MBA AOKIZAY E!...MBA MAHALALA RERAKA AMZAY FA NY VAHOAKA AZA EFA NIALA TSY NANARAKA ANAREO TSONY LE 2000 KELY TEO AMIN MAGRO FAHINY RENY ....
1. terrywui
(
30/05/2010 21:26)
..mba mipetraha ndray anie nareo ry Mpanohitra anie nareo de mba manajà tena ndray refa tsy nety fona ze natao rehetra de aleo ndray mba hanao ny Fanjakana ahitanareo azy aleo hiasa ny oul fa mampalaelo ny vahoaka mijaly !!..tena resaka ny ahy io ! fa hohitanareo ny fiakaran'io harinkarena faobe io ho 12,5% ao antin'ny heritaona fotsiny na ho 15% akory aza raha ny fahitako ny firifatrany hin hon hin hon hin hon hin !!!....
novalian'i pikatti ny 02/06/2010 00:51
2. terrywui
(
31/05/2010 10:19)
FIGN = NIDABOKA
IDADA NANTENAINA KOA TY
HO PAINGORINA FA NAMONO MALAGASY BOBAKA
INONA TSONY ?
MARINA NY ANAREO ALEO TSY MIDITRA SERASERA TSONY FA MITOMANY BE ANY ANTRANO ANY DE HANJAKAN'NY TGV SY HANDIHIZANY MARAIN-TSY HARIVA ATO HIN HON HIN HON
IDADA NANTENAINA KOA TY
HO PAINGORINA FA NAMONO MALAGASY BOBAKA
INONA TSONY ?
MARINA NY ANAREO ALEO TSY MIDITRA SERASERA TSONY FA MITOMANY BE ANY ANTRANO ANY DE HANJAKAN'NY TGV SY HANDIHIZANY MARAIN-TSY HARIVA ATO HIN HON HIN HON
3. terrywui
(
31/05/2010 10:25)
MANJAKA ATO NY BALA RORA ....HIN HON HIN HON
MANJAKA NY TGV HIN HON HIN HON HIN HON
RAPIKA VERY HEVITRA
BATISTA VERY FANAHY
LOCL VERY FANANTENANA
RIJADOLLY SY FIJO SISA ITAKO MITSIPATSIPAKA KELY MIALA AINA ATO.....
DE EO KOA MOA LE TSY FAHAIZANA MAMPIASA ANLE SERASERA VAOVAO
KA REHEFA VIZANA KOA IREO SATRIA IZY IREO SISA DE AN'NY TGV 100% AMIN'IZAY NY SERASERA.ORG HON HON HON HON
MANJAKA NY TGV HIN HON HIN HON HIN HON
RAPIKA VERY HEVITRA
BATISTA VERY FANAHY
LOCL VERY FANANTENANA
RIJADOLLY SY FIJO SISA ITAKO MITSIPATSIPAKA KELY MIALA AINA ATO.....
DE EO KOA MOA LE TSY FAHAIZANA MAMPIASA ANLE SERASERA VAOVAO
KA REHEFA VIZANA KOA IREO SATRIA IZY IREO SISA DE AN'NY TGV 100% AMIN'IZAY NY SERASERA.ORG HON HON HON HON
5. terrywui
(
31/05/2010 12:28)
aona lety ra feticon a!!...ary toa tsy tezitra be otran'ny mahazatra intsony elah ?? nahatsapa tena sa tonga saina aminzay fa fopla le fikan'ny Mpanohitra hatramzay ??...
6. terrywui
(
31/05/2010 12:30)
hon hon hon eeesssssiiiieeeee....!! jereo anie ty porofo maha pelaka an'ireto Mpanohitra ireto e !....45 pers ny "vangy" nefa 5 ny mamaly !!...izany hoe nijery tato zany ry lerony fa mataoatra ny hamaly ahy sao petsaiko !!!.....tena hevitra tena tsara ity "vangy" ty rahery a !...mahazou bizou alou toi aminio fa misy hihinanako tsara anireto Mpanohitra ireto !...
7. xxx3
(
31/05/2010 13:18)
tokony mba toanga saina ialahy ry rawix raha tsidihan'ny kil ohatran'ireny manao tsidi pahitra ireny ny dinik'ialahy ,i bazylozitra moa dia tsy hita trace intsony ,marina ihany angamba ny tenin'i rabatista hoe hoe voan'i alzaimera lery ka dia tsy hita poapoaka tampoka teo
8. terrywui
(
31/05/2010 13:22)
ary batista nlah koa mba aiza e! elah ary tsy sahy mampiseho PS nefa lahy be io !.....misy dinika serieux ao raha hamaly elah e! tsy laninareo io dinika iray io !.....
10. bekiraro
(
31/05/2010 23:26)
ary batista nlah koa mba aiza e! elah ary tsy sahy mampiseho PS nefa lahy be io !.....misy dinika serieux ao raha hamaly elah e! tsy laninareo io dinika iray io !..
ary antimpanahy misitri-beloan i wiwiwi wawawawa
12. bekiraro
(
01/06/2010 09:13)
wiwiwiwiwiwiw wawawawawa miafim-belona fotsiny sisa no azon'ialahy hatao eto , maninona raha mazàna no tsy voasakan'ialahy ny kôfy, sa heverin'ialahy fa sipa ve ny bandy e, any @ sipa any ialahy no mahasahy fa raha vao bandy miforin-drambo
13. bekiraro
(
01/06/2010 09:13)
wiwiwiwiwiwiw wawawawawa miafim-belona fotsiny sisa no azon'ialahy hatao eto , maninona raha mazàna no tsy voasakan'ialahy ny kôfy, sa heverin'ialahy fa sipa ve ny bandy e, any @ sipa any ialahy no mahasahy fa raha vao bandy miforin-drambo
14. terrywui
(
01/06/2010 20:08)
Tsy ambany saina otranlah ah bainn a...elah no diso fanatika loatra ! afaka ampindramiko PA elah raha misy ilanlah azy !..manana 9mm automatique anakiroa ah! tena kozy vrai zany! afaka omeko hindramlah miaraka amn autorisation ny iray raha afaka elah mankaty antrano maka azy! efa natoroko anlah !....
15. pikatti
(
02/06/2010 00:51)
Ampy zay e, raha eto anie ry lery no samy hanampatra tsy hisy farany e, aleo mifanaja , hafa ny sangisangy sy resaka fiainan'olona any , ary misy samy efa zatra elah sy zà ohatra samy mpamazivazy fa , mety tsy hety @ olona sasany kosa anefa izany, ny dinika fotsiny no tohizo dia mandeha ho azy io

