14:26)
antimpanahy:


maryline__________mbola averiko aminao fanindroany indray ilay teniko taminao iny hoe :afaka mamaky fotsiny ianao raha tsy mety aminao ilay dinika dia diniho tsara izay voalaza ao fa ahasoa anao izany ,faharoa aza mitapi-maso roa toy ny soavaly hoy aho fa fara faharatsiny ny ilany ihany no tapeno dia mba sokafy ny ilany , dia ho hitanao fa hazava aminao ilay fahamarinana tiako ho soritana


hahaha ry wuiwui e! sao heverinao ho fa zazakely anie aho ka ho rendremana @ anganonao e!
8. kidoropamba ( 04/12/2009 14:46)
Miala tsiny amin'izay tsy manambola fa azoko atao tsara ny manonta boky raha toa ka ilain'ny firenena izany. Vola tsy nangalarina tahaka an-dra8 mpamaky banky santraly ny aty e.
9. badoboys ( 04/12/2009 23:12)
Angano :x
10. antimpanahy ( 05/12/2009 10:36)
badoboys _________
Tsy angano araky ny eritreritrareo fa tena zava marina ary nandalo sy niainako teto amin'ny firenena tao amin'ny TIKO no ambarako anao fa aa entin'ny fo fotsiny hoy aho fa misehoa mandinika sy miezaka ho antimpanahy fa tsy tafavoaka amin'izao zizotra ataonareo izao hianareo raha ny fo no hiasa fa tsy ny saina , mandiniha tsara , mieritrereta dia ho voky andro tahaka ahy hianareo , matoa aho niditra teto dia efa nivonona ny hangatsiaka foana ny foko ary efa fantatro ny ho ambaran'ny tsirairay saingy ny marina tsy maintsy avoaka na ho faly ny sasany na tsia !

misaotra tompoko !
11. ANARIM ( 07/12/2009 10:31)
hahahahahahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1011